Artista sy Hira

samim ( 16/12/2008 20:52)
Manao ahoana daholo, Mba saika anontany ho an'ireo 'zay manana ny tononkiran'i zay,ilay hoe "tsy fantatra",raha mba afaka ampiditra ny tonony ao @ serasera. Misaotra mialoha! ... tohiny
dadoux ( 16/12/2008 13:50)
Mitady tononkira ABEL ANDRIANARIMALALA!! misy zao ny hira: raha toa ka mahalala izao tontolo izao fa miombona fitia izaho sy ianao! fotoana vitsy monja ny hasambarana ka vetivety dia misaraka! raha ... tohiny
novalian'i Lejoba ny 16/12/2008 13:52
tindjy ( 16/12/2008 13:50)
mlay... tohiny
novalian'i Koditra ny 16/12/2008 15:01
bolotsy ( 16/12/2008 08:40)
izay mba maana ny tonon'ny hiran'i Xhy s Ma "besolongola" mba miangavy e! misaotra anareo e!... tohiny
novalian'i bolotsy ny 13/01/2009 08:29
tsykivy ( 16/12/2008 05:23)
Salut Tiako be io hira io fa tsy haiko ny titre. Mba omeo izay manana eh ciao... tohiny
novalian'i onykely ny 19/05/2014 15:36
missval ( 14/12/2008 10:07)
manaona o! mba mangataka ny tononkiran'i Tearano "valiko zay" Msaotra ô!!!!... tohiny
novalian'i Ityah ny 14/12/2008 15:25
sitlo ( 14/12/2008 00:29)
Kay ve ka ilay Tizy Bone no gasy eh. Tena mba tara be indray aho tamin'iny. [img]http://img156.imageshack.us/img156/8108/60668869qc9.jpg[/img]... tohiny
novalian'i sitlo ny 19/12/2008 04:23
rooj ( 13/12/2008 15:43)
hiran'i Rah kiki vaovao.Mangataka tonony fa tsy azoko tsara ny lazainy. Misaotra. :oops: ... tohiny
novalian'i FITAH ny 18/12/2008 19:41
aah ( 13/12/2008 06:12)
Toy ny olona rehetra dia manomana ny Noely koa ny Mpiantafika Gospel miaraka amin'ny sampana FDL ao amin'ny fiangonana Fihaonana Taolagnaro. Hira fitoriana, vavaka, seho miavaka no hatolotra ny Kris... tohiny
novalian'i xxx ny 13/12/2008 12:34
xxx ( 11/12/2008 09:33)
mizara ity fa malahelo an'i dada koa aho http://www.dailymotion.com/ikanirina/video/x6m2m4_clo-mahajanga-lasa-i-dada_music ... tohiny
novalian'i melody ny 19/12/2008 13:45
bibidia ( 11/12/2008 09:31)
mba mangataka ilay hira mozole mpihira Monique et BAKOMA miaraka amin'ny tondrom-peo raha azo atao misaotra mialoha... tohiny
novalian'i bibidia ny 19/12/2008 08:09
Lemonja ( 11/12/2008 09:28)
Salama e, Mba handefaso ny tononkiran'i Sareraka kely ny akama e: SOFIA. Misaotra mialoha e! ... tohiny
Nyaritra ( 11/12/2008 07:33)
miangavy izay rehetra mety afaka manome ny parole-n'ireo hira ireo e, hira vao nivoaka vao haingana le izy, inoako fa misy afaka manome an :D ... tohiny
mbosa ( 11/12/2008 06:26)
Mba mangataka io tononkira io ra mba misy fa efa ela no nitady,merci... tohiny
novalian'i razefa ny 26/12/2008 08:56
tenrec ( 10/12/2008 19:36)
Sao dia misy manana ny tononkiran'i Mily Clément "Ho meva"? Misaotra betsaka o!... tohiny
novalian'i Noue ny 12/12/2008 09:59
cire ( 10/12/2008 12:45)
tena efa nitady io hira io za fa tsy nahita tonony mihintsy ... tohiny
Alph ( 09/12/2008 09:26)
mitady ilay hiran'i Tonton Pà hoe Minouche... tohiny
irihat ( 09/12/2008 07:40)
Manahoana daholo ry reto a Mitady hatraiza 2x adresse-n'Ny Voanio ah zany, na izay mety hi-contacter-na ndry zareo fa tsy mety mahita mitsy. Tsy izany mantsy fa te-hanampy mafy ny STK ao aminay aho... tohiny
novalian'i andrywui ny 09/12/2008 10:15
flinde ( 08/12/2008 12:14)
Mba mangataka ilay hiran'ny Tanora FLM itaosy ilay hoe Kalvary iny azafady. Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i ni81 ny 09/12/2008 06:33
fitionja ( 08/12/2008 10:39)
Salut,saika mba hangataka tononkiran'ny Feon'ala.Merci... tohiny
novalian'i ainaheri ny 08/12/2008 10:50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0596