Artista sy Hira

tony586 ( 01/12/2008 08:24)
mba mangataka tononkira shyn feno anao zay mahay misaotra mialoha... suite
xxx ( 28/11/2008 18:15)
répondu par ainaheri le 29/11/2008 15:29
ttittie ( 28/11/2008 13:47)
mba mangataka io hira io azafady i fafah no mihira azy dia misaotra mialoha... suite
répondu par diamondra27 le 28/11/2008 15:58
ainaheri ( 28/11/2008 12:07)
Misy vazà manontany ahy ny dikan'ity(hevitr'ilay teny) hira ity fa tsy haiko,mba angatahako zany,inona ny tian'ilay hira lazaina ,misaotra mialoha Male hale(Salala) Nofiko zay ty ie omale Tsa... suite
répondu par ainaheri le 03/12/2008 12:52
ikalamanja ( 27/11/2008 13:22)
mba andefaso ny tonon'ilay hira hoe : moa ve vita fihavanana aho ry ireto raha mba azonareo atao an, de misaotra mialoha... suite
répondu par ni81 le 27/11/2008 13:34
lazounet ( 27/11/2008 09:34)
Ity hira ity dia atolotro ho an'i Lanto irery ! http://www.dailymotion.com/Lazounet/video/x7j914_ayna-quach-et-laza-baleda_music... suite
répondu par kotobekibo le 28/11/2008 22:40
eros7 ( 27/11/2008 04:40)
tsy hitako mitsy hoa lay anjeliko... suite
répondu par ni81 le 27/11/2008 08:46
friteau ( 26/11/2008 14:21)
tononkiran'i hantatiana iliy hoe:la pluie... suite
répondu par Noue le 26/11/2008 14:55
dalie ( 26/11/2008 10:56)
Mba mitady ny tononkiran' i Eric Manana izay misy, misaotre ê!... suite
répondu par ni81 le 26/11/2008 11:01
malalafitia ( 26/11/2008 08:14)
manaona daolo saika mba hitady ny hiran ny QUEEN lay oe LOVE OF MY LIFE azafady indrindra de misaotra mialoha ... suite
répondu par ni81 le 26/11/2008 08:23
dana2 ( 26/11/2008 08:12)
bjr!! a tous mbola za iany en faite nahita tonokirany fara andriamamnojy mombany ny fitiavana dia nefa tsy mahita ny clip mintsy za,ny titre any "ho tia anao"azafady raha misy manana ny feony io HirA ... suite
répondu par ni81 le 29/11/2008 12:05
dana2 ( 26/11/2008 07:24)
bjr daholo!!!mba mila fanapiana amin isika ny tenakko azafady indrindra,atao mariagy ny zokoko aminin ity volana DEC ity dia mba niteneniny za ihira eo amin fanamasinana an zareo 2 ,fa ny olna tsy m... suite
répondu par dana2 le 30/11/2008 17:26
nirilalaina ( 26/11/2008 07:08)
Bjr à tous! mba mangataka ny tonon'ny hiran'i Marion "ianao you" azafady izay mba manana e! dia merchi d'avanchhhhhh :lol: ... suite
répondu par ni81 le 26/11/2008 07:11
jasa ( 25/11/2008 10:31)
tiako be io hira io koa mba omeo ahy ny tonony... suite
répondu par ni81 le 25/11/2008 19:52
Rajim ( 25/11/2008 08:18)
Izay mba manana tononkiran'ilay hoe O happy days nadika @ teny gasy hoe O andro iray, dia mba handefaso aho azafady f'ilaiko hianaran'nu Sh @ Xmasy zao e! misaotra mialoha Oh happy days; lasa hoe O... suite
répondu par Rajim le 04/12/2008 04:50
Mihavana ( 25/11/2008 07:11)
Mba saika hangataka tononkiran'i Ambondrona titre hoe Inty aho fa tena revin'ny vadiko be mihitsy ilay izy, dia mba hianarana koa hatolotra ho an'ny zanakay. Misaotra indrindra e... suite
répondu par ni81 le 25/11/2008 20:31
xxx ( 25/11/2008 06:03)
Mba mitady ny tonon'ilay hira misy hoe: "[b][i]Tonga ny Krismasy, ry Malagasy, Izao tontolo izao hiara-paly aminao![/i][/b]". Dia misaotra mialoha ary mirary Noely Sambatra ho antsika sahady. :D ... suite
répondu par hevitra le 12/12/2011 15:59
Alacadence ( 24/11/2008 13:29)
manao aona daholo mba alefaso ny tononkiran'ny "malilo" de ninie donia raha mba manana fa tena tadiaviko. misaotra mialoha... suite
mimick ( 24/11/2008 12:02)
aza avelanao -y-zit ex- tragédie... suite
fyytia ( 24/11/2008 10:50)
vhf
mbo te ahita ny mikasika an'i Nali oe za ra misy mahay ! ... suite
répondu par xxx le 28/11/2008 20:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3357