Artista sy Hira

cyan ( 24/11/2008 09:43)
(l) tena tiako be le hira satria mifanaraka am le toe-javatra mitranga amiko amzao le izy sady le mpihira azy koa efa mandroso @fivoarana be na professionalisme de tohizo ry reto fa reveko be a!... tohiny
emi ( 23/11/2008 13:15)
manaona o! mba mitady ny tono-kiran'i Mananjary za izay hirain'i tarika Ny Voninavoko , misaotra mialoha tompoko o!... tohiny
novalian'i ni81 ny 27/11/2008 11:21
tsambo ( 22/11/2008 18:17)
mba mitady anio hiran'i les Adeline "l'eternel" io aqzafady... tohiny
tsiouxkely ( 21/11/2008 07:52)
novalian'i ni81 ny 21/11/2008 08:30
niryna ( 21/11/2008 05:11)
Sao dia misy mahay ba-kira amin'ny gitara ilay atao hira teny gasy ? ... tohiny
novalian'i niryna ny 21/11/2008 20:04
anahely ( 20/11/2008 07:49)
Mba mangataka ny tononkiran'i Manou_pazzapa 5 izay manana azafady "Laisse-moi chanter". Merci beaucoup Anahely... tohiny
novalian'i aikon ny 23/11/2008 10:19
aah ( 20/11/2008 07:06)
Salama indray isika mpakafy NY MPIANTAFIKA Gospel. Mizotra mankany amin'ny tsaratsara kokoa NY MPIANTAFIKA Gospel. eo ampikarakarana ny fanamiana izao ny mpikambana. Isaorana ny manager mpanohana s... tohiny
novalian'i ni81 ny 20/11/2008 07:45
xxx ( 20/11/2008 07:03)
x
à visiter ici [url]http://www.rrapgasy.com/[/url] votre avis...?... tohiny
novalian'i Papoose ny 22/11/2008 03:18
rafangotsohana ( 20/11/2008 06:38)
:?: Salut Ra-hery a! Mbola tohin'ilay hevitra nalefako teto ihany ity e, nefa dia toa voafafa tato anaty lisitra? Mahagaga ho'aho fa mba nandefa tonokira tato aho ary nony nojereko ny lisitry ny t... tohiny
joace91 ( 18/11/2008 18:59)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/kawitry/video/x7bky3_diapo-kawitry-romi_music ... tohiny
bolosy ( 18/11/2008 10:48)
za de mpakafy ny tarika Sitraka hatramin'izay(l). Nitady tononkira anefa aho de tsy nahita tato, ka mba omeo zay manana e! Ohatra hoe le hay ve iny. Misy slow rock milay be iny koa. de ilazao izay vao... tohiny
rkat ( 18/11/2008 08:39)
Manahoana, Mba afaka mahazo ny tonokiran'i Jaojoby ilay mitondra ny lohateny hoe Mahangoma ve azafady. Misaotra mialoha ery dia mirary andro mahafinaritra rkat... tohiny
nomenahary ( 18/11/2008 07:46)
Mitady tononkiran'ny "NY AKO" amin'ny teny frantsay iray aho. (Tsy sûr aho na "Ny ako" no mihira azy) Misy afaka manampy ahy ve? Toy izao ny fiandohàn'ilay hira Jésus-Christ est la vraie source ... tohiny
novalian'i Hajaznkdd ny 24/06/2012 21:00
eros7 ( 18/11/2008 04:12)
MBA OMEO AN'IO HIRA IO ZA... tohiny
remibe ( 17/11/2008 10:01)
SAO DE MBA MANANA NA MAHAFANTATRA CONTACT AN'I RIJA RASOLONDRAIBE, FA HIKARAKARA GALA. MERCI... tohiny
novalian'i ni81 ny 17/11/2008 20:37
bangkok ( 16/11/2008 18:39)
:-D Mitady mafy ny hiran'ny DOC HOLIDAY ilay hoe LASA IANAO. Raha tsy diso io lohateny dia HANDEHA IANAO RAHAMPITSO no manomboka ilay hira. Dia misaotra mialoha ê! =D> ... tohiny
Noue ( 16/11/2008 17:36)
hono oa aaa ! sao dia mba misy mahafantatra ny mpihira sy ny tonony ity hira ity ianareo eeee ?? tena vao henoko t@ radio teo dia oatra nahavariana be ahy ilay hira dia mba nalaiko izay azoko fa tena... tohiny
novalian'i ni81 ny 17/11/2008 10:03
aah ( 15/11/2008 08:32)
Salama tompoko. Mba te hanazava amin'ny mpamaky mikasika ny groupe évangélique "NY MPIANTAFIKA Gospel". NY MPIANTAFIKA Gospel dia tarika ara-pilazantsara niforona ny volana jolay 2008.Miangaly m... tohiny
rearea ( 14/11/2008 18:09)
inagaviana izay manana io tononkira io misaotra mialoha... tohiny
vale ( 14/11/2008 12:49)
Miarahaba ny rehetra, Saika mba hanontany oe misy fahatapahana ve ny Radio Vazogasy sa zaho no manana olana. Hatramin'ny omaly hariva mantsy toa nijanona eo amin'ilay hiran'i Rija Ramanantoanina hoe ... tohiny
novalian'i vale ny 14/11/2008 14:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.06