Artista sy Hira

ridads ( 31/12/2008 12:00)
benaivo ( 30/12/2008 20:08)
raha mba misy mana, dia hisaorako mialoha ê!tratry ny daholo isika ê... tohiny
sakamanga ( 29/12/2008 15:25)
hira fanolorana katolika... tohiny
novalian'i sakamanga ny 02/01/2009 10:04
Fall ( 26/12/2008 20:26)
Miarahaba anareo rehetra e! :D mba saika angataka tonkira le oe "AZA AVELANAO IREY AHO" hiran'i IZIT na i Tizibon... tohiny
novalian'i Noue ny 30/12/2008 17:53
Astrella ( 26/12/2008 17:25)
mba mangataka io hira n'i poopy io a azafady, tena tia, le misy hoe saro piaro aho , aminzay jerenao saropiaro ny amin'zay momba anao... tohiny
xxx ( 23/12/2008 19:17)
Ny tenako zany dia faly manao dedikasy manokana ho an'i Prezida hery amin'izao zava-tsoa nataony izao, (tsy inona izany fa ity tranokala serasera ity) ka hindrana an'ilay hiran'i christophe "les mots ... tohiny
novalian'i Lejoba ny 29/12/2008 10:47
tinarivelo ( 22/12/2008 12:58)
Mba mangataka ny tononkira n'i Lola vaovao mitondra ny lohateny hoe "mpamindra fo izy", misaotra betsaka... tohiny
mosy ( 22/12/2008 07:56)
salut daholo, akama vaovao ity mba mila vonjy kely, ireto misy hira mba ilako tokonkira izay mba afaka manome ana: - Izaho tsy maintsy mihira "Lolo sy ny tariny" - Olona samy hafa foko, Hanaraka ana... tohiny
novalian'i mosy ny 22/12/2008 13:33
jasa ( 22/12/2008 05:04)
tsy dia tadidiko loatra ny titre fa misy an'io resaka akondro io ilay hira ary i Rah-ckiky no mihira azy; dia misaotra mialoha... tohiny
sitlo ( 21/12/2008 06:07)
Tamin'ny tarika 'zay [center][img]http://img72.imageshack.us/img72/1669/malalaqn3.jpg[/img][/center]... tohiny
novalian'i jaa ny 31/12/2008 06:26
saxe ( 20/12/2008 18:43)
hitady ny tonon'io hira io... tohiny
novalian'i Lejoba ny 22/12/2008 12:06
pisoli ( 20/12/2008 18:29)
tsykivy ( 20/12/2008 05:22)
Raha mba misy manana tononkira "I Dada " hiran'i Lola dia mba alefaso ô Mafinaritra fiaraha-miasa.Misaotra... tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 22/12/2008 11:38
tsykivy ( 20/12/2008 05:20)
Mangataka tononkira Lola "Mpamindra fo Izy" Misaotra... tohiny
diamondra27 ( 19/12/2008 20:59)
http://www.youtube.com/watch?v=C_DnUMc6VxU&eurl=http://www.sobika.com/soir.htm de tiako foana foana e :-D :-D ... tohiny
novalian'i Belami ny 16/01/2009 13:03
nyranto ( 19/12/2008 15:02)
slt! Za V mb afak mangatak tononkira:(mage 4;te-hiaradia.Antsan'ny Kristy;Fangaina ry Jesoa). Misaotra mialoha bye... tohiny
mbosa ( 19/12/2008 06:26)
Mba mangataka an'io hira azfd ,meciiiiiiiiiiiiiiiiiiii :-P ... tohiny
FITAH ( 18/12/2008 19:39)
mbola tsy hitako fôna atrmizao ilay tonokiranao ry melody fa mahandrasa kely a!rehefa hitako de adikako eto ihany a! :-* ... tohiny
novalian'i melody ny 20/12/2008 14:03
benerb ( 18/12/2008 12:49)
tononkira sy note maroaty no mba ilaiko... tohiny
tsykivy ( 17/12/2008 07:34)
Mba mangataka hira Azafady "Lôla" Tiako be le vazo tena, tsy atakaloko la musique tokoa Tsy atakaloko Misaotra... tohiny
novalian'i lamesa ny 09/01/2009 13:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0597