Artista sy Hira
rafangotsohana
(
26/01/2009 08:48)
miaraba anareo reetra!
Sao de mba misy mahay ny tonon'ilay hiran'i Fredy Ranoa? Tsy haiko ny titre fa ny tonony dia misy hoe :
"Ilay safidy mandramaty re"
"... ka moa tsy izany ve!"
"Eny tokoa, ek...
tohiny
novalian'i rafangotsohana ny 30/01/2009 05:32
Koloaina
(
24/01/2009 14:08)
Miarahaba antsika,
azafady fa tsy tadidiko mihitsy lay lohateniny fa mba tiao hananan lay tononkiran'ny Mahaleo misy toniny hoe:
Izany ve ny fitia,
fitia tena fitia,......
iny e. Dia misaotra sa...
tohiny
ratsikitsiky
(
24/01/2009 10:32)
so d mba misy manana tononkjira iny lalana iny azafa dy o.Iandry faty mantsy zahay...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 24/01/2009 18:40
snooby12
(
24/01/2009 07:25)
so de mba misy manana le hiran i nono le hoe
aty antany lavitra no mihira ho an la
ela ilay namako taloha
de tsy aiko tsony ny tohiny
azafady drindra...
tohiny
novalian'i bibilax ny 24/01/2009 09:05
Luix
(
22/01/2009 10:18)
Mba mitady ny dikan'ny tononkira an'i Tselonina :"izany no malaza"Misaotra...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/01/2009 11:16
mariela
(
22/01/2009 09:58)
Miarahaba antsika rehetra,
Mba mangataka le tononkira an'i Njakatina misy oe,
" Fa ianao no tiko hiova,
Fitiavana izany,
Fa raha izaho.......
Tsy manambany fa faniriana iany,
Tiko raha ny fitiav...
tohiny
jgast
(
21/01/2009 13:51)
Salama,
Mba mangataka tonikiran' ny groupe daniel azafady
Misaotra...
tohiny
novalian'i farapile ny 22/11/2012 13:40
ARINOFY
(
21/01/2009 12:05)
Za ry reto tena fan ny rebika a.Tena faly be mitsy za nahita fa niverina niaraka ny ekipa ny rebika rehetra.Za de nijery rebika foana na tao Antsonjombe na tao @ palais na tao Antsahamanitra.Nalahelo ...
tohiny
novalian'i ARINOFY ny 23/01/2009 05:06
bounany
(
20/01/2009 14:21)
Azafady mba mangataka ny tondrom-peo n'ny hiran'ny Mika sy Davis! Tsara ny hira ndry zalahy reo ka otrany mba tiko hotendrena @ gitara e! Misaotra mialoha e!...
tohiny
novalian'i ainakelyio ny 21/01/2009 14:04
llk26
(
20/01/2009 14:09)
mba omeo ny tonin io ah zay mba mahay zay de misaotramialoha....
tohiny
novalian'i Lejoba ny 20/01/2009 14:49
marta
(
17/01/2009 06:08)
mba afaka ampidirinareo ato ve ny iran' yzit retraretra de ny irn'i drem stret it happ ever time :P ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 19/01/2009 16:43
xxx
(
16/01/2009 21:50)
mba mangataka tondrom-peo: "ho malalanao - 'zay"
misaotra betsaka!!...
tohiny
karda
(
16/01/2009 17:10)
BOTO KAMO
REFRAIN:
Oy ia ee
Lelika lahy ve 'ty tsy m'saina
Oy ia ee
Sipa 'ndray ve no mitaraindraina
Oy ia ee
Isan'andro miferin'aina
Oy ia ee
Tsy hay marary, tsy hay malaina
1) Io tsy m...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 17/01/2009 14:08
lanitra
(
15/01/2009 20:11)
bonjour! mba mangataka ny hiran'i olobelona ricky ...
tohiny
mahanck
(
15/01/2009 17:49)
Mlay be doly le tonokira ato e!!!!!!!!! Mba apina an'io hiaran'AmbondronA io fotsn sisa de Tna mlay bbbbbbbbb!!!...
tohiny
novalian'i Noue ny 16/01/2009 13:09
mahanck
(
15/01/2009 17:47)
Mlay be doly le tonokira ato e!!!!!!!!! Mba apina an'io hiaran'AmbondronA io fotsn sisa de Tna mlay bbbbbbbbb!!!...
tohiny
sooah
(
14/01/2009 15:52)
mba mila tonon'io maika be re a msotsa...
tohiny
