Izany no malaza

1. Luix ( 22/01/2009 10:18)
Mba mitady ny dikan'ny tononkira an'i Tselonina :"izany no malaza"Misaotra
novalian'i xxx ny 24/01/2009 11:16
2. xxx ( 24/01/2009 11:16)
Ny hany mbo haiko @ iny de ilay hoe:

Mitondra an-tonta tsilipy sy valizy
Ny tolom-piavotan'ny Malagasy
Avy any la reunion....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2206