Artista sy Hira
naughtyboy
(
03/03/2009 12:58)
http://www.youtube.com/watch?v=iehscct7lJI...
tohiny
novalian'i cutie ny 05/03/2009 18:55
naughtyboy
(
03/03/2009 12:53)
http://www.youtube.com/watch?v=iehscct7lJI...
tohiny
radoreality
(
03/03/2009 10:52)
rado ihany e! zay mba manana an io tononkira io azfady d misaotra mialoha ....
tohiny
novalian'i jodasy2009 ny 03/03/2009 13:49
marobiby
(
03/03/2009 06:20)
vehivavy no mihira azy.Tô hiran'ny lôlô le izy nefa nga mo lôlô misy vehivavy...
tohiny
novalian'i anjaro ny 03/03/2009 06:44
macpro
(
02/03/2009 23:12)
Miarahaba anareo eto amin'ny Serasera
nandefa hira maromaro an'i Betty ny tenako, telo andro izay, nefa hatramin'izao dia tsy mbola validé, inona no mety ho olana?
Misaotra indrindra...
tohiny
novalian'i hery ny 03/03/2009 09:18
haravel
(
02/03/2009 13:21)
Mba mitady ny tonon'ilay hira hoe SIMBA, misy oé simba ny fitiavako anao ô...
tohiny
Luix
(
02/03/2009 08:17)
Manao ahoana é,
Mba saika hanontany ny tomponandraikitra ny Tonokira serasera.com:
-Azo atao ve ny mba mandefa ny Tonokira azoko atao any @ adiresy émail
hafa an'ny namako hafa????
...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/03/2009 10:50
sohitika2008
(
01/03/2009 19:19)
http://www.vimeo.com/2539741
(l) (l) ...
tohiny
novalian'i gasmlay ny 01/03/2009 21:35
Nerarivony
(
28/02/2009 21:42)
Mpihira Jeneraly...
tohiny
malagasy13
(
28/02/2009 15:01)
Spear O'Mic:il est grand temps maintenant que tu me dises à quoi tu joues?,
je t'ai regardé toute la soirée,aucun respect, c'est quoi ton plan?
Anyah: Dis-moi encore c'est quoi toutes ces histoir...
tohiny
andryfn
(
27/02/2009 08:01)
Mba mitady ny tonon'io hira io. Tsy haiko tsara na io no tena loha-teny na tsia. Kaiabma ilay izy. Misy tonony kely tsaroako ity :
Tsy mampanino edy e
Zao ko ......
Manambitamby lava ro
Tsy dini...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 05/03/2009 13:44
rnirinasoa
(
25/02/2009 06:37)
mba mitady ny solfan'ilay hira hoe "Ary ny vahoaka izay nialoha azy ........
tohiny
novalian'i s.aina ny 20/02/2014 12:13
rayando
(
25/02/2009 04:13)
slt
mafinaritra ahy io hira io
Yando...
tohiny
Luix
(
24/02/2009 08:22)
Mitady ny tonony ireto hira ireto é
-Rosily à (Raindimby)
-E Rily é (? :oops: )
-Mariazy (Fenoamby :cry:
Misaotra mialoha...
tohiny
rafangotsohana
(
24/02/2009 07:00)
Salama daholo!
Sao dia mba misy mahay hatramin'ny farany io hiran'ny Tarika Tsiakoraka io fa mba ilaiko, aza fady?
Tsy tsaroako fa misy ohatrizao ilay izy
Fandiorano mivezivezy lava
Tsy harena fa ...
tohiny
dinarija
(
23/02/2009 18:00)
mitady hiran'i Njakatiana aho , tsy tadidiko ny lohateny fa ao amin'ny refrain misy hoe" efa hendry ve ianao, sa mbola maditra koa, raha hanaraka ahy ianao......
tohiny
faliaharla
(
23/02/2009 14:14)
;-) ...
tohiny
jgast
(
23/02/2009 13:09)
Salama!
Saika mba hangataka hiran'i MANALY ilay hoe ze mitsiko romokotse ra mety
merci...
tohiny
lizzabeta
(
23/02/2009 13:00)
azfd mba mitady ny tonon lé hiran les frères arthur misy oe "tsy ho ela, ny andro mamy hiverenanao", misaotra tompoko....
tohiny
novalian'i kalinou ny 25/02/2009 22:43
