Artista sy Hira
mimioa
(
13/03/2009 07:17)
Salut daholo tsika e !!
Mba manentana an-tanan-droa ireo namana mahay mitendry gloom ato am serasera mba hampiditra tondrom-peo ao am toerana voatokana ho anmin'izany.
Satria tato ato tsy nisy tond...
tohiny
novalian'i mimioa ny 20/03/2009 09:02
tcherinanah
(
12/03/2009 07:47)
Mba mitady tononkira an'i Antsa an'i Kristy:Asandratro azafady!le plus vite si possible!
merci ...
tohiny
fanrazak
(
11/03/2009 12:15)
manahoana daholo, sao dia mba misy tononkiran ilay hira ny Rija hoe Injay Tompo , Dera, Fety ny andro.
merci dia tahin'Andrialmanitra daholo...
tohiny
gasim09
(
11/03/2009 07:20)
ba mitady ny tonony hiran i Mamy be mitondra lohateny hoe: simba azafady o anzay manana (l) ...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 12/03/2009 16:25
sitlo
(
11/03/2009 02:10)
Na six sept squad
na tangala mainty
;-) ...
tohiny
Manatsiala
(
10/03/2009 20:36)
Mba mila an'io hira io azafady ze manana fa ilaiko maika io
Mba alefaso mail raha possible Manatsiala@yahoo.fr ...
tohiny
piopio
(
10/03/2009 14:53)
hé o mba misy olo mahay ity hira ity Ejema : raha mba fantatrao mantsy misoatra é...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 10/03/2009 15:43
papao
(
10/03/2009 12:21)
Oh ry zareo a.
Mba omeo site misy tonon-kira skoto ranga raha misy mahita ianareo a...
tohiny
novalian'i lolove83 ny 04/04/2009 08:02
tsykivy
(
09/03/2009 10:32)
Tsara le hiran'i Manaly. Tena tiko be...
tohiny
novalian'i Koditra ny 09/03/2009 20:43
bounany
(
09/03/2009 07:53)
mba mangataka ny tondrom-peon'ny hiran'ny MIKA SY DAVIS, le hoe GOOD BYE MY FRIEND.
Misaotra mialoha!...
tohiny
novalian'i bounany ny 13/03/2009 10:10
rajaomarc
(
06/03/2009 12:05)
izy hira mihetsika tsara iny tsy aiko mazava raha io tena no lohateniny!
Tsy aiko akory na ny mpihira azy aza
Misaotra mialoha :)...
tohiny
novalian'i Ityah ny 20/03/2009 09:47
rafangotsohana
(
06/03/2009 11:52)
Salut!
Sao dia mba misy manana ny tononkiran'i Mélodie Jazz, na Rami Franck ianareo e? Na hira inona na hira inona dia tiako daholo! Dia misaotra mialoha anareo rehetra§...
tohiny
novalian'i lembelo ny 17/03/2009 08:46
xl
(
05/03/2009 15:37)
Metallica : The Unforgiven III
Merci...
tohiny
novalian'i benasy ny 10/03/2009 09:34
mimioa
(
05/03/2009 09:22)
Mba mangataka ny tondrom-peon 'ny hiran'i Dama : FARAKELY!!!!! de mba alefaso amin'ity adiresy mail ty azafady indrindra : zoumamiz@gmail.com
misaotra mialo de ho tahin'Andriamanitra !!
tchao...
tohiny
novalian'i mimioa ny 10/03/2009 08:27
tongologasy
(
05/03/2009 08:21)
mb mangatak n tondrom-peon hiran MIKA SY DAVIS ry reto an!! DE MBA ALEFASO AM TY ADRESS MAIL TY AZAFADY RAH TS MAHADISO: tongologasy@gmail.com
misaotra mialo ôô
...
tohiny
novalian'i tongologasy ny 13/03/2009 10:06
Nanoumi
(
05/03/2009 07:39)
ba magatak ny tonokira ny isa 2,3 za manana.d alefaso@emailko ntsonita14@yahoo.fr na ataon ato ts blem.le mis oeay niserana iany ilay masoandroko :D ...
tohiny
RAMESY
(
05/03/2009 05:38)
hira masina an'i GMMC d tadiavo any...
tohiny
boubie
(
04/03/2009 21:07)
mba mangataka ny tonon'ilay hira misy an'io firifiry voatahiry io aho an'iHenri Ratsimbazafy fa tsy haiko tsara ny lohateny...
tohiny
andryfn
(
04/03/2009 10:24)
Sao mba misy afaka manome ahy io tonon-kira io :" Mba tandremo kely letsy" hiran'i Black Jack's.
Misaotra mialoha ...
tohiny
novalian'i andryfn ny 04/03/2009 11:51
tsitsoo
(
04/03/2009 07:36)
faly miarahaba anreo rehetra eh, hono ho aho ry zareo, sao mba misy afaka mandefa ny tonony Tandrenesanao zaho, misaotra mialoha eh...
tohiny
