Artista sy Hira
arihando
(
24/03/2009 07:43)
mba mangataka ny tonon'io hira io zé manana ô!...
tohiny
novalian'i catalyn ny 10/04/2009 09:52
kekerama
(
23/03/2009 17:23)
novalian'i Ityah ny 27/03/2009 19:00
nifanojo
(
23/03/2009 14:05)
novalian'i ni81 ny 23/03/2009 14:33
rajy
(
22/03/2009 18:43)
Fa maninona ary njila no tsy manao fampisehoana eto dago isan-taona ? Nefa nge ny fans tena mbola fidele be e!za kalongany tena mbola mirevy e na dia aty am-sisiny aza no mipetraka.de tokony hamoaka c...
tohiny
tsykivy
(
20/03/2009 09:06)
Mangataka ny hiran'ny Njakatiana "Leferiko"
Tena mba tiako izy iny
Merci ô...
tohiny
rodro
(
19/03/2009 14:02)
azavady saika mba hagnataka tonokira ny firmin manaiky aho misaotra tompoko...
tohiny
novalian'i kalinou ny 23/03/2009 22:28
marsika
(
19/03/2009 12:03)
Salut,saka mba angataka ny tononle hira nirain'i Nanah sy Stan tsy de aiko tsara le tonony fa misy anzao le izy"tsy saropiaro aho,tsy tia tena aho,fa ho tia anao amizao tontolo izao....."
De misaotra...
tohiny
novalian'i istraky ny 20/02/2012 08:40
arihando
(
19/03/2009 07:34)
Slt daolo ô!
mba miangavy ze mahay ny tonon'io hira io azfdy ô
d maztou daolo...
tohiny
novalian'i catalyn ny 10/04/2009 09:44
rasobakobako
(
18/03/2009 13:33)
mitady izay rehetra momba ny groupe FASCINATION aho, nalaza ireo tamin'ny 1998 tany ho any, notarihin'i SISSI, vetivety dia rava ilay groupe nefa tiako be ka mba miangavy anareo izay manana ny momba a...
tohiny
novalian'i rasobakobako ny 23/03/2009 07:06
ajnah
(
18/03/2009 12:06)
mba mangataka ilay tonokiran'i Bodo sy Poopy mitondra ny lohateny hoe "tena tia" fa tsy hitako ao anaty lisitry ny tononkira io hira io. misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i ajnah ny 24/03/2009 17:38
mimioa
(
17/03/2009 10:42)
tiko be le hiran'i marion IANAO YOU iny !! mampientanentana sady te mampitsanga ahy handihy !! tena milay be mitsy e!!...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 31/03/2009 14:55
tsambo
(
16/03/2009 18:35)
Salut a tous,
Mba mangataka ny hiran'ny antsan'i Kristy (Tadidio) aho raha mba
manana ianareo azafady indrindra. De mazotoa mivavaka daholo ary mahereza
ao amin'ny Tompo Jesosy....
tohiny
Valisoah
(
16/03/2009 13:34)
mba hangataka ny tonon'io hira io, ny mpihira dia i shyn, anyah sy tovo j'hay, merci...
tohiny
novalian'i Valisoah ny 17/03/2009 08:38
Angie
(
16/03/2009 10:36)
Spectacle de Hira gasy et kalon\'ny fahiny avec le groupe VETSO à Paris le 28
mars 2009
[b]Le groupe Vetso[/b] , de la Réunion, donne un concert unique [b]à Paris le 28 Mars à la salle sain...
tohiny
rafika
(
16/03/2009 08:42)
Mba maniry ahazo ireto tonon-kira ireto tompoko raha azo hatao.
1> Hiran'i Ossy : Njay ilay feo
Njay ilay feo fa tonga indray
Mamaky habakabaka ......
tohiny
novalian'i nirin ny 10/09/2019 14:10
kantokeli
(
16/03/2009 08:24)
miarahaba !
mba mangataka ny tononkiran'i Klarys le ho tia anao iny, le hira fanao amin'ny mariazy iny .
misaotra mialoha...
tohiny
soanja
(
15/03/2009 18:30)
Ho anareo namako rehetra maneran-tany izay miezaka mafy mampifandray ny momba antsika olombelona.
Ity misy hira nofidiako ho anareo ampitiavana.
http://www.youtube.com/watch?v=CP5fBx8JLoQ
N...
tohiny
novalian'i bilakarenjy ny 30/03/2009 19:58
chatpetite
(
14/03/2009 09:59)
mitady hiran' i GMMC lay hoe manana anao...
tohiny
novalian'i felitchita ny 24/06/2011 10:48
