Artista sy Hira
Lovaniry
(
06/05/2009 13:23)
mba andefaso ny tonony ....
tohiny
novalian'i ikalamako ny 06/05/2009 22:59
cmbolatiana
(
05/05/2009 10:51)
Manahoana daholo e
Mba mangataka ny hiran'i Manaly "Ze mitsikoro mokotse" izay mba manana fa mahafinaritra ilay hira kanefa tsisy fantatray ilay teneniny.
Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i Bditra ny 18/06/2009 16:10
captsaty
(
05/05/2009 07:24)
salut jiaby !!
za mba mitady ny accord de guitare n'ny hiran bob marley le hoe redemption song !! sady io vazo io milay be !!
misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i IMR ny 08/05/2009 16:12
pisony
(
04/05/2009 10:30)
Salut daholo!
Izaho dia anisany ireo mpankafy be an 'i AVM. Zao ry zareo efa tsy miaraka tsony nefa milay le hira sy le fampiaraham-peo. Tsy fantatro oe naninona. :!:
Raha mba misy manana cd na con...
tohiny
novalian'i rasobakobako ny 19/05/2009 12:14
Lalaina2009
(
03/05/2009 07:30)
Je suis fan de Rah-Ckiky et je voudrais vraiment le lui faire savoir. J'ai adoré son disque Mi-vibr et ses chansons passent en boucle à la maison, au grand dam de mes enfants et de mon mari qui comm...
tohiny
sitlo
(
01/05/2009 14:42)
mba mitady an'iny hira iny izay manana.
Toa "pataloha mibotsaka" ny mpihira raha tsy diso aho....
tohiny
xxx
(
30/04/2009 05:56)
Mba mitady ilay hira hoe :
Ramalala
Malahelo ro zaho zany
Tsy mahatsiaro te hihinan-kanina tsia
Malahelo anao ramalala e
an-tany lavitra
Manina anao zaho ro...........
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 01/05/2009 07:19
llaingoo
(
29/04/2009 12:54)
Mba mitady tononkiran-dRija Rasolondraibe lay hoe 'antsoantso " za ze manana.
Misaotra...
tohiny
niainako
(
28/04/2009 18:03)
Manahoana daholo
saika mba hangataka tonokira raha misy manana
hiran Ambondrona
efa anao ny lohateniny
misaotra betsaka
veloma daholo
nya.lova@yahoo.fr...
tohiny
novalian'i ni81 ny 28/04/2009 18:26
rajy
(
28/04/2009 09:17)
Sao de mba misy mahay fa tsy fantatro ny mpihira sy ny titre fa misy toy izao ny tonony
ny fahantrana ve? Zay tsy azo hidifiana mahereza sombinaina fa ny eto fivahiniana o!
Ny ady ve? Zay tsy main...
tohiny
rajy
(
28/04/2009 09:16)
Sao de mba misy mahay fa tsy fantatro ny mpihira sy ny titre fa misy toy izao ny tonony
ny fahantrana ve? Zay tsy azo hidifiana mahereza sombinaina fa ny eto fivahiniana o!
Ny ady ve? Zay tsy main...
tohiny
novalian'i tsivery2017 ny 21/04/2018 10:46
rovatiana
(
27/04/2009 19:00)
Miarahaba o,
Saika mba hangataka ny titre, mpihira, s ny tonon ilay hira hoe:
hiombom pitia aminao aho raha toa sitrakao...
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i ni81 ny 27/04/2009 19:17
Florianneko
(
24/04/2009 08:02)
mba omeo anilay tononkira ani marion hoe lazao fa tia fa alefako amin'ilay olo tiako fa lavitra ahy izy dia manina azy aho. merci d'avance (l) ...
tohiny
novalian'i mcboy ny 27/04/2009 13:48
tsykivy
(
23/04/2009 15:06)
Mangataka ny hiran'i Athony "Tsy ho ahy" izay manana o
Tiako loatra izy io.
Misaotra sy makatelina sy mankasitraka ô...
tohiny
marcello
(
23/04/2009 14:37)
raha mba mandalo any ianao ho ento ity afatro mba ho any...
tohiny
benasy
(
23/04/2009 10:10)
Salut daholo !
Mba hiangavy izay manana clip Metallica sur scene, ankoatra ilay "clif 'em all" iny.... Mba izarao ny namana e !
Merci... !...
tohiny
novalian'i benasy ny 25/04/2009 05:07
rnirinasoa
(
22/04/2009 11:06)
mitady ny solfa n'ilay hira hoe HOSANA "ary ny vahoaka izay nialoha azy...."...
tohiny
