Artista sy Hira

Ladypooh ( 02/04/2009 14:11)
Manao ahoana daholo ô Sao dia mba misy mahafantatra ny tononkira ny Tselonina hoe Rafitiavana ? Miasaotra betsaka ô... tohiny
novalian'i sitlo ny 06/04/2009 21:43
jira ( 02/04/2009 11:19)
Ho fahatsiarovana tam 1990 teny ankatso ho an'izay mahatsiaro rehetra io hira io... tohiny
novalian'i sarobidy ny 09/04/2009 08:18
rata88 ( 02/04/2009 09:19)
ILAIKO MIHINTSY IO HIRA IO, misy hoe: ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 09/04/2009 08:27
ophelia ( 02/04/2009 08:52)
Manahoana daholo Tompoko o! Mba mangataka hiran'i Y ZIT "Fo mijaly" anie izay mba manana e! Dia misaotra mialoha amin'ny fiaraha-miasa. Misaotra tompoko Ilaina maika be!... tohiny
novalian'i noeline ny 03/04/2009 13:55
gift ( 01/04/2009 15:08)
Manahoana daholo! Sao dia mba misy manana ny tonon'ilay hira "K'atao an'zany" an'i Lôla azafady. Misaotra mialoha e!... tohiny
novalian'i sarobidy ny 09/04/2009 08:59
mimioa ( 01/04/2009 14:37)
misy karaoké milay be ao am kasykamanja!!! azo telechargé-na ve reny??? de am fomba aôna??? MERCI !!!... tohiny
noeline ( 31/03/2009 13:35)
mangataka ny hira ny y zit hoe aza avela hoy noeline... tohiny
novalian'i YASHN ny 04/04/2009 06:23
dafa ( 31/03/2009 09:06)
Mba mila an'io tononkira io aho raha azo atao... tohiny
tsykivy ( 30/03/2009 15:05)
Mba mangataka hiran'i Njakatiana "LEFERIKO" izay manana ôh! Misaotra anao... tohiny
tazia ( 29/03/2009 06:51)
saika mba hangataka tonokira ny les adeline azafady izay mba manana merci :-* ... tohiny
Zozoro ( 28/03/2009 08:45)
Mba mangataka ny tonon'ny hira : ANGAMBA - io no titre - (hirain'ny tarika Ramarson willson) Angamba ifaliko ny volana mitranga an-kabakaba-manga Kanefa mbola tiako ny masonao mijery Mibanjina... tohiny
novalian'i Zozoro ny 29/03/2009 16:41
tsykivy ( 27/03/2009 05:40)
Mba mangataka hiran'i Njakatiana "leferiko" izay manana Misaotra anao sahady ô... tohiny
kalinou ( 26/03/2009 20:40)
salama e! iza no mba afaka manome ahy ny tononkiran'i Tovoj'hay hoe "ho anjarako" io? misaotratompoko ô!... tohiny
novalian'i sitlo ny 02/04/2009 16:45
tsykivy ( 26/03/2009 12:27)
Mba andefaso tononkiran'i Bodo "ILAY MOSARA" mba tiako izy io nefa tsy haiko.Misaotra ô... tohiny
poumba ( 26/03/2009 11:07)
Mba mangataka io hira io e... tohiny
novalian'i Malalason ny 27/03/2009 11:23
ni81 ( 25/03/2009 18:17)
http://www.dailymotion.com/playlist/xvq0c_JJ-JENNI_slow-gasy/video/x8ii75_mimosany-lasantsikajamba_music... tohiny
laotsy ( 25/03/2009 17:14)
solda ataon'i red metal... tohiny
Dan ( 25/03/2009 12:17)
Mangatak any tonon'ny hiran'i Njakatiana, tsy tadidiko ny lohateniny fa iray @ ireo nosoratako eo ambony ireo. Ny fanombohany manao hoe : ô lahy e, lahy e, lahy e....... tohiny
DANATY ( 25/03/2009 10:01)
Miarahaba antsika rehetra! Mba mitady ny tononkiran'i POOPY "Mamelà ny helokay". Dia misaotra indrindra e!... tohiny
linki ( 25/03/2009 07:16)
mba mangataka io tononkira ny zay io ... tohiny
novalian'i xxx ny 25/03/2009 10:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1353