Artista sy Hira

rnirinasoa ( 22/04/2009 11:06)
mitady ny solfa n'ilay hira hoe HOSANA "ary ny vahoaka izay nialoha azy...."... suite
Faribolana ( 21/04/2009 23:01)
Mba mitady an'io tononkiran'i Black Jack's io azafady izay mba manana e. "Raha mbola misy"!... suite
fahamarinana ( 20/04/2009 10:35)
Mba fangatahana monja o ! Mba misy hira tiako sy henoko ao amin'ny rvg isa-maraina iny anie e : Didy Alpha no mihira azy dia " izaho mbola tsy miova " ny titre-ny,raha mba afaka misy mametraka eto re... suite
répondu par diamondra27 le 22/04/2009 20:20
xxx ( 18/04/2009 08:45)
Kiaka Antsahamanitra 1er mai 2009 @ 4ora hariva tongava daholo fa rock be io an... suite
répondu par xxx le 06/05/2009 10:38
rahery08 ( 17/04/2009 18:55)
Miarahaba anareo rehetra! Sao dia mba hainareo ny tonon' ilay hira hoe sakodiavatra? Toy izao ny fanombohany Sanganehana ô! sakodiavatra matahotahotra, izany foko mangahiahy ka hamindra ho v... suite
répondu par rahery08 le 24/04/2009 03:45
lemenakely ( 17/04/2009 15:27)
Tena mahavariana mihintsy ny feony ,ary tena tsy ampoizina asa mbà mety lesona ho antsika gasy ! http://www.youtube.com/watch?v=woAUSJpHHuI na koa http://www.youtube.com/watch?v=RxPZh4AnWyk... suite
répondu par milamm le 21/04/2009 15:11
fenoaina ( 17/04/2009 13:29)
Manahoana daholo, Mitady tononkira aho, andraikiba no lohateny, toa izao no fitadidiko azy : Andraikiba no efa miandry, lalao lakana re roy, aza ela re razandry, raiso ary ny fivoy ... T... suite
répondu par fenoaina le 22/04/2009 05:28
xxx ( 17/04/2009 11:21)
Manao ahoana daholo raha mba misy afaka mampiditra ny tononkiran'i Stephanie & Luc & Mahery mitondra ny lohateny hoe "Tandrinesanao zaho", ao amin'ny sitentsika http://tononkira.serasera.org Raha ... suite
répondu par IMR le 08/05/2009 16:10
tia2005 ( 16/04/2009 09:16)
raha mba fantatrareo ny mpihira sy ny tonony , toa izao ilay izy raha misy mahay? Hekeko ry Tompo mahery ! Ny lahatra izay tendrinao Safidy no ahy kanefa ianao No mitantana izao dihako izao .... suite
répondu par ni81 le 16/04/2009 11:13
rnala ( 14/04/2009 14:05)
Mangataka tonon'io hira io... suite
sohitika2008 ( 13/04/2009 12:20)
http://www.chansonalacon.com/media-17-Clip-Indien---Choregraphie :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ... suite
répondu par mirana5 le 13/04/2009 19:03
mbotakely ( 12/04/2009 21:42)
Mba omeo azafady ny tononkira hoe " ho anao irery " , ilay manao hoe : Voninavoko ,manaitra fo sy fanahy ..... .............. ... suite
harinaivo ( 11/04/2009 20:55)
salama ! azafady sao mba misy mahafatatra ny tonon\'ilay hoe petit déjeune hiran\'i pierrot matatana! Mba ampio moa ry zareo a! de misaotra mialoha antsika rehetra zay hanampy ahy harinaivo... suite
sohitika2008 ( 11/04/2009 11:15)
:!: :!: :!: :!: :!: :!: :!: :!: :!: ... suite
répondu par benasy le 21/04/2009 10:01
eightman ( 10/04/2009 09:27)
Mba mitady ny hira tsy fahita etsy sy eroa ireny ry zareo a , afaka mifanakalo koa , any amin'ny sehatry ny jazz gasy any ny tiko hotenenina ! Miandry ny fiaraha-miasa aminareo e!... suite
répondu par leonnos le 11/04/2009 03:12
mimioa ( 10/04/2009 08:31)
Salut daholo tsika e !! Mba manentana an-tanan-droa ireo namana mahay mitendry gloom ato am serasera mba hampiditra tondrom-peo ao am toerana voatokana ho anmin'izany. Satria tato ato tsy nisy tondo... suite
KHEIRA ( 08/04/2009 09:38)
HIRAN'i larissa Pazzapa ... suite
répondu par ari.malala le 09/04/2009 08:41
tazia ( 08/04/2009 05:34)
mba magataka io hira io azafady... suite
répondu par sarobidy le 09/04/2009 08:12
betty ( 07/04/2009 19:59)
Salut daolo é, mba misy afaka manome ilay tonokiran'i Rebika "An'irotra" ve? Misaotra é... suite
répondu par YASHN le 14/04/2009 10:58
nifanojo ( 06/04/2009 13:42)
mba mangataka ilay hiran'ny rainilovy oe RAHA HO NOFY IHANY, misaotra... suite
répondu par sitlo le 06/04/2009 21:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0591