Artista sy Hira
nyavisoa
(
03/06/2009 14:13)
mety mbola ho ela ve vao mivaly ilay hira nangatahiko teo afaka mba lazainareo ve hoe maharitra hafiriana ilay izy vao azo ny valiny misaotra tompoko...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 07/06/2009 17:54
nyavisoa
(
03/06/2009 13:45)
Mba mangataka io tononkira io aho re olona ô!
vonjeo e!...
tohiny
nyavisoa
(
03/06/2009 13:40)
Mba mangataka io tononkira io aho re olona ô!
vonjeo e!...
tohiny
novalian'i vivery ny 14/06/2009 10:49
tsalori
(
02/06/2009 07:53)
mba mangataka ny tonon'io hira io ra mba azo atao! :roll: ...
tohiny
kialamalala
(
02/06/2009 06:22)
bonjour, azafady fa tsy izy le tononkira nalefanareo, hiran'ny tarika ny ainga le izy, andraso fa asiako tonony vitsivitsy fa tsy haiko hatramin'ny farany ka izay no angatahiko aminareo:
la premiÃ...
tohiny
novalian'i sapele ny 02/06/2009 18:02
xxx
(
30/05/2009 20:42)
Mangataka ny hiran'ny rebika hoe: Lanto ô ny titre izay mba mahay d misaotra mialoha e! ...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/06/2009 19:57
kialamalala
(
30/05/2009 20:19)
bonjour mba hangataka ny tonon'io hira io zafady fa tena tiako loatra le izy fa tsy haiko , merci...
tohiny
novalian'i frami ny 31/05/2009 11:55
kialamalala
(
30/05/2009 19:56)
[b]Bold text[/b]...
tohiny
kialamalala
(
30/05/2009 16:59)
mba saika angataka an'io hira io azafady izany hoe ny tonony(mpihira:antsan'i kristy/lohateniny: trotraka), misaotra betsaka mialoha...
tohiny
novalian'i cutie ny 06/06/2009 15:41
dan2305
(
29/05/2009 15:06)
novalian'i mmmhh ny 06/06/2009 07:33
bika
(
29/05/2009 06:33)
MBA MILA AN'RETO HIRA RETO ANIE
DADY ROTSAKA
PAPANGO BE
SAFIA
SALEGY MOTRO
DE MERCI BE MIINTSY @ZE MANOME :D ...
tohiny
lemangalia
(
29/05/2009 03:34)
Salam antsika jiaby zay mifandray sy mifanakalo hevitra @ alalan'ity Tranokam-pifandraisana sesasera ity.
Mba miangavy re Tompoko raha mba mahita na mahafantatra rohy(lien) misy Tononkira-mpivavahana...
tohiny
pisonatha
(
28/05/2009 11:55)
Mba mangatak ny tonin'io hira io ô!Zé mb manana d mb omeo e!
Ten mety b @ko mants ny tonin'io!
Ok d msaotr mialoha e! :lol: :roll: ...
tohiny
fiafy
(
27/05/2009 12:46)
Misy hira izany mandeha amin'ny record foana , tsara be ilay izy de-henoy angé!...
tohiny
papala
(
27/05/2009 10:12)
zay rehetra hainareo amin'ny hiran'ny SImon Randria ? de misaotra mialoha! :D :D :D :D :D :D ...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 01/06/2009 05:25
Ralynck
(
26/05/2009 16:29)
Manahoana daholo tompoko ô !
Mahafinaritra ahy be ilay hiran'i Dadah Fort Dauphin hoe "tiako hanao". Sao dia mba misy manana ny tonony azafady ? Mba alefaso amin'ny email ko hallynck@hotmail.com. Di...
tohiny
solaitrabe
(
26/05/2009 13:40)
Mba tiko io hira vaovao io Ze mitsiko ro mokotse ,otran'ny oe izay mifosa iany no reraka ny dikany raha tsy diso ah!!! fa l mihira azy tsy tadidiko mitsy fa mba mila anle Parole ny zà rha mba azo ata...
tohiny
novalian'i mmmhh ny 06/06/2009 07:42
majoro
(
23/05/2009 05:01)
mba mila ny tononkiran'i Ramy frank vavaka ho anao ry neny ra misy ooo!misaotra tompoko...
tohiny
Mckaim
(
22/05/2009 15:26)
Slt daoly!mety mahazo ny tonon'ilay hira misy hoe:"fa tiako loatra ianao,mamy toa tantely.." tsy haiko ny lohanteniny sy ny mpihira azy nefa reveko be le izy!merci bcp e!...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/05/2009 09:31
