Artista sy Hira
soanja
(
24/09/2009 16:30)
Oh God! Dia miaky anao aho ry Njakatiana ka. Sambatra ny Malagasy manana anao! Hay hay manjabe tsy misy ohatra'izany koa ilay sipa. Ilay hira moa tsy misy azoko kianina fa tonga dia miantefa any anaty...
tohiny
novalian'i soanja ny 08/10/2009 19:03
Simpona
(
21/09/2009 13:12)
Nisy tonokalo izay natao fanadihadiana tam'zay tany amin'ny lycée taloha : "rajakombazaha ny lohateniny", Tsy tadidiko ny mpanoratra
Sao dia misy afaka manoma ny tonon'io tonokalo io nareo azafady?
...
tohiny
Simpona
(
21/09/2009 12:45)
Nisy tonokalo izay natao fanadihadiana tam'zay tany amin'ny lycée taloha : "rajakombazaha ny lohateniny", Tsy tadidiko ny mpanoratra
Sao dia misy afaka manoma ny tonon'io tonokalo io nareo azafady?
...
tohiny
FITAH
(
21/09/2009 06:30)
Faly miarahaba antsika namana rehetra ato@serasera ndray ny tenako!
Izao ry reto a!Nareo sao mba misy manana ny toninkiran'i les adeline hoe: "JEROSALEMA",tena mitady an'io tononkira io aho mantsy!
...
tohiny
sylvain
(
19/09/2009 17:04)
Prime ny pazzapa7:
http://www.madaplus.fr/mosaique-2-316-tele_gasy.html
http://www.madaplus.fr/mosaique-2-317-tele_gasy.html
http://www.madaplus.fr/mosaique-2-318-tele_gasy.html...
tohiny
novalian'i cutie ny 31/10/2009 02:14
ni81
(
04/09/2009 08:58)
Omaly vao nalevina i Mickael Jackson.
http://people.premiere.fr/Photos-people/PHOTOS-L-enterrement-de-Michael-Jackson-en-images-reactualise/%28gid%29/2023785#...
tohiny
novalian'i Envy7 ny 04/09/2009 19:29
aivetinakely
(
02/09/2009 13:56)
Manahoana daholo
Azafady indrindra sao de mba misy mahafantatra ilay anaran'ilay mpihira ny hira ao amin'ny film gasy hoe " maty LOLO", ilay tonon-kira hoe :
Efa tapa-kevitra aho hanao izay h...
tohiny
novalian'i Envy7 ny 06/09/2009 20:23
Simpona
(
02/09/2009 09:48)
Salama daholo,
Mba omeo anarana site misy solfa hira malagasy hianarana mitendry e. Valiha no tiako hianarana amin'izao.
Misaotra indrindra...
tohiny
novalian'i Envy7 ny 04/09/2009 03:53
rafangotsohana
(
19/08/2009 08:48)
:?: Sao dia mba misy mahay ity hira ity, tsy haiko ny lohateniny sy ny mpihira azy fa raha tsy diso aho dia Ossy, Salomon, ary Ludger no mihira azy. Misy ohatra izao ny tonony eo @ refrain:
Maro n...
tohiny
novalian'i lantoniony ny 05/10/2009 07:38
dragon2madagascar
(
07/08/2009 06:13)
Salama e!
Saika hizara fomba fijery kely e! http://www.youtube.com/user/dragon2madagascar
Ampitao @ manodidina anao raha heverinao fa mety ahasoa ny tanindrazana.
Mankasitraka e!
...
tohiny
novalian'i rurale ny 16/09/2009 08:15
ni81
(
05/08/2009 07:05)
Nodimandry teo @ faha 50 taonany. Mirary fiononana ho an'ny fianakaviany sy ho an'ny mpankafy rehetra. :(
http://www.dailymotion.com/relevance/search/kivarivary/video/x70iso_kivarivary-levelo_music...
tohiny
novalian'i aivetinakely ny 02/09/2009 14:04
ni81
(
04/08/2009 20:13)
Naheno ilay hira tao @ RVG aho dia nahatsiaro! :(
http://www.youtube.com/watch?v=XGE_v-KMV-o...
tohiny
novalian'i ni81 ny 05/08/2009 16:21
MANEVIL
(
29/07/2009 13:12)
salut daholo
izaho dia manao projet groupe rock ( style un peu symphonique , gothique, metal, mavesatra indraindray, ny hira speed slow, ect,) misy 15 eo eo ny hira prét, nataoko ta@ ordi daholo ny ...
tohiny
novalian'i shinning ny 22/09/2009 08:57
ni81
(
26/07/2009 07:23)
http://www.dailymotion.com/user/radiovazogasy/video/x4go4o_madagascar-majeur-7-hibal_music...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 27/07/2009 20:38
sitlo
(
20/07/2009 00:48)
Tsy haiko hoe iza no mpihira fa mety ho ifanihy angamba. Na tarika remy na tsy haiko fa lehilahy iray no miventso.
Misy an'izao ilay izy:
"ry rainay zay any an-danitra
mifona aminao izahay eh"
...
tohiny
novalian'i lako ny 03/09/2009 08:45
xxx
(
15/07/2009 08:38)
Nanao concert unique ao @ Carlton hono ny tarika Mahaleo
Après L'Olympia, La cigale ... Le groupe a -t-il pris le goût du luxe ? Dia mba ahoana ireo malagasy madinika tsy hahatakatra Carlton, ...
tohiny
novalian'i Simpona ny 24/08/2009 15:07
Nirindrasoa
(
10/07/2009 12:10)
Efa ananko ny tondro-peo fa ny fitendrena azy no sisa. Mila fanampiana azfdy...
tohiny
novalian'i ni81 ny 16/07/2009 09:01
mimioa
(
09/07/2009 12:18)
slt dôly an!
za ry reto mirevy be ny hiran'ny Mika sy Davis! de hatram zao za mitady ny accord ny hiran zareo reny! le trondrom-peon'ny gitara zany! ka mba miangavy an zay manana mba hanome aza,rah ...
tohiny
novalian'i Nirindrasoa ny 10/07/2009 12:12
lazounet
(
07/07/2009 10:35)
http://radiovazogasy.com/news/rija-ramanantoanina-un-crooner-tranquille...
tohiny
novalian'i ni81 ny 07/07/2009 10:45
ni81
(
07/07/2009 06:41)
Mpanao « Pazzapa » notorian’ny vadiny ho nijangajanga
Notorian’ny vadiny teny amin’ny Fitsarana ho nijangajanga ny tovovavy iray malaza teo amin’ny «Pazzapa». Voalaza ao anatin’ny...
tohiny
novalian'i missa ny 07/08/2009 05:22
