Artista sy Hira
sylvain
(
12/06/2010 22:30)
metisy gasy izy ary tsy manadino ny maha-gasy azy!
[dailymotion]http://www.dailymotion.com/video/xdlwsx_aina-quach-itv-telessonne_music[/dailymotion]...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 22/07/2010 16:05
Noue
(
12/06/2010 12:58)
Miarahaba ee !
Saika mba hanontany oe sao dia mba misy manana ny tonon'ity hira ity ianareo.
Miraisa hina re ry Malagasy
K'aza mba misaraka
----------------------------
Ho any Tanindrazana
Misaotra...
tohiny
novalian'i walte ny 22/07/2010 09:03
bounany
(
02/06/2010 11:23)
manahoana daholo tsika rehetra !
za ry reto mba mitady ny accord de guitare n hiran mika sy davias an : je misy ! za mantsy mirevy be ny hiran zareo reny nefa hatram zao efa firy taona zay ah no nitad...
tohiny
nytsiry
(
10/05/2010 09:01)
L’ESTRADE S’EFFONDRE
Treize blessés recensés
Le concert du groupe Mahaleo, hier après-midi au palais des Sports Mahamasina a été marqué par un accident. L’estrade prévue pour les plac...
tohiny
novalian'i nannie ny 10/05/2010 13:24
lizabeth
(
07/05/2010 11:00)
"Aty an-tany lavitra aho no mihira ho an'ialahy..."
Tsiaro an-gitara ireo vazo ambony tamboho
miaraka amin'i Luk, Mahery ary Nini Colbert
SAMEDI 8 MAI à 21H
51 bd de la liberté
92320 CHAT...
tohiny
AndriambyII
(
02/05/2010 23:18)
Mila fanampiana azafady indrindra , AVC à 60 % de M.Stephane Allard 70aine ,région de Metz à Stiring soin immediat urgent .Appels aux âmes de bonne volonté SVP!!...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2010 23:25
soanja
(
22/04/2010 02:47)
Hay ilay hira hoe "[b]Hotel California[/b]' hoy aho tsy mety lany manja aty aminay. Asa re fa dia isaky ny mandefa radio dia io no heno matetika. K'efa firy taona izay io hira io. Efa mahay azy aby na...
tohiny
novalian'i bonanga ny 27/06/2010 20:47
neo83
(
19/04/2010 14:01)
Salut dia arahaba,
sao dia misy mahalala ilay hiran'i Lola le manenjika le vevavy eraky ny tanàna iny kay nareo ? le misy oe "Ela ny nahitako viavy fa tsy nahita agny aho .... iny ee !.." iny. le ...
tohiny
novalian'i Belle ny 21/05/2010 11:42
milamm
(
30/03/2010 11:21)
efa mba nahita karazan'ol samihafa nihira ihany za fa tena tsy aritro ty de ho zaraiko eto ,hira anisany tena reviko jackson 5 efa ela be izy io ary kely maso no manao azy acapella ,mahavariana
http...
tohiny
sitlo
(
13/03/2010 01:58)
Tena lasa reveko be mihitsy hoy aho ity hira ity http://www.dailymotion.com/video/x6x94y_tempo-gaigy-fidele-be-zah_music
Haiko hatramin'ny tonony....
tohiny
novalian'i epsedo ny 19/04/2010 16:34
ni81
(
07/03/2010 12:38)
http://www.youtube.com/watch?v=pnTp2cksviY&feature=related...
tohiny
novalian'i walte ny 24/04/2010 12:17
sitlo
(
05/03/2010 19:36)
Izaho ry ireto mba te hihaino an'iny feon-kiran'ny "tetsy sy teroa" miaraka amin'i Nirina sy Max Jerico iny.
Sao dia misy mahalala ny toerana mety ahitana azy amin'ny internet?...
tohiny
novalian'i 3188 ny 15/07/2010 14:20
Zafimananadrazana
(
19/02/2010 07:19)
Manakory aby e!
Tena mitady tonon-kiran'i Percy Sledge aho ry zareo sao mba misy manana ianareo! Ilay hira hoe : "My special prayer"; "What I am" ary "Love me tender"!
Misaotra mialoha amin'ny fanom...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/02/2010 09:52
nathie86
(
10/02/2010 06:39)
Manahoana daholo eh,
Za ry reto mitady tononkira na ilay hira miintsy eh, mety daholo nitady ihany za fa tsy nety nahita miintsy, hiran'ny Felaniary ilay izy hirainy miaraka @ Bodo izy zao. Tsy aiko...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 12/03/2010 15:03
hery
(
22/01/2010 09:15)
Ity indray hira mba haiko koa fa tsy haiko ny mpihira.
Sao dia hainareo indray?
Misaotra hatrany
------------
Raha manjombonjombona ny any e
Ka mila ankarary ny fo
Mahatsiaro fa latsa-toma...
tohiny
novalian'i threet ny 30/07/2010 10:49
MILY
(
12/01/2010 21:38)
Miarahaba antsika rehetra tratry ny taona 2010 .
Hanomana fety ato an-trano izahay ka mangataka hevitra aminareo.
Inona avy ny hira gasy mihetsiketsika handihizana mba hanafana ny lanonana ?
Misao...
tohiny
novalian'i radomelina ny 15/01/2010 21:46
hery
(
12/01/2010 09:48)
Ity indray hira iray. Tsy mbola henoko fa nisy nampiditra tao amin'ny tononkira. Iza kay ny mpihira azy?
Hery
Eto ampitandrano eto aho
No mibanjina mangina ao antsaina
Ao am-poko manina mahat...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 18/02/2010 20:26
hery
(
12/01/2010 08:17)
Salama daholo
Iza kay no mihira an'ity hira ity raha fantatrareo?
Efa ela ihany aho no naniry hiaraka aminao
Nefa moa ianao tsy taitra akory hatrizay
Ny tena moa tsy manana omena
Ny tena ...
tohiny
novalian'i ANARIM ny 21/01/2010 12:14
Lejoba
(
16/12/2009 16:23)
http://www.dailymotion.com/video/xb8b7e_fpma-ivry-famonjena-vokadehibe-2009_music indray ary izay tia hira sy dihy gasigasy, na koa mpankafy Bodo sy VHF e...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 09/01/2010 10:41
hana
(
04/12/2009 11:23)
Léa, zazavavy Malagasy eto France 14 taona monja dia mamoron-kira tsara be, mihira sy mitendry. Tena manana talenta miavaka.
Mahafaly raha toy izao no ahalalàna antsika Malagasy
http://www.youtube...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 13/12/2009 16:06
