Artista sy Hira
milamm
(
10/04/2011 00:30)
asa ze efa nahita ty fandaharan'i Martin Bashir ty tsy mbola nivoaka angazety sns talohany nahafatesany fa episode maromaro izy no azo arahina fa tena Peter Pan marina i Michael Jackson, fanomezana av...
tohiny
milamm
(
17/02/2011 10:33)
mandoka ny talenta sy ny inspiraky reto izy mitsam reto sy ny tariny za manokana tsy sanatria dokambarotra fa m'lay ny revinlerony ka, tsy laitra fa hira karazany aharitra ihany ko ny toy itony fa mah...
tohiny
novalian'i milamm ny 21/02/2011 20:11
bunny
(
01/02/2011 15:51)
mba miangavy izay mahalala, hira malagasy mora henarandry zareo vahiny, tsy lava fa foy miaraka @ noty e!
misaotra bdb...
tohiny
novalian'i sitrakiniainah ny 19/02/2011 13:03
vava
(
21/12/2010 14:46)
mba mitady ny tonokirany ny holatrao ny feo mamantonalinaaho raha mba misy mahay...
tohiny
YDIFAS
(
15/12/2010 11:27)
Bonjour,
Comme vous le savez tous, la date de mon anniversaire approche. Tous les ans, il y a une grande célébration en mon honneur et je pense que cette année encore cette célébration aura lie...
tohiny
sitlo
(
09/12/2010 09:16)
Foko sôlô
Mpihira: Raslam + Tongue Nat
Taona: 2002 tany ho any no nivoahany tao amin'ny HH taranja
2004 tany ho any nisy version vaovao, niova kely ny fiv
Tonony: misy hoe
... ny fitiavako anao o...
tohiny
novalian'i andrywui ny 07/04/2011 11:37
comex
(
03/12/2010 07:13)
Mba mitady ny tonon'ny hira hoe: Mpirahalahy an'i Ndrina Ramamonjy anie azafady indrindra. Tena ilaiko maika be raha mba azo atao. Misaotra mialoha...
tohiny
vonynive
(
24/11/2010 09:17)
miarahaba antsika
sao mba misy afaka manome ilay tononkiran'ilay hira oe "Ambohimadizina" ianareo @ teny malagasy an...
tohiny
novalian'i raherigna ny 23/02/2011 04:47
William
(
24/11/2010 08:26)
Nahita t@ gazety za fa hoe nigadra i Felanihary...
tohiny
novalian'i vonynive ny 24/11/2010 09:18
franck1609
(
22/11/2010 08:55)
Bonjour,
« Fantatrao ve aho ? » c étaient ses premiers mots en s’adressant à moi, « zah i X ilay mpihira » j ai été un peu surpris du fait qu’elle m’adresse la parole, à un t...
tohiny
novalian'i Dmon ny 23/11/2010 06:23
tiarah
(
03/11/2010 07:28)
Manao ahoana daholo, raha mba misy manana anaty MP3 na K7 ilay hira talohaloha misy hoe
"ninia nitia ihany aho na dia, tsy mora aminao ny hanome.....
Mijaly aho, aza enjehina ny omaliko"
Misaotra bets...
tohiny
hery
(
22/10/2010 08:54)
Ireto aloha izany ny hira vitsivitsy natao tao anatin'ny roa volana. Ny feo sy ny tonony no tena henoina fa ny sary tsy dia important loatra :-)
Atolotro anao Andriamanitra
[youtube]http://www.youtub...
tohiny
novalian'i bilie ny 25/09/2011 13:01
andrywui
(
15/10/2010 10:32)
FA 4 ANS NEDALA ZAO ... DE ERITRERETO HOE AHOANA IZY AMZAO ? mbola avoakako averiko eto ny [u]fahaizany[/u] amin'izao izy 4ans zao !...
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=r-3ZFItV-lg[/youtube]...
tohiny
novalian'i sitlo ny 16/11/2010 21:31
oceana
(
25/09/2010 16:10)
EDEN - " Anaty Nofy "
salut daholo ny mpitia mozika rehetra
misy projet " mozikaly "ity , efa elaela no niketrehina azy, vita izy ity koa dia manasa antsika tia mozika hitsidika fa mety ho tinao le ...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 12/10/2010 19:45
maholisoa
(
05/09/2010 09:48)
Manao ahoana,
Sao dia mba misy manana mP3 an'ilay hiran'ny tarika dihy sy mozika taloha be hoe
Aleoko mihira
Ohatr'izao ny fanombohany ;
Ry vohitra kelin'i dada sy neny
Izay mirakitra ireo taolamba...
tohiny
novalian'i lembelo ny 23/11/2010 16:32
sylvain
(
04/09/2010 14:26)
Raoul ny tarika Mahaleo : nandao ny tany !
Banga iray ny andrarezin'ny tarika Mahaleo : "Raha tsy ho eto intsony aho, fa lasa vetivety, lasa mba hitety, iny habakabaka iny" anisan'ny hira nampalaza...
tohiny
novalian'i saho ny 05/09/2010 19:54
naritsimba
(
27/08/2010 07:19)
Araky ny vaovao heno dia nodimandry io maraina io i GHABY(Kintana telo)
Mandria am-piadanana ary mirary fiononana ho an'ny fianakaviana sy ny mpanakanto namana rehetra....
tohiny
novalian'i foudre ny 02/09/2010 11:20
ndenn
(
18/08/2010 13:12)
http://fr.tv.yahoo.com/18082010/18/china-s-got-talent-un-candidat-handicape-joue-du-0.html
...
tohiny
novalian'i marcus11 ny 18/08/2010 16:35
sitlo
(
13/06/2010 20:16)
Aiza kay no mety ahitana ny tonon'io hira io?...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 22/07/2010 16:04
