Artista sy Hira

milamm ( 08/07/2012 18:34)
" Marary fa tsara " siora fa milay zokibe isany, efa nahita zongo mahay miteny gasy tsara fa tena ankafiziko i Jenny mahay mihira teny gasy tonga de omeko bizou b ho fisaorana azy (rahovina zareo reo ... tohiny
tamraz ( 06/07/2012 07:21)
Slt daôly !! Misy musique an'i Earl Klugh zay henoko mandé ao am Radio Antsiva fôna refa @ émission an'i Ismaël. Mety misy mahafantatra ny titre an'zay v amnareo ?? Ny tena tsara aza: mety mi... tohiny
novalian'i tamraz ny 04/05/2015 05:31
hanjaris ( 12/06/2012 14:20)
Tsy mpakafy boys band manokana aho fa kosa tena makaleo ny mahita ireo mpanao rap mampaniry haine eo amin ny samy malagasy: mankahala mandoko volo, mankahala variété, mankahala rock indray izao no l... tohiny
novalian'i hanjaris ny 30/06/2012 09:43
rboobalox ( 10/06/2012 03:57)
manakory aby eh!!! misy manana ny hiran'i Mimi rafrah tolory tanana v eto amintsika???? mba mangataka raha misy manana alefa am anj.rasol@gmail.com. misotra indrindra.ary ra misy koa mahita site mba a... tohiny
novalian'i hevitra ny 12/06/2012 14:22
novoeagle ( 22/05/2012 04:37)
Bjr, izahay dia Sampana tanora efa niforona 20taona lasa izao,manana hira maromaro, MItady chef de choeur na mpampianatra hira(solfa) fa lasa tapoka ilay mpampianatr'hira teo aloha. 0330346889 ny tel... tohiny
novalian'i novoeagle ny 24/05/2012 05:07
andrywui ( 14/05/2012 13:18)
Iza no manana na mahita Logiciel cubase6 + protools 7 na 8 na 9 mba azoazo ny prix fa lafobe daolo ny itako , andefaso message ah ze maita de mifanaraka ! cubase6 + pro tools itako farany 600euro ... tohiny
novalian'i andrywui ny 05/06/2012 15:06
milamm ( 05/05/2012 22:56)
Malaki Paul sivy taona tao fandaharana tv anglisy ankafizo e http://www.youtube.com/watch?v=txPQC8NB_-M&feature=share... tohiny
novalian'i lebrie ny 04/09/2012 08:45
hery ( 03/05/2012 07:31)
Misy manao studio kely ao antrano ve ato? Dia inona avy ny fitaovana ampiasainareo? Hanatsara kely ny fomba fakàna feo mantsy aho io fa hatramin'izay dia tsisy afatsy clavier sy micro dia ampidirina... tohiny
novalian'i andrywui ny 06/07/2012 16:59
mpitedry ( 07/04/2012 11:32)
Fahasalaman'ny tsirairay. Tarika malagasy eto Ile-de-France izahay. Miangaly ny bahan-kira Pop Rock. Mitady mpihira lehilahy izahay mba hampivoatra hatrany ny zava-kanto ataon'ny tarika. Afaka mand... tohiny
novalian'i mpitedry ny 11/11/2012 20:44
lo ( 27/03/2012 04:44)
Misy mahatadidy ny titre sy ny mpihira an'ity extrait ity ve ?, "raha sedra hita fa matroka ny vodilanitra, rehefa hita fa sarotra ka mila ho fanina, atsikio ny molotrao, misy hery ivoaka avy ao, han... tohiny
novalian'i hery ny 10/07/2014 17:57
rboobalox ( 26/03/2012 03:13)
slt dôly mba mangataka io hira io izay manana na mp3 na video dia mety daholo.azo alefa am ity compty ity na mamaly ahy mivantana ao am anj.rasol@gmail.com misaotra mialoha eh.... tohiny
novalian'i bongomaso ny 07/11/2012 01:49
pissoa ( 22/03/2012 16:06)
Misy mahay ilay hira "Tu t'en vas" iny ilay amin'ny teny Malagasy ve ? Tsy haiko na iza no mihira azy fa efa taloloha, dia tsy haiko tsara ny tonony fa misy hoe "Ny amintsika tsy ho vita fa mbola hi... tohiny
novalian'i andrywui ny 29/03/2012 23:25
lizabeth ( 22/03/2012 12:27)
Aza adino : [b]Zoma 23 martsa 2012 [/b]manomboka amin'ny 9 ora alina 103, chemin de contre halage [b]94 500 CHAMPIGNY SUR MARNE[/b] Voafetra ny isan'ny toerana koa fandriho ny toeranao ao amin'ny : ... tohiny
Enry ( 10/03/2012 10:26)
Ho anareo izay malala ny vazon-frantsay mampihetsiketsika, hira moderne, tahakany Reggaeton. Taona 2011/2012... Dia mba handefaso hafatra miaraka amin'le ''Hira sy Artista'' Misaotra betsaka tompoko... tohiny
diamondra27 ( 07/02/2012 15:32)
k-pop, karazana mozika vao nisondrotra ary manomboka malaza eraky ny firenena ity misy metisy gasy, lany finaliste teto France [youtube]http://www.youtube.com/watch?v=XQo5NT4gm2Y[/youtube] ... tohiny
novalian'i ded.kitty ny 15/05/2012 11:27
rijadolly ( 03/02/2012 15:44)
[b]CC ESCA Antanimena : Les artistes au chevet de Noro[/b] [img]http://www.matv.mg/wp-content/uploads/2012/02/10.jpg[/img] Souffrante depuis un certain temps, Noro du fameux groupe «Vola sy NoroÃ... tohiny
novalian'i rijadolly ny 03/02/2012 16:07
Enry ( 26/01/2012 14:07)
Justin Vali sa Justin Bibier ?... tohiny
rijadolly ( 02/01/2012 15:03)
Izay mahalala mba hampitao vaovao, reko mantsy fa somary sahirakirana tanteraka izy io, mbola tsy hitako mantsy ka izay no antony ity lohahevitra ity. Raha tena marina izany, inona moa no vato misakan... tohiny
novalian'i Tokoa ny 09/05/2016 12:24
baina_monjy ( 18/12/2011 20:25)
Sendra nandalo dia nahita fa tsy izaho irery ihany no mpakafy ny tarika black jacks, maninona moa raha averina indray ny lazan'ny tarika black jacks, raha mety (manaiky delakr) dia atao izay ,manangan... tohiny
soari25 ( 12/12/2011 11:43)
aiza no mba mety ahitana ireny sa dia tsy misy afaka mizara ny tompon-kira e ???? ... tohiny
novalian'i dinaraj ny 19/05/2015 07:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.7262