Sendra nandalo dia nahita fa tsy izaho irery ihany no mpakafy ny tarika black jacks, maninona moa raha averina indray ny lazan'ny tarika black jacks, raha mety (manaiky delakr) dia atao izay ,manangana club des fan @ facebook ohatra, manao projet, ho an'izay liana, efa mpikambana eto aho, ao ny sary sy ny mail, afaka mifampiresaka isika ...
Misaotra antsika rehetra
Mandra-pitafa daholo