Artista sy Hira
hery
(
24/10/2014 08:46)
Salama daholo. Sao mba misy afaka manome ny tonon'ity hiran'i Dor's group hoe Leboto ity kay?
Be teny tsy fantatro ilay izy. dia misaotra.
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=GqC0OxXfp64[/yout...
tohiny
novalian'i salomo ny 07/12/2014 22:52
fitia2006
(
13/10/2014 18:14)
mba iza azafady no mihira ilay hira hoe ''maraina zareo zany andro'' vehivavy anankiroa zay no mihira azy , ny hira iray ''ndao ndao ndao ndao maraina ny andro'', iray ihany no mihira ireo
misaotra m...
tohiny
novalian'i andrywui ny 17/10/2014 00:48
Maningana
(
09/10/2014 06:13)
Mba omeo n tonony sy ny clip an'io hira io izay manana ô, mrc, raha misy KARAOKE vao maika tena tsara...
tohiny
novalian'i ora ny 18/12/2014 12:14
sahia
(
09/10/2014 06:10)
SLM DôLY
SAO MBA MIS MANANA CLIP na hira MP3 izay an'i Victor solo fa i NOROSOA ilay zanany no mihira azy, ireto lay hira mba ilaiko: Neny ô, Dada sy Neny, vavaka, misôtr e, vao maika tsara raha mi...
tohiny
novalian'i ora ny 18/12/2014 12:14
shala
(
14/09/2014 04:30)
Miarahab ny mpisera rehetr.aty an tanin olona
aho ary tena irery.noho
zany ts mb manan fialambeoly maro afats ny mihaiahno hira mb .mafinaritr
ahy.ka mb miangavy@nareo namana mb omeo titre re
o mpihi...
tohiny
novalian'i hery ny 14/09/2014 21:26
hery
(
03/09/2014 13:46)
Be dia be ny hitady ny parodies-n'i Hanambady aho an'i Gangstabab ato ho ato ka aleo hapetraka eto izay hita
ravalomanana vs rajaonarimampianina
hery an? hody aho
hody ahoana ianao
hody aho ko
fa hod...
tohiny
novalian'i aleix ny 07/12/2014 23:18
miarana
(
22/08/2014 09:07)
Mba manontany tena ihany aho oe nankaiza ireo mpihira malaza na malagasy na vahiny. Mbola mihira ve sa lasa mpankafy hiran'ny hafa sisa ?...
tohiny
novalian'i shmaisrael ny 08/12/2014 09:43
ANDRIAMENA45
(
02/08/2014 20:57)
LAZAO ATO IREO MPANAKANTO TENA AKAFIZINY MALAGASY SY VAZAHA ...
tohiny
novalian'i sahia ny 14/08/2014 09:31
Tsalomaditra
(
10/07/2014 16:37)
Efa nisy nanontany teto inty fa tsy nahafa-po ny valiny. Misy mahatadidy ny titre sy ny mpihira an'ity extrait ity ve ? Na sao dia misy manana azy dia mba mifampizara e! Tsy piratage intsony izany sat...
tohiny
novalian'i fanamozikaly ny 22/10/2017 17:23
rafangotsohana
(
17/06/2014 12:28)
Miarahaba antsika rehetra eto!
Sao dia mba misy mahay hatr@ farany io hiran'ny Mélodie Jazz na Ramy Frank io? Hisaorana be dia be amin'ny valiny avy amintsika!...
tohiny
lbeby
(
13/06/2014 14:50)
Sao de misy mahay ny mpihira sy lay hira oe : "Manangy aminay e, manangy aminay tsara...."...
tohiny
ora
(
12/06/2014 08:42)
Mba mahafinaritra kosa ny nameloman'i Syril sy melky an'iny hira iny an, fa MISY SOSO-KEVITRA IHANY ty: mba tohizana amin'ny hira hafa ilay tantara dia jerena raha zakan'i Syril ndray i Stéphanie na ...
tohiny
novalian'i ora ny 13/06/2014 09:50
pulm
(
26/05/2014 13:04)
Nampalahelo ranga i Rossy t@alahady a! teny tsisy kil mitsy lery a! babangona be ny gradin! zany rehefa te iditra @politika eo ko! mbola aiza no anaovany azy e! ny olona tsy miteny fa @alalan'ireny no...
tohiny
novalian'i pulm ny 27/05/2014 12:41
Lesla
(
06/05/2014 21:40)
Mitady trompettistes 3
Trombonistes 3
Saxophonistes 2(alto na tenor na baryton)
Contrebassiste na bassiste 1
Pianiste 1
guitariste 1
Batteur 1
Mila mahay mamaky partitions
Tia jazz
Mipetraka eto franc...
tohiny
novalian'i ombelline ny 13/05/2014 09:23
Tsiresy91
(
11/04/2014 11:10)
Salama daholo ve e?
Saody mba misy mahalala na mahafantatra ny mpihira sy ny lohatenin'ito hira ito,tsy haiko manontolo aloha ilay izy fa santionany kely ihany e.
Misy hoe: Lay patalohako jese
Natao...
tohiny
novalian'i Ravakiniaina. ny 14/04/2019 13:44
ialahy
(
29/03/2014 15:58)
{ xxx - 06/09/2007 11:32
manahoana daholo,
mba saika hanontany ho aho zah hoe: iza moa no mihira ilay hoe:
malabary rovidrovitra tsy misy tanana iny
izay no fanaovany
.....izay no fananan'ny tary e, ...
tohiny
novalian'i andry zatovo ny 23/10/2019 05:32
milamm
(
29/03/2014 11:51)
Nitsotra Lianah anisany artista mahafinaritra ary manja izy feno hafaliana ny endriny ary ekena sady manana personalite tsara tena olona tsotra mahavariana ankafizo
http://www.youtube.com/watch?v=...
tohiny
novalian'i andrywui ny 29/03/2014 22:41
5laody
(
22/03/2014 20:38)
Faly sy gaga tokoa ny mpitsara ny fandaharana "The voice" any Italia raha avy nanindry bokotra hijery hoe iza izany mihira ny hiran'i Alicia Keys izany. Hay ve i Masera izany mampandihy sy mampihorak...
tohiny
novalian'i hery ny 23/03/2014 10:10
donah
(
24/02/2014 16:31)
tiko raha mba homenareo amiko ny clé n hiran Njakatiana l hoe Lay toerana mamy...
tohiny
novalian'i vahiny2004 ny 12/03/2014 09:55
rabearinoro
(
23/01/2014 11:57)
CLIP GAEM NY TOMPO BE FITIAVANA
http://youtu.be/SbgjO7AKAm8
Alahady 26 Janoary izao Gala iarahan'ny GAEM sy ny AMV
FJKM Ankadindambo
...
tohiny
