Artista sy Hira

dasy
(
07/04/2016 14:31)
mitady olona mahay mametraka ny note de solfege @ hira masina malagasy ( tsy solfa akory fa solfege )
misaotra
ity ny é-mail ko : frakoton@ wanadoo.fr...
tohiny
novalian'i hery ny 07/04/2016 15:35

Majheik
(
08/03/2016 22:46)
Tineh enga anie,Lendrema sari-pitia...
tohiny
novalian'i majheik ny 01/04/2016 22:24

tsiahi
(
01/02/2016 16:49)
Manahoana, misy hira taloha tadiaviko sao mba misy mahafantatra, tsy misy haiko ny tonony, ny titre moa zany dia mazava ho azy fa tsy haiko koa, mitovy amin ilay hiran i Romule : FANDAHARANA ny "mél...
tohiny
novalian'i tsiahi ny 05/02/2016 06:15

robinsonrandrianarisoa
(
16/01/2016 08:02)
bjr daolo.sao dia mb misy manana ny tonony na audio an'le "you raise me up" @teny gasy iny azfd?Merci!(le ataon'i Sarobidy Les Adeline)...
tohiny
novalian'i ikalamako ny 01/02/2016 22:18

robinsonrandrianarisoa
(
16/01/2016 07:30)
bjr daolo.sao dia mb misy manana ny tonony na audio an'le "you raise me up" @teny gasy iny azfd?Merci!(le ataon'i Sarobidy Les Adeline)...
tohiny

booboo
(
15/11/2015 15:17)
Nihena iraika ny mpitaigin-damboho...:-(...
tohiny
novalian'i hery ny 15/11/2015 15:20

Ntsoumic
(
11/11/2015 12:35)
Mitady mpampianatra piano ze mba maita azafady. Afaka mi-se deplacer, zany hoe efa mba mahay base kely ihany za fa tsy de hoe debutant be! Misaotra betsaka @ fanampiana.... ...
tohiny

napou
(
13/10/2015 08:38)
Sao mba misy mahay mampianatra piano na mahita fianarana mikasika an'io, mba valio dia misaotra anareo izay mamaly e!...
tohiny
novalian'i napou ny 10/11/2015 06:18

ralay2010
(
30/09/2015 10:36)
bjr,
maro @tsik no te hianatr solfa na ntenako az.
fangatahan ian ny ahy, n woe sam mzar zai faaiz ananan e,...
tohiny
novalian'i dasy ny 07/04/2016 14:27

ikalamako
(
26/09/2015 07:14)
Ampirimina ato indray aloha ity, toy ny nanangonana ny parodian'i Hanambady aho :
Dia tapaka tanteraka tokoa moa zany ny jiro ety Ambohipo
Facture anefa efa voaloa, niakatra be le tamin’ Aout
Ny fi...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 30/10/2015 09:13

Rina geosther
(
31/08/2015 10:46)
Miarahaba o! mba mangataka an le hira an Tineh enga anie za. mankasitraka o ...
tohiny
novalian'i Majheik ny 15/10/2016 20:02

vony501
(
04/08/2015 07:46)
Sao mba misy manana ity hiran'i Lôlô sy ny tariny ity? tsy haiko ny titre fa toy izao ilay tononkira/
Indro hono izy avy atsy mivadika avy aroa
Dia mijery fitaratra
Fanontaniany miodina ao an-doha
...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 30/10/2015 09:17

Dera kwl
(
25/07/2015 04:41)
Awn n ilazan f artist feno n pihira iray...
tohiny
novalian'i TenWords ny 30/09/2015 09:24

aimenhary
(
06/07/2015 06:56)
Miarahab antsik naman rehetr! Sao misy mahafantatr oe iza no mihira ilay hira kalon'ny fahiny iray sy ny lohateniny ny tonininy misy oe "... teo ambony alitara no nandraisako ny anjara"...
tohiny

do68
(
02/07/2015 11:54)
Miarahaba anareo,
Mitady ireny partition (note) hira Kalo Fahiny ireny aho ka aiza no mety misy azo ho vidiana. Misaotra mialoha.
...
tohiny
novalian'i maholisoa ny 08/04/2016 23:18

tahiry
(
09/06/2015 10:24)
Sao mba misy mahafantatra ny mpihira na ny titre an'ilay hira misy hoe:
" ... anio aho hisaintsaina
sy hijanona ato an-trano
hanokana fotoana ho ahy ..."
Asa na Njakatiana no mihira an'io na iza.
Mi...
tohiny
novalian'i 5laody ny 10/06/2015 10:15

Bobl
(
04/05/2015 08:44)
Mitady vehivavy handrafitra groupe hanao animation eto Tanà
critères:
- Mahay mihira tsara @ teny malagasy, frantsay, anglisy, ...
- Mahafehy ny gadona rehetra
- Disponible
- 18 taona no mihoatra...
tohiny
novalian'i hery ny 02/07/2015 13:21

tamraz
(
04/05/2015 05:49)
Misy mahita rohy an'io hira io ve ?
Nisy hitako ito http://radiovazogasy.com/radio/hira/asehoy/6618 fa "extrait" fotsiny ilay izy.
Misaotra
...
tohiny
novalian'i tamraz ny 23/05/2016 10:48

ismaelravoniaritiana1
(
15/04/2015 09:50)
mangataka ny tononle TSIORY tobia sy johanna...
tohiny
novalian'i hery ny 15/04/2015 11:06

jakoba
(
09/04/2015 07:04)
Miarahaba,
Mitady solfa klasika aho ho an'ny chorale anay izay mba manana azafady.
Ilay "Ingao ny hira vaovao" no tena ilaiko fa tsy mety mahita mihitsy mihitsy aho.
Misaotra indrindra,
Jakoba...
tohiny
novalian'i dinaraj ny 19/05/2015 07:40