Artista sy Hira

jakoba ( 09/04/2015 07:04)
Miarahaba, Mitady solfa klasika aho ho an'ny chorale anay izay mba manana azafady. Ilay "Ingao ny hira vaovao" no tena ilaiko fa tsy mety mahita mihitsy mihitsy aho. Misaotra indrindra, Jakoba... tohiny
novalian'i dinaraj ny 19/05/2015 07:40
Carita ( 06/03/2015 13:50)
Salama daholo e, Mba mangataka ny tonon'ilay horan'ny Tarika Mikéa mitondra ny lohateny hoe Hey Joe ra mba manana ianareo. Misaotra mialoha Carita!... tohiny
hery ( 04/03/2015 10:37)
Misy namana matetika mandefa hafatra aty amiko mangataka ny hira mp3 ao amin'ny Radiovazogasy. Matetika tsy voavaliko ireny hafatra ireny ka raha mety dia apetraho eto ambany izay hira angatahinareo (... tohiny
aleix ( 02/03/2015 19:54)
Ny gasy ve mba mirevy na mankafy Reggaeton?... tohiny
hery ( 02/03/2015 17:54)
Mba nanao ahoana ihany ilay fampisehoana Nana Mouskouri teny Ivato tamin'ny alahady? Nahazo olona betsaka ve?... tohiny
novalian'i maholisoa ny 19/08/2015 12:00
Fheno ( 18/02/2015 13:16)
Santionany Mama hoanao izao hira izao Mama fa faly ny zanakao Mama isaorana ianao Neny .............................. Fa fahatsiarovana sisa nitantarnlah Fatsiarovana velona ato anatiko Mahatsiaro... tohiny
novalian'i ramga ny 18/12/2016 20:17
mpisotrtoaka ( 27/01/2015 05:27)
Ar mba nankaiza ireto artista vitsivitsy ireo ? Mima, L Saphira, Tantely Watsa, Joy K ...... tohiny
novalian'i hafahafa ny 27/01/2015 12:03
seul110 ( 17/01/2015 20:50)
Nodimandry vokatrin'ny fihotsahan'ny tany androany i Felicien Rakotomalala izay nahazo ny fandresena t@ fifaninanana kopikole nampanaovin'ny TV plus Madagascar, i Theo Rakotovao izay mpanakanto tsy zo... tohiny
mpisotrtoaka ( 15/01/2015 04:49)
Ary ny teny tonga hira ary ny hira dia kanto ary ny kanto dia art ! Diniho kely ange e... tohiny
seul110 ( 11/01/2015 07:38)
Sao misy ato @ tonokira serasera ity fa tsy fantatro ny mpihira sy lohateny ,vehivavy sy lehilahy no mampiara-peo aminy. (refrain) : Zary nofinofy izany fikasako Saika ny hafa no mioty zay voa nafaf... tohiny
seul110 ( 31/12/2014 04:28)
Misy hira tiko be fa tsy fantatro hoe iza no mihira azy fa mbola @ cassette audio ilay izy ato dia misy soratra eo hoe Andry Nirina asa na ilay mpihira io, toy izao ny refrain n'ilay hira : "Ny hakan... tohiny
novalian'i seul110 ny 04/01/2015 07:08
ophelia ( 17/12/2014 14:39)
Mba omeo an'ilay Venez Divin Messie moa zay mba manana azafady ô! Misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i damah ny 17/12/2014 16:44
shmaisrael ( 11/12/2014 10:05)
Feno 30 taona ny nihiran'i poopy 1983 - 2013... tokony nisy ny 30è fa noho ny toe javatra maro.. dia @ 2015 ny fampisehoana... betsaka no miteny hoe tsy hijery intsony noho ny fiovan'i poopy... amik... tohiny
mahefaRR ( 09/12/2014 23:24)
Miarahaba, mba mizara ny hiran' i Bouboul nosoratany tamin'ny gitara klasika, ho an'ireo izay mankafy sy ho an'ireo izay mbola tsy mahafantatra : https://www.youtube.com/playlist?list=PLRyukpcWXFpl0... tohiny
novalian'i mahefaRR ny 11/12/2014 17:39
sitlo ( 08/12/2014 14:06)
Ity no hira hitako fa mora arahana indrindra sady tsy maninona raha mandiso raha hianatra gitara. [center][youtube]http://www.youtube.com/watch?v=VXE_PfcXtYE[/youtube][/center] [center][img]http://2i... tohiny
novalian'i sitlo ny 17/12/2014 04:30
salomo ( 07/12/2014 23:10)
Inona avy ireo vazo tena mampadihy ny malagasy amin'izao fotoana izao? :)... tohiny
novalian'i aleix ny 08/12/2014 14:40
Hery092 ( 28/11/2014 14:04)
Salama daholo ! Misy hiran'i[b] Liva Ravel (Relija)[/b], version originale ve ? (video), ilay hoe : [i]Relija a, mahay manao tsapiky[/i]... Tsy ito tao amin'ny [i]iotoba[/i] ito (ity ambany ity) fa ... tohiny
novalian'i Hery092 ny 02/12/2014 09:20
hery ( 24/10/2014 08:46)
Salama daholo. Sao mba misy afaka manome ny tonon'ity hiran'i Dor's group hoe Leboto ity kay? Be teny tsy fantatro ilay izy. dia misaotra. [youtube]https://www.youtube.com/watch?v=GqC0OxXfp64[/yout... tohiny
novalian'i salomo ny 07/12/2014 22:52
fitia2006 ( 13/10/2014 18:14)
mba iza azafady no mihira ilay hira hoe ''maraina zareo zany andro'' vehivavy anankiroa zay no mihira azy , ny hira iray ''ndao ndao ndao ndao maraina ny andro'', iray ihany no mihira ireo misaotra m... tohiny
novalian'i andrywui ny 17/10/2014 00:48
Maningana ( 09/10/2014 06:13)
Mba omeo n tonony sy ny clip an'io hira io izay manana ô, mrc, raha misy KARAOKE vao maika tena tsara... tohiny
novalian'i ora ny 18/12/2014 12:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8811