Karoka hira

1. seul110 ( 11/01/2015 07:38)
Sao misy ato @ tonokira serasera ity fa tsy fantatro ny mpihira sy lohateny ,vehivavy sy lehilahy no mampiara-peo aminy.
(refrain) :
Zary nofinofy izany fikasako
Saika ny hafa no mioty zay voa nafafiko
Tsy mba fantatrao...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4122