sao misy mahalala ilay hira
1. tahiry
(
09/06/2015 10:24)
Sao mba misy mahafantatra ny mpihira na ny titre an'ilay hira misy hoe:
" ... anio aho hisaintsaina
sy hijanona ato an-trano
hanokana fotoana ho ahy ..."
Asa na Njakatiana no mihira an'io na iza.
Misaotra
2. vahiny2004
(
09/06/2015 12:14)
tahiry:
Sao mba misy mahafantatra ny mpihira na ny titre an'ilay hira misy hoe:
" ... anio aho hisaintsaina
sy hijanona ato an-trano
hanokana fotoana ho ahy ..."
Asa na Njakatiana no mihira an'io na iza.
Misaotra
Hiran'i Njila ka !
Miverimberina matetika ato an-tsaiko
Manjary toy ny mahazatra ahy
Ireo fombafombanao fahiny
Mahatsiaro angamba ianao any ho any
Fa tsy hay fafàna irony lasa
... fa tsy tadidiko koa ny titre
3. 5laody
(
10/06/2015 10:15)
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.1876