Artista sy Hira

sitlo ( 01/04/2013 21:52)
[url=http://bizna.serasera.org/bizna/ad/fampisehoana/samihafa-5/NONO-AU-NEW-MORNING]jereo eto [/url] Dia lasa ny saiko hoe dia tsy nahita anarana hafa ve ity mpihira iray ity. Sa dia tena mila ovaina... suite
répondu par 5laody le 05/04/2013 20:47
kourba ( 25/03/2013 13:58)
Mba mitady ny tonon'ity hira ity: Atsipy ny tady ry lahy, an-tandrokin'ny omby izy ireny; atsipy ny teny reroy eh, am-pon'ireo zay mahalala!.............ny manam-bola rahavako o,lasa mividy fiara; ny ... suite
répondu par sitlo le 26/03/2013 19:03
erakoto ( 10/03/2013 08:36)
Sao mba misy manana ny hiran'i Fredy Ranoa ilay hoe "Tokam-po" na ny tonony? Misaotra mialoha ... suite
future ( 08/03/2013 06:07)
Salut daholo!za maniry ny ho mpikambana ao anaty tarika tanora vaovao manao poprock ary te ho lasa alavitra oatran'ny tarika Ambondrona.Sady za mahay mamorona.... suite
répondu par mpitedry le 10/09/2014 07:13
tamraz ( 01/03/2013 13:41)
Mitady hiran'i Nônô reny zay manana ô (soga kely, ialahy, ilay masoandro, etc.) Aiza ny site mety misy anreny ?? Misaotra mialoha !!... suite
répondu par tamraz le 07/03/2013 06:28
my ( 19/02/2013 16:15)
slt daholo! mitady hira mitondra lohateny HARIVAMPAHAVARATRA année1980 izay misy mahafantatra o! raha tsy diso aho ilay FAFAH nihira an'ilay hoe izaho lay bandy na te hiverina no nihira azy io. misao... suite
répondu par sitlo le 28/02/2013 10:31
cbd ( 09/02/2013 08:12)
o ry zareo é ! hay ve maty tam 26 janoary teo io artista mpihira io é ? maty tany frantsa izy MAMPALAHELO... suite
répondu par cbd le 10/02/2013 18:36
zounante ( 04/02/2013 07:16)
slt! mba mila fanampiana ho an'izay afaka manampy! groupe Evengelique mitady olona afaka mampianatra technique vocal, scenario, sns... Misaotra tompoko!!!!! ... suite
répondu par miarana le 04/02/2013 09:17
ral_ ( 01/02/2013 11:54)
Miarahaba ny rehetra Misy duo mitondra ny lohateny hoe mila anao izay mpandeha tamin'ny onjam-peo tamin'ny taona 85-89 tany ho any. Misy fiverenana taha ka izao (tonony) Ny soisory, ny alahelo ,ny ad... suite
Nehemiah ( 01/02/2013 08:04)
Aiza moa no azo hanaovana téléchargement ny hiran'i Jaojoby misy hoe : "Samy taranak'i Adama sy Eva ka mifankatiava" azafady ?... suite
répondu par Nehemiah le 05/04/2013 06:49
hadji ( 11/01/2013 12:29)
aiza no mety ahitana ilay hiran'i RANAIVOSON RICHARD sodokan'ny randrabao sy ilay lolo boasary an'i Anne Marie zanany nahazo TOP16 tamin'ny fotoan'androny ... suite
répondu par tsipolitra le 30/01/2013 15:04
golarazafy ( 11/01/2013 06:13)
Bjr daholo ! sady tratran'ny taona e! za ry reto mba mila le tononkira n'ny SOLO MIANADAHY hoe : " MANIMANINA NY ANY ALAOTRA" sy ilay hoe "TSY MAMONAREO ZAHO" iny fa tena ilaiko a! mba mampihetsiket... suite
répondu par golarazafy le 06/02/2013 16:06
andrywui ( 12/11/2012 00:46)
salama daholo e , mitady musiciens eto ile de france na paris fa misy eglise mampiasa instrument complet (efa complet ny matos ao ) mitady musiciens ( rehefa instrument de musique de mety daholo). b... suite
répondu par andrywui le 01/02/2013 13:47
BONGOMASO ( 10/11/2012 09:44)
slt daholo ah mbo mangataka an le hiran'ny fakr tam 3 iny ranga raha mba misy mananan ianareo ah misaotra mialoha... suite
répondu par bongomaso le 20/11/2012 11:51
rafangotsohana ( 25/10/2012 06:56)
Miarahaba antsika rehetra ô! Sao dia mba misy mahay ny tonon'ilay hiran'i Guy Andriamadaoro hoe "INAY AHO" isika ato? Ramaroson Wilson no namorona azy fa leria no mihira... suite
jantina ( 12/10/2012 09:59)
Ho an' ireo antoko mpihira any am-piangonana dia fotoana fanombohana ny famerenan-kira krismasy izao. Mba tsy hamerenana izay natao t@ taona lasa dia mitady hira vaovao aza moa Zah ndray mahatsiaro ny... suite
répondu par jantina le 23/10/2012 12:34
emalahia78 ( 11/09/2012 12:41)
Manakory aby! Iza no mety mahalala ny lohateny sy ny mpihira an'ity sombiny @ tonokira ity azafady fa tena tsy haiko nefa otrany tsara lé hira: [i]"Tiako lotra ny miaraka aminao......... fiv: Iray s... suite
répondu par ikalamako le 19/11/2014 11:58
hery ( 23/07/2012 08:24)
Anisan'ny mpihira mahafinaritra ahy ny Wisdom in Memory. Aiza ho aiza ry zareo amin'izao? Sao dia mba misy mahalala ny momba azy ireo? Iza ohatra ny anaran'ilay sipa mpihira iny? [youtube]http://ww... suite
répondu par andrywui le 27/07/2012 22:39
Tahiry ( 17/07/2012 10:55)
slt slt dôly e. Misy mahafantatra ve hoe iza no mpihira (génération Rebika) dia aiza no mety hahitana ilay hira misy hoe: "...Ny ora niarahana teo Foana sy rava avokoa Tazako ianao fony isika talo... suite
répondu par Tahiry le 18/07/2012 12:31
tamraz ( 11/07/2012 11:17)
Ngôdy d misy manana ny mp3 an'io any ?? (Jean-Piso : Tsapiky 2000)... suite
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0584