Artista sy Hira

m.i.s.a ( 07/10/2013 12:51)
tadidinareo ve ity dinika ity ? [quote]rijadolly - 02/01/2012 15:03 Izay mahalala mba hampitao vaovao, reko mantsy fa somary sahirakirana tanteraka izy io, mbola tsy hitako mantsy ka izay no antony i... suite
répondu par andrywui le 10/04/2014 11:55
m.i.s.a ( 04/10/2013 08:00)
miarahaba mba mitady , iza ny mihira na ny titra an'ity hira ity ? misy tahak'izao: mahita andry mahay mandihy maha te-ho tia malesa , arahiko basesa misaotra mialoha... suite
répondu par mirananirina le 07/10/2013 13:24
sitlo ( 20/09/2013 06:18)
. . [center][youtube]http://www.youtube.com/watch?v=kc7dXlM4XUs[/youtube][/center]... suite
hery ( 17/09/2013 10:30)
Salama daholo. Dia vita soa amantsara omaly alina izany ny Tononkira Malagasy amin'ny android. Afaka mandeha amin'ny telephone sy tablet misy Android rehetra. Ny tononkira ao anatiny dia izay tononki... suite
répondu par hery le 18/09/2013 10:01
RNIL ( 31/08/2013 19:32)
D aon daholo isika ato amin site,indrindra isika mpakafy ny mavesatramozika ,inona ny azonao lazaina mikasika ny groupe cradle of filth?... suite
répondu par RNIL le 11/09/2013 09:12
tihbond ( 31/08/2013 13:04)
Salama ry havana :) Mahafinaritra ny hira sy mozika(tonon-kira), indrindra moa fa ara-pilazan-tsara :) Indro kely afaka ahitsin'ny mpikarakara "angamba "raha azo hatao ,misy tonon-kira DISO na TSY AMP... suite
andrywui ( 22/06/2013 20:30)
merci zandrikely a efa itako eo fa ho batainlah io amboara io !! isika mivoaka mpandresy foana zandry a !! felicitation lessy !!....... suite
répondu par pisoonja le 27/06/2013 09:44
endriny ( 27/05/2013 10:49)
Ilay fampisehoana ve eny Ambidiamontana sa hoe aiza no misy an'ity montana ity? Misaotra mialoha... suite
répondu par vale le 30/05/2013 14:01
rafangotsohana ( 21/05/2013 06:25)
Miarahaba antsika rehetra ato ô! Sao de mba misy mahay hatr@ ny farany ny tonon'io hiran'Ambondrona io ato, aza fady? De mba alefaso ato ary misaotra mialoha, Tompoko.... suite
répondu par sitlo le 30/05/2013 17:35
ialahy ( 17/05/2013 16:08)
Nisy nikalou hono Ramora, nilakou mantsy e! so de mba misy afaka mazava misimisy hamoronana hira ho anazy e!... suite
rafangotsohana ( 02/05/2013 06:49)
Miarahaba antsika rehetra eto! Sao de mba misy mahay hatr@ ny farany ilay hiran'i Mélodie Jazz hoe " bibidia"? Io ny anaran'ny groupe fa i Rami Franck no mpihira t@ izany, mba alefaso eto raha maisy ... suite
5laody ( 28/04/2013 18:16)
Sali daholo ahoana ny eritreritsika? tokony hitohy sa...? http://www.youtube.com/watch?v=JEexyjeR70E&list=UUvgLVxn_1Wf7IUZq0rctkSA... suite
hery ( 23/04/2013 08:12)
Hiran'ireo artista maromaro avy any atsimo. Mino aho fa hetsika manokana taorian'ny Haruna ity hira ity. Isaorana izy ireo. Fa ohatry ny tsy mba hitako ao i Mamy Gotso? [youtube]http://www.youtube.c... suite
répondu par endriny le 27/05/2013 11:06
5laody ( 06/04/2013 18:14)
Miarahaba antsika rehetra ity misy hira mampahatsiaro ny hiran'i Bessa ho an' izay mpakafy azy: jereo amin'ny tube: Peter Skellern - You're a Lady mihainoa finaritra daholo.... suite
hery ( 05/04/2013 14:02)
Tsy hoe artista akory fa izay hita mahaliana dia atao kely eny. Misy mpaka sary faka mizara traikefa ve ato? Vao mianatra mantsy ny tena. Itony izao andrana: [url=http://hery.blaogy.com/post/4/8314][... suite
répondu par andrywui le 19/04/2013 23:36
sitlo ( 01/04/2013 21:52)
[url=http://bizna.serasera.org/bizna/ad/fampisehoana/samihafa-5/NONO-AU-NEW-MORNING]jereo eto [/url] Dia lasa ny saiko hoe dia tsy nahita anarana hafa ve ity mpihira iray ity. Sa dia tena mila ovaina... suite
répondu par 5laody le 05/04/2013 20:47
kourba ( 25/03/2013 13:58)
Mba mitady ny tonon'ity hira ity: Atsipy ny tady ry lahy, an-tandrokin'ny omby izy ireny; atsipy ny teny reroy eh, am-pon'ireo zay mahalala!.............ny manam-bola rahavako o,lasa mividy fiara; ny ... suite
répondu par sitlo le 26/03/2013 19:03
erakoto ( 10/03/2013 08:36)
Sao mba misy manana ny hiran'i Fredy Ranoa ilay hoe "Tokam-po" na ny tonony? Misaotra mialoha ... suite
future ( 08/03/2013 06:07)
Salut daholo!za maniry ny ho mpikambana ao anaty tarika tanora vaovao manao poprock ary te ho lasa alavitra oatran'ny tarika Ambondrona.Sady za mahay mamorona.... suite
répondu par mpitedry le 10/09/2014 07:13
tamraz ( 01/03/2013 13:41)
Mitady hiran'i Nônô reny zay manana ô (soga kely, ialahy, ilay masoandro, etc.) Aiza ny site mety misy anreny ?? Misaotra mialoha !!... suite
répondu par tamraz le 07/03/2013 06:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2155