Artista sy Hira
reggae11
(
02/12/2011 07:09)
toa tsy mahasolo any rainy akory ry zareo ny clo mahajanga 2 a!...
tohiny
sitlo
(
01/12/2011 16:04)
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=TllZGzsHXsg[/youtube]
Don-davitra mahamanina
Adona akaiky ny tahotrao
Ka mahatahotra
Midona any alavitra any ho aho mandrahona mainty
Manombana takariva ho ah...
tohiny
novalian'i hery ny 22/02/2012 10:31
pulm
(
22/11/2011 05:38)
Slt daholo sao dia mba misy manana ilay hira hoe: " isika eto antany ry zareo dia toy ny voninkazo mamelana tsara ny maraina fa noho ny hariva dia malazo" dia misaotra mialoha @ famaliana
...
tohiny
novalian'i pulm ny 01/12/2011 12:14
rafangotsohana
(
21/11/2011 13:58)
Miarahaba antsika rehetra eto @ forum, Tompoko! Mba mitady tononkira aho, ilay hiran'i Daniel Ranoarison iny! Tsy de tadidiko loatra ilay izy fa misy an'izao fotsiny :
Tiako loatra ny hiaraka aminao ...
tohiny
mamialisoa
(
04/11/2011 16:08)
za ry ireto mba mitady ilay tononkiran'i Tsiakoraka hoe " poti-taratasy" fa tiako be na ilay clip koa raha sendra misy mahita fomba hahazoako an'izany. Lavitra be an'Iarivo aho.
Merci e...
tohiny
novalian'i mamialisoa ny 07/11/2011 09:56
rafangotsohana
(
14/10/2011 11:14)
Miarahaba antsika rehetra eto @ ity forum ity Tompoko! Saika mba hanontany aho ssao dia mba misy mahay ny tonon'ireto hira ireto ianareo :
INAY AHO hirain'i Guy Andriamadaoro
Hamerina ny anaranao , to...
tohiny
novalian'i m.i.s.a ny 14/10/2011 13:31
HajaxH
(
28/09/2011 07:39)
[b]Mahay mihira sy tsara feo ve Ianao ? Nofinofinao ny ho lasa Mpanakanto Malaza ?
Mandraisa anjara amin'ny Concours Starbox, ianao na ny namanao.[/b]
Tsidio ny http://www.starbox.sitew.com/
_________...
tohiny
manampi67
(
15/08/2011 18:53)
Nahafinaritra ve ny passage-ny Les Prétres taty Mcar ? Anisan'ny mpihira malaza aty France mantsy ary ny vola azony tamin'ny vente CD hanorenana sekoly aty Mcar....
tohiny
novalian'i essera ny 05/09/2011 08:55
manampi67
(
11/08/2011 17:46)
Je suis une Malagasy qui habite en France. Iza kay izao ny mpihira Malagasy malaza aty amintsika. Sur quel site que je pourrais telecharger des chansons ? Souvent je regarde le clip Malagasy comme ...
tohiny
novalian'i voahangy16 ny 27/01/2016 09:24
takona
(
04/08/2011 06:02)
mba omeo ilay hiran'i jaojoby evangelique iny izay manana , tsy haiko ny titre fa ilay misy hoe
hoderaina mandrakizay ny anaranao
...
tohiny
novalian'i ifiona ny 09/08/2011 07:10
tamraz
(
25/07/2011 11:51)
Iza kay no mbola manana cassetten'i Mireille any ? Lé hirany taloha be reny an fa tsy izy lé efa nanao hiram-pilazantsara taty arina. Any @ mpivarotra lony tsy ahitana an'zany tsony e !!
Mba lazao z...
tohiny
novalian'i Tahiry ny 17/07/2012 11:21
rafangotsohana
(
25/07/2011 11:31)
Manahoana daholo ô! Sao dia mba misy mahay ny tonon'ilay hiran'i Samoela hoe "folaka ihany" iny isika ato aza fady? Raha misy dia mba alefaso eto, misaotra mialoha Tompoko....
tohiny
novalian'i Tanny ny 27/10/2011 14:56
rafangotsohana
(
25/07/2011 11:29)
Manahoana daholo ô!
Sao dia mba misy mahay ny tononkiran'i Samoela hoe "Fola ihany" iny isika ato? Mba alefaso eto raha misy aza fady, dia misaotra mialoha, Tompoko....
tohiny
summer
(
12/07/2011 16:53)
salama daholo o,
izaho dia olona tia mihira, nisy fotoana aho talha nampandihy mihitsy.heritaona izay nifindra nipetraka taty diego za de tsikaritro oe niova be mihitsy ny feoko, sady lasa tsy dia af...
tohiny
novalian'i 3188 ny 24/07/2011 23:33
jantina
(
08/06/2011 16:00)
Sao dia mba misy manana ny tonon' ity hira ity hay e.Toa hiran' i Leky sy Lili izy ity raha tsy diso aho, tadidiko kely ny refrain:
...Na ory ianao na manana
na sanatria farofy
izao no hany lalana
n...
tohiny
novalian'i hevitra ny 05/04/2012 08:53
kaiaja
(
06/06/2011 13:52)
slt aiza kay no ahitana hira fa mba misy hira tiako ho tedavina
na mba toroy sit e! mercie
...
tohiny
novalian'i danbal ny 16/01/2012 17:21
perla
(
26/05/2011 12:15)
O ry reto a, ilazao ihany zà raha misy mivarotra violon na accessoires violon, tena mbô ilaiko amin'ilay kandrako.
Omeo tanana fa hainareo ihany fa tena ezaka ny mitady kandra amin'izao e!!!
Sôtsa...
tohiny
novalian'i perla ny 26/05/2011 12:50
aurora
(
24/05/2011 18:22)
Clip vaovao, an'i Thiaé, ao @ youtube, efa firenena 9 izao no mifaninana mijery azy ity ny fifandraisana aminy raha toa ka hijery ianareo ...fa sady nasiany diha -gasy , natao dihy ho an'i rehetra na...
tohiny
novalian'i hery ny 25/05/2011 21:59
blackj521
(
06/05/2011 07:04)
AZA ADINO LE ao @ PALAIS DES SPORTS 7 Mey @ 3 ora an !! GRATOS....
tohiny
