Artista sy Hira

BEN ( 04/12/2009 09:10)
Manao ahona daholo nareo! mety mahita ny album ny Rakoto ve nareo?mba mpankafy mantsy za dia nitady tao @ supermusic, d aiza no mety mahita ho vidiana?misaotra... tohiny
novalian'i ni81 ny 16/12/2009 06:02
gabidemony ( 04/12/2009 07:01)
Za manana hira izay noforoniko izany hoe ahy ilay hira dia tiko hosoratana amiko ilay izy nefa tsy haiko hoe aiza no tokony halehako aty ...Ny tany Dago zao de ny OMDA fa ny aty ITALIE na FRANCE n... tohiny
novalian'i hery ny 16/12/2009 08:47
sitlo ( 28/11/2009 04:58)
Tena manja kosa rangaha ity sipa ity ka. Gasy ka manja. Any Morondava ve io? http://www.dailymotion.com/video/xanub4_za-to-tsy-dola-zeudia_music... tohiny
novalian'i sitlo ny 29/11/2009 21:03
sitlo ( 28/11/2009 02:25)
Mba misy manana ve ilay hiran-dRaboussa hoe: Izay sahy maty mifono lambamena. fa efa aman-taonany ilay tsy henoko. six... tohiny
novalian'i mmmhh ny 28/11/2009 11:01
rajy ( 23/11/2009 08:44)
Sao mba misy mahay ny tonony sy ny mpihira azy ary koa aiza no mety ahitako CD na K7 misy io hira io fa efa notadiaviko hatry ny ela fa tsy mety mahita aho. Misy filma gasy izay (lisaka) dia io foana ... tohiny
sitlo ( 14/11/2009 05:30)
Misy hira amin'ny fihirana katolika fihiran'ny nenitoanay iny kay sao dia misy manana ny tonony. Tsy afaka am-bavako ilay izy nefa tsy haiko tsara. Misy hoe: O ry Tompo tianay Aza avelanao hizaka... tohiny
sylvain ( 13/11/2009 14:31)
sationany t@ fampisehoana nataony tao @ olympia, nampiaiky ihany ny fahaizan'ity sipa allemande ty t@ fitendrena ny lokanga sy ny sodina fa d taitra hatr@ Rakoto Frah http://www.youtube.com/watch?v=0... tohiny
novalian'i cutie ny 13/11/2009 21:47
Lejoba ( 11/11/2009 11:55)
ho an'ny mpankafy les adeline hatr@ vol. 9 http://www.dailymotion.com/video/xa1o79_barrys-mba-miverena_music barry's, Mamy Andria, Rina ary Tojo miara-mihira "Mba miverena" ... tohiny
novalian'i hana ny 13/11/2009 07:58
sitlo ( 07/11/2009 03:04)
http://www.dailymotion.com/video/xaw0r4_raboussa-te-ho-jiolamboto_music Efa ela mihitsy no nitadiavako an'ito hira ito.... tohiny
novalian'i ni81 ny 11/11/2009 12:24
domdom ( 29/10/2009 21:33)
ROLF Live Lieu :Salle LE SAPHIR DES CLOSEAUX 91830 AUVERNAUX Date/heure :vendredi 13 novembre 2009 21:30 Tsy oe manao pub fa sendra mandalo eto izy de noteren'ny fan de anao cabaret ka sao ianao ... tohiny
fetrakens ( 23/10/2009 07:52)
Ahoana ny fahitanareo iny hiran'i Doudou iny e!?... tohiny
tsiory94 ( 20/10/2009 15:32)
salut daholo ny mpisera ééé mba mitady ny clipn'io hira io za ze mba manana ianareo azafady iandrindra tena mba tiko mantsy izy io no souvenir tany dago de mba ilaiko misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i tsiory94 ny 21/10/2009 16:07
hana ( 13/10/2009 10:53)
Miarahaba ny namana rehetra ô Ilay hiran'i Les Adeline "raisonao" iny ry reto tena tiako be mihitsy. Saingy tapaka ho azy ilay izy ao anaty radiovazogasy. Sao dia mba misy manana ilay vol.7 CD an-d... tohiny
novalian'i Lejoba ny 29/10/2009 19:14
nanau ( 10/10/2009 11:38)
ahoana kay no fomba fampidirana hira ao @ radio vazogasy?... tohiny
novalian'i Papoose ny 12/10/2009 02:04
fifany ( 09/10/2009 09:20)
iny ilay hira tselatra (l) ... tohiny
andry ( 08/10/2009 18:47)
ny refrain: ny elanelantany aza atao mahaketraka e! aminao lalandava , ny eritreritro e! aza adino fa atoy e,misy olo tia anao e, fara faharatsiny taratasy alefaso misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Papoose ny 09/10/2009 19:56
xxx ( 05/10/2009 09:09)
Inona moa ry reto ila ireto misy hoe: ....iny ranomasoko iny, ranomaso-pijaliana, ranomaso-pifaliana.... :) izay ihany haiko amin'ilay izy.... tohiny
novalian'i xxx ny 05/10/2009 12:51
sarobidy ( 01/10/2009 06:54)
Salut daholo an! Hono oà r'reto, io ve no tena lohatenin'io hiran'i Jaojoby io sa zavatra hafa mihitsy? Sao mba misy manana ny tonony na ny feony mihitsy ary afaka mba alefa ho ahy fa tena ilaiko ma... tohiny
novalian'i sarobidy ny 27/01/2010 13:08
RATOVOARY ( 29/09/2009 05:36)
REFRAIN: Dia hihira indray aho Hikoritsana sady haneno ô Dia hihira indray aho zama Ampamoaka fa tsy tsiambaratelo Dia hihira indray aho oa Hihira ny tontolo ny olombelo ô Dia hihira indray a... tohiny
novalian'i cutie ny 30/09/2009 14:00
ni81 ( 27/09/2009 10:36)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/maputo/video/x1mlm7_isotry-analakely-tananarive :? ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0646