mitady solfa na hira chorale
![](https://avatar.serasera.org/7a5e5c69ab3ed92c6cc4f663373b54b0.jpg)
21. soari25
(
25/04/2012 11:45)
soari25:
pulm:
mbola sahirana kely za, de mba @latsinainy alefako
tsy maninona fa afaka miandry ka
misaotra
hatramin'izao ange de mbola miandry foana e efa alatsinainy firy ve izay ko ??????
![](https://avatar.serasera.org/dc0fa7df3d07904a09288bd2d2bb5f40.jpg)
22. 7777777
(
07/05/2012 08:30)
[quote=pulm]
Le an'ny 77777 le adresse tsy mazava tsara?
radolphe@ymail.com somary sairana kely fa zao vao afaka mamaly,, dia mirary soa no misaotra mialoha koa
![](https://avatar.serasera.org/e3ce4efc4104c587f032560f4e76deb5.jpg)
23. pulm
(
07/05/2012 10:06)
tsy oe akory hadino fa nisy fahasimbana kely ny masininako dia tsy hita daolo sa tsy maninona raha scaneko?
![](https://avatar.serasera.org/7a5e5c69ab3ed92c6cc4f663373b54b0.jpg)
24. soari25
(
07/05/2012 14:49)
pulm:
tsy oe akory hadino fa nisy fahasimbana kely ny masininako dia tsy hita daolo sa tsy maninona raha scaneko?
ref azo vakiana tsara de tsy maninona re e ! raha sendra mahita ny solfa nny hiran'ny kapelaony (fandalovana) de misaotra mialoha ny Tompo anie homba amin'izay rehetra ataonao
merci
![](https://avatar.serasera.org/5669842667901225b3a46a2c6d9a5d27.jpg)
25. TIBAGAS
(
25/07/2012 11:38)
miarahaba antsika ao amTompo
Mba maniry hahazo anle hira chorale version solfa io e na bagasy na classique...tinay faona
fa mba mtaiza tanora am chorale e
mba andefaso amti adiresy ti ra mety >> tahinadress@yahoo.fr
Misaotra betsaka am fiahamiasa

![](https://avatar.serasera.org/d46ab53ddde1e0d0675e07b32c97ef7d.jpg)
26. sandye
(
15/01/2015 11:53)
za ku r retu ten mtad a!!ty mb andefasu n mailku!!sasatoussaint@gmail.com
![](https://avatar.serasera.org/87140a15a34540ff885c451f5bc5eb7b.jpg)
27. dinaraj
(
19/05/2015 07:35)
Miarahaba antsika rehetra,
Ho an'izay mbola mitady na te hizara solfa hira chorale : www.solfa.mg
Misy hira isan-karazany ao, bà gasy, classique, ...
Ho an'izay mbola mitady na te hizara solfa hira chorale : www.solfa.mg
Misy hira isan-karazany ao, bà gasy, classique, ...