mitady solfa na hira chorale

1. soari25 ( 12/12/2011 11:43)
aiza no mba mety ahitana ireny sa dia tsy misy afaka mizara ny tompon-kira e ????
novalian'i dinaraj ny 19/05/2015 07:35
2. soari25 ( 13/12/2011 11:41)
misy mihainooo????????????????????
3. soari25 ( 14/12/2011 06:59)
mba izarao solfa ny tsy mahay e !!!
4. gety ( 28/12/2011 08:19)

soari25:

mba izarao solfa ny tsy mahay e !!!



http://choeuruni.net/mediatheque/choeuruni-2012-hira-tapany-i
5. soari25 ( 29/12/2011 06:57)
misaotra betsaka e
6. foroyarpower ( 29/12/2011 10:31)
merci!!
7. danbal ( 15/01/2012 21:42)
fa Ingah ve aloh mahay mitendry sa mahay mihira e. Fa raha mahay mitendry Ingah ka manana clavier na gitara na zavatra hafa, tsy haiko, de ezaho irery ao ramgah ty fa hainao foana io a. Ny ahy zany no nataoko,za tsy mahay mitendry fa mahay mihira, za nefa mba te -sady hitendry no mihira. Fa nividianako an'ireny psr s550 ireny, de katrohako irery ato ny ahy, fa asina an'le bande-na note iny aloha an,de eo iany ko enao de efa afaka mamorona, 5mois zay no lasa, fa alefaso aty ireny mpanao arrangement-na karaoke raha hifaninana amiko.sady rehefa tianao io hainao foana na tsy misy mampianatra aza.Io karazana note tsy fahenonao rehetra io, enao ihany de efa mahita azy, andramo ange e!Clavier aloha no hitako tena mora hahaizana azy e
8. soari25 ( 16/01/2012 08:26)
misaoatra anao amin'ny toro hevitra
zah aloha sady tsy mahay mihira no tsy mahay mitendry fa tompon'andraikitra amina choral ary mitady hira ampianatrina no andraikitro efa misy mpampianatra hira fa ny mitady hira no ataoko de izay no itadiavako solfa
mety le ataonao fa tohizo
9. pulm ( 20/01/2012 11:59)
Slt e! za manana betsaka, fa jkarazny ahoana no tianao tadiavina, betsaka manko ny ba-kira dia anao ny safidy
10. soari25 ( 21/01/2012 06:19)

pulm:

Slt e! za manana betsaka, fa jkarazny ahoana no tianao tadiavina, betsaka manko ny ba-kira dia anao ny safidy

tsy mifidy ba-kira zahay fa reh mitory ny filazantsara de mety avoko merci namaly
11. pulm ( 21/01/2012 07:59)
Afaka alefanao ve ny adiresinao handefasako azy(n°mail)
12. 7777777 ( 22/02/2012 05:52)
Pulm> Za koa mba andefaso fa mtovy Cas mihintsy Zah sy "soari25" za ndray vaomiera ny hira ato @Chorale-nay dia mitrandraka hira otran'azy izao koa, dia mitety fiangonana mihintsy mitady nefa moa ny olana tsy manomé fa hirany hono dia ny antokom-pihirany ihany no mihira azy,,
tsy mifidy hira fa izay misy dia met daholo.

Ity ny Adresse mail-ko: radolphe@ymail.com

Dia misaotra mialoha,, mirary ny fiadanan'Tompo ho aminao "pulm"
13. soari25 ( 22/02/2012 10:22)
oui soama11 arobase yahoo point fr
de mankasitra anao mialoha
pulm:

Afaka alefanao ve ny adiresinao handefasako azy(n°mail)
14. pulm ( 23/02/2012 05:41)
mbola sahirana kely za, de mba @latsinainy alefako
15. pulm ( 23/02/2012 06:22)
Le an'ny 77777 le adresse tsy mazava tsara?
16. soari25 ( 23/02/2012 07:16)

pulm:

mbola sahirana kely za, de mba @latsinainy alefako


tsy maninona fa afaka miandry ka
misaotra
17. soabe ( 13/04/2012 15:15)
miarahaba o !
mba maniry ny hahazo solfa hira chorale amin'ny mail koa ny tenako
dia misaotra mialoha e; ty ny mail masoa1@yahoo.fr
18. hevitra ( 24/04/2012 14:37)
miarahaba e,
amin'ny http://parolyric.blogspot.com/ misy azo alaina
19. soari25 ( 25/04/2012 07:06)
fisaorana feno no atlotra anao ry hevitra a!
hevitra:

miarahaba e,
amin'ny http://parolyric.blogspot.com/ misy azo alaina

20. hevitra ( 25/04/2012 08:42)
Miarahaba e,
tsisy isaorana soari25 fa mahità izay tadiavina e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2269