Artista sy Hira

tahiana.dafy2015 ( 13/08/2017 13:52)
Salama daholo ô! Inona kay no lohatenin'ilay hira tamin'ilay générique an'ilay émission VIRTUA tamin'ny RTA iny ?... tohiny
fdravel ( 08/08/2017 12:20)
"the regret is never before" de Bodo : qui voudrait me communiquer les paroles (mon anglais laisse à désirer). Merci... tohiny
tojoaina ( 09/06/2017 04:26)
Mba mangataka parole "some1 like you "Adele na version francais... tohiny
nambinina11 ( 22/05/2017 16:48)
Salama daholo isika mpikambana rehetra, saika mba hanotany za raha mba misy mahay we, in kay ny titre le hira natao mot à mot t@ zany le we "andakozy i, andakozy eh eh!"génération 90's izy io ra ts... tohiny
novalian'i vegas ny 09/08/2018 23:02
dasy ( 25/04/2017 13:28)
mitady methode d'etude du valiha aho misaotra... tohiny
novalian'i dasy ny 19/09/2020 09:31
stahtam ( 04/04/2017 07:17)
Miarahaba antsika mpisera rehetra! Sao mba misy manana ny TENA tonon'ilay hira hoe "Tsofiko rano Rafaraniaina" iny isika? Tena mitady ny tenako satria rehefa tena nandinika aho dia toa pièce théâtr... tohiny
novalian'i stahtam ny 04/05/2017 06:29
dasy ( 17/12/2016 14:25)
Mba lasa aiza ilay :Asna nihira tao amin'Ny Ainga taloha Misaotra... tohiny
novalian'i BENEM ny 25/09/2018 07:54
Veloo ( 13/12/2016 19:18)
Zany ka hira ka - tena I am fall in love with the voice of Benja - oh my! misoatra Benja - tokony misy maromaro otran'io mihitsy Za ndray aloha tsy mba mirara an'izay lazan'ny olona - mahatanja ry r... tohiny
novalian'i Veloo ny 13/12/2016 19:34
balita57 ( 28/10/2016 09:40)
Miarahaba anareo, Iza @nareo no mahafantatra na afaka manohy sy mameno ity tononkira ity? misy havako mantsy mihirahira foana an'izy ity nefa indrisy tsy tadidiny na ilay mpihira na ny tohiny satria e... tohiny
Shankar ( 24/10/2016 06:08)
Manao daholo... mba misy mahatadidy ilay tonokira na teny misy hoe: AMGADY LAVA LELE NO ATOLOTRO ANAREO NY TANIKO OMEO... taminy taona 70/80 izy io Misaotra mialoha Shankar... tohiny
gily ( 21/10/2016 20:25)
Miarahaba ny rehetra. Hiran' i Jerome Randria izy ity misy izao andalana vitsivitsy izao : na dia niteny tamin'ny fiteny ny olona sy ny anjely aza aho, kanefa tsy manam-pitiavana, dia tsoriko aminao, ... tohiny
novalian'i gily ny 25/10/2016 20:47
gily ( 21/10/2016 20:14)
Miharahaba ny rehetra. Andalana vitsivitsy ao amin'ilay tonon-kira ihany izy ity : " veloma eny masina, ry nandalo ka tsy tana, veloma tsy misy tsiny , ho hadinoiko 'lay fahiny, tsofiko rano ho tody s... tohiny
tothe ( 14/10/2016 11:15)
Mangataka io hiran'i Nirina sy Liva ifonako io re tompoko raha mba azo atao, merci... tohiny
wittboii ( 29/08/2016 14:39)
Salama daholo, J'essaie de traduire cette chanson, mai j'ai beaucoup de mal, pouvez-vous m'aider? Efiko ho ahy irery ny fitiavako anao iny Tsy amboraka aho tsy iteny fa ho tiaviko mangina Tiak... tohiny
novalian'i wittboii ny 13/09/2016 16:48
crus ( 29/08/2016 09:52)
sao mba misy afaka manome ahy ny lohateny sy ny mpihira ilay hira hoe: ity lay zanakao nania fa hiverina aminao..... .... mifona eh, ho aiza moa aho Misaotra mialoha, dia raha afaka tonga dia manome... tohiny
novalian'i tokyma ny 03/04/2017 14:52
geremioh ( 27/08/2016 06:41)
5 000 ar monja 10 titres audio 1 titre video... tohiny
wittboii ( 19/08/2016 12:02)
Salama daholo, J'ai pu obtenir les paroles de la chanson grâce à ZIORIKA qui a eu l'extrême bonté de me consacrer une partie non négligeable de ton temps, merci encore, ZIORIKA! Pour ceux que ... tohiny
novalian'i wittboii ny 13/09/2016 14:52
jegergassisk ( 01/08/2016 08:42)
mbola azo lazaina ho zavakanto ve ny ankabetsahan'ny hira mlaagasy ankehitriny ?... tohiny
novalian'i gily ny 21/10/2016 20:33
fara16 ( 30/07/2016 11:48)
Mba mangataka ny hiran'ny antsan'i kristy (ampy ahy jeso ny falemeko )ao @radio vazogasy raha mba azo atao m misaotra mialoha tompoko... tohiny
wittboii ( 28/07/2016 11:00)
Salama daholo, Frantsay aho izay mianatra ny teny gasy. Tena mahasoa ahy ny hira gasy amin'ny fianarako.Ity hira ity dia tena tiako be na dia tsy azoko tsara aza. Désolé pour les fautes. Qui veut ... tohiny
novalian'i Fredkwel ny 19/08/2016 14:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1553