tsara vazo sy revy i Mika & Davis e

1. milamm ( 17/02/2011 10:33)
mandoka ny talenta sy ny inspiraky reto izy mitsam reto sy ny tariny za manokana tsy sanatria dokambarotra fa m'lay ny revinlerony ka, tsy laitra fa hira karazany aharitra ihany ko ny toy itony fa mahasarika mpihaino avy hatrany. saika nijery anlerony moa za ny zoma 04 feb teo fa tsy tafa ny tena ankafiziko daholo ireo hirany nefa singaniko manokana tso-drano, ravoravo, tsaiky joby sy ireo rehetra nivoaka t@ album voalohany iray @ reny ankafizo e
http://www.youtube.com/watch?v=iDdjby6paLI&feature=related
novalian'i milamm ny 21/02/2011 20:11
2. milamm ( 21/02/2011 20:11)
ankoatry reo tsy laitra hafa anisany favo
http://www.youtube.com/watch?v=4bCYEd4bGj0&feature=related
tompony revy ko i Eric Manana na izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1647