Hira tsy lany manja

1. soanja ( 22/04/2010 02:47)
Hay ilay hira hoe "Hotel California' hoy aho tsy mety lany manja aty aminay. Asa re fa dia isaky ny mandefa radio dia io no heno matetika. K'efa firy taona izay io hira io. Efa mahay azy aby na i Koto na i Bozy rehefa mihaino eo na tanora na ny efa hadiva ho roso.

Dia mandinika aho hoe inona no hira Gasy tena tsy mety lany manja hatramin'izay.
Ny andry Bessa sy Lola angambany hoy aho.
novalian'i bonanga ny 27/06/2010 20:47
2. xxx ( 24/04/2010 12:35)
Ry tanindrazanay malala koa tsy mety lany manja o^o o^o
3. soanja ( 24/04/2010 13:07)
Ie. Tsara be tokoa iny hira iny. Mihira an'iny foana aho rehefa tsy indraindray. Sy ilay hira hoe "Zanahary o tahio ny tanindrazanay....."
4. dadabe ( 24/04/2010 15:21)
mitovy fitiavana isika 2 ry soanja :wink: :*
5. soanja ( 24/04/2010 16:28)
dadabe:

mitovy fitiavana isika 2 ry soanja :wink: :*


Hihihi Ialahy ity Letsy! Tsy namely indray angaha ny Sinoa!


:D :-* :-* :* (l)
6. forge ( 29/04/2010 14:54)
tena vahiny be amin'ilay sinoa ny tenanay
7. bonanga ( 27/06/2010 20:47)
le an'i tom s...tsy ny manoratra le tohiny hiiiii
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0541