Torine

1. rajaomarc ( 06/03/2009 12:05)
izy hira mihetsika tsara iny tsy aiko mazava raha io tena no lohateniny!
Tsy aiko akory na ny mpihira azy aza
Misaotra mialoha :)
novalian'i Ityah ny 20/03/2009 09:47
2. Ityah ( 11/03/2009 18:28)
Toriny ve zany? Hazolahy no mihira an'iny. Sa tsy iny hira zany. Mbola hiverina eo hametaka an'le tononkira fa mbola maika aloha zao e.
3. zita ( 12/03/2009 13:01)
hazolahy no mihira la hira d mangaliba no rythme-ny fa sarotra b ny tonony
4. Ityah ( 20/03/2009 09:47)
Iôô Toriny e
Iô Toriny io ampelasoa miada
Ampela soa mampiada
Aja- toka mianta
Oie mamonao lahy ny aiko ô (x2)
(x2)

Taizan-draibe, taizan-drenibe
Tsisy raha tsy azony e
Zay raha paliaviny e

Iôô Toriny e
Iô Toriny io ampelasoa miada
Ampela soa mampiada
Aja- toka mianta
Oie mamonao lahy ny aiko ô (x2)

Nirahy nagnatsena
Nirahy nivily hena
Namanta nirere
Folakandro .....

Iôô Toriny e
Iô Toriny io ampelasoa miada
Ampela soa mampiada
Aja- toka mianta
Oie mamonao lahy ny aiko ô (x2)

Iôô Toriny e
Iô Toriny io ampelasoa miada
Ampela soa mampiada
Aja- toka mianta
Oie mamonao lahy ny aiko ô (x2)

Nirahy nadeha nianatsy
Namanta nampiaraky
Nihonogno ny raiaman-dreny
Fanadigna vao manegny

Iôô Toriny e
Iô Toriny io ampelasoa miada
Ampela soa mampiada
Aja- toka mianta
Oie mamonao lahy ny aiko ô (x2)

Iôô Toriny e
Iô Toriny io ampelasoa miada
Ampela soa mampiada
Aja- toka mianta
Oie mamonao lahy ny aiko ô (x2)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1257