Artista sy Hira
masaka
(
06/02/2009 13:06)
mba omeo ny Tononkira re raha azo atao e!...
tohiny
novalian'i ni81 ny 09/02/2009 17:33
herymi2000
(
05/02/2009 06:41)
novalian'i fabien15 ny 12/03/2015 09:41
boun
(
04/02/2009 21:34)
Bonjour daholo!
midady hira mafy aho fa tsy aiko ny mpihira azy sy ny titre . Koa ra mba fantatrareo dia mba signaleo zao azafady indrindra . Ny fantatro fotsiny dia misy an'izao ny refrain :
...
tohiny
HAJATAHIANA
(
04/02/2009 12:58)
Salut daholo,
tena tsy tadidiko tsara ilay lohanten-kiran'ny SAMOELA iny na "...Fahantrana" sa "hanala fahantrana " fa ny tonony no tena tadiaviko mba hanalako azy fa tena mahantra sy mijaly e :( ...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/02/2009 09:38
poussyh
(
04/02/2009 10:02)
Sao d mba misy afaka manome coordonnées any Shyn ianareo azafady fa tena ilaiko le izy fa mikasa hanao fety izahay ao ampiangonana dia i Shyn zao no mafinaritra ny ankizy.
Misoatra betsaka...
tohiny
novalian'i miarina ny 04/02/2009 10:31
bedalandy
(
04/02/2009 06:55)
miala tsiny mba mangataka io hira "ianao no tiako"any melky za e! (l) ...
tohiny
novalian'i ni81 ny 04/02/2009 07:35
radomalala
(
04/02/2009 04:19)
slt !
mba mangataka tonon'ilay hira hoe: '' aux champ elysees''
de misaotra mialoha ny tenako
veloma dray ary e!...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 04/02/2009 05:43
ARINOFY
(
03/02/2009 06:22)
Faly be aho raha naheno fa bevohoka i Bodo.Tena nanohina ahy loatra ny nanjo azy t@ fanapariahana ny momba an'i Mitia zanany.Tsy fidiny azy t@ ireny fotoana ireny ny tsy fiterahana nefa toa tsindrio f...
tohiny
novalian'i ARINOFY ny 04/02/2009 10:15
lunja
(
02/02/2009 07:51)
Iny iany ny hira tena hahatsiarovako an dry ry volatiana a...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 04/02/2009 05:53
Lasasaina
(
31/01/2009 13:59)
ARTISTES CHERCHE ARTISTES URGENT
POUR SE DONNER LA MAIN ET ESSAYER D APPORTER LEUR CONTRIBUTION AFIN DE DEFENDRE L INTERET DU PAYS ET DE SON PEUPLE A TRAVERS MOBILISATION ET COMMUNICATION;
LES ...
tohiny
xxx
(
30/01/2009 19:19)
novalian'i xxx ny 22/02/2009 17:47
rafangotsohana
(
30/01/2009 06:00)
Miarahaba anareo rehetra eto e!
Ary sao dia mba misy mahay hatr@ ny farany ny hiran'ny tarika Ainga, misy hoe :
"Ô ry Ray misaotra Anao, fa tena tsara ny andro androany"
"Hirahirako"
....
"Mato...
tohiny
novalian'i rafangotsohana ny 03/02/2009 06:27
bounany
(
29/01/2009 07:36)
Salut! mba mangataka ny tondrom-peo n'ny hiran'ny Ambrondrona le hoe LEO.
Misaotra mialoha!!!!!...
tohiny
radomalala
(
29/01/2009 04:43)
MBA MANGATAKA ILAY TONONKIRA HOE " AUX CHAMP ELYSEES" FA MBA MANGETAHETA E!
DE MIANDRY SADY MISAOTRA MIALOHA E BYE2
VELOMA DRAY
...
tohiny
novalian'i ni81 ny 29/01/2009 06:16
lazounet
(
28/01/2009 18:25)
Mampanaonao foana.
http://www.dailymotion.com/Lazounet/video/x86doz_touche-pas-a-mon-peuple_news...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 29/01/2009 12:38
Alacadence
(
28/01/2009 14:34)
Bonjour à tous
Si quelqu'un a les paroles de cette chanson "tsy hirenireny" de jaojoby, ce serait vraiment gentil de le poster sur le site.
merci d'avance...
tohiny
sisty
(
27/01/2009 09:33)
nareo tsy te o tia any!! avelao izy!! fa samin'ny manana ma izy zay. Hanitsoa no tinay e. ary miandry ny fiverenany izay mpakanfy!!!manohana fona e!!!!!!!!!! =D> ...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 27/01/2009 12:41
