Artista sy Hira

nathie86 ( 14/01/2009 13:53)
mba mangataka ilay tononkira hoe \" avy taiza ianare ry zavavy e, avy natsaka izahay, taiza ianareo no natsaka tary @ rano tary sa tsy aiko\" D misaotra mialoha ry reto an cdt... suite
sosopeta ( 13/01/2009 22:49)
Mba andefaso ny tononkira "mangidy" hirain'ny Telo fangady.... suite
poussyma ( 13/01/2009 13:23)
Tena mba mahafinaritra ahy io hira io saingy tsy itako tao @ lisitry ny hira feon'ala, ka asa ra misy manana;... suite
cire ( 13/01/2009 11:53)
azafady mba saika hangataka ny hiran'rija io mo za e!zony mo e!... suite
répondu par cutie le 18/01/2009 20:20
allien ( 13/01/2009 09:07)
tratry ny taona daoly e! mba mangataka ny tonokiran'i Jerry marcoss:aia aia,mafy dozy,fitadiavana raha azo atao.Misaotra mialoha... suite
xxx ( 12/01/2009 18:45)
http://www.madaplus.fr/mosaique-2-81-tele_gasy.html... suite
répondu par Noue le 12/01/2009 19:04
ARINOFY ( 12/01/2009 11:48)
Hono oa,iza moa no mpivady ao @ Antsan'i Kristy?Ary iza no vadin'i Voahirana lay lasa any andafy?De mankahery lalandava ny Antsan'i Kristy fa tsara be ny hirany.... suite
répondu par edomoina le 19/04/2012 08:24
rixes ( 12/01/2009 06:56)
vaovao mampalaelo nodimandry i DEADS chanteur ny DOC HOLIDAY , Mirary fiononana feno ho an'i fianakaviana sy ny Tarika . ... suite
répondu par kotobekibo le 15/01/2009 16:41
ramarokivy ( 11/01/2009 21:09)
faly miarahaba tratry ny taona vaovao2009.Saika mba hitady ilay tonokira zay le mama(le tanala)fa ilain'ilay zanako any am-pianarany,fa mianatra momba ny musique de Madagascar ry zareo de misaotra mia... suite
Luix ( 11/01/2009 09:22)
Hiran'i Tselonina :...Izany zao no malaza..." 8O ... suite
répondu par Lejoba le 12/01/2009 13:38
arn ( 09/01/2009 14:22)
Azafady ry zareo, sao mba misy manana ny tonon'ity hira ity nareo : tsy haiko ny mpihira fa le izy misy hoe : Tanàné tanananay e, izay nilaozako elabe tonga aho ankehitriny, nody fa tsy mivahiny... suite
répondu par arn le 12/01/2009 09:03
lamesa ( 09/01/2009 13:47)
(l) Mba mangataka io tonon-kira io ah zay manana fa tiko be le izy nefa mbola tsy hitako ao anatin' ny liste ao. Merci... suite
répondu par lamesa le 22/01/2009 14:05
neptune ( 09/01/2009 06:36)
mitady tonon-kira azafady (l) ... suite
répondu par Lejoba le 09/01/2009 13:36
salema ( 06/01/2009 10:28)
mba alefaso ato amiko raha mba hainareo io hirany doda sy fafah io azafady indrindra... suite
llk26 ( 05/01/2009 07:54)
le hiran i mirado oe tsy ho very iny... suite
Bita ( 04/01/2009 10:35)
Mba agatahiko ity hira ity izay mahay na dia toniny iry monja aza. Rosilia, Rosilia Sao mba hitan-droky re ny lamba napetrako teto a? Misaotra mialoha... suite
répondu par lanto le 10/01/2009 21:26
razaiverson ( 02/01/2009 19:16)
manao ahoana daholo ! mba mihila ny tonon'i "voasary" ilay hiran'i mahaleo aho raha mba azonareo ampiana a amin'ny tononkira ao ilay izy Misaotra mialoha ... suite
répondu par molota le 09/01/2009 06:49
rubishiram ( 01/01/2009 17:52)
tsisy ikalasoa nefa ilay hira tsara loatra :( ... suite
tojo94 ( 01/01/2009 12:24)
bjr serai t-il possible d'avoir les paroles de la chanson a : poon "nangina" mci bcp et bnne année :D ... suite
répondu par ainaheri le 01/01/2009 13:04
alfred ( 01/01/2009 00:32)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0597