Terezy kely

1. ni81 ( 04/10/2008 08:34)
http://www.dailymotion.com/lazablues/video/xqjfw_terezy-kely_music :lol:
novalian'i ainaheri ny 05/10/2008 17:13
2. kalazagasy ( 04/10/2008 09:25)
Efa elabe a tsy naheno amzany hira zany. Tsara e.
Fa zao, tsy misy an'lay katòrza kely nga any?
3. ni81 ( 04/10/2008 09:30)
Efa elabe a tsy naheno amzany hira zany. Tsara e.
Fa zao, tsy misy an'lay katòrza kely nga any?
Izy kosa dia mitady ny tsy hita foana! :lol:
4. kalazagasy ( 04/10/2008 09:35)
ka sao d mba efa nivoaka io hira io fa za no taraiky knou!
5. ni81 ( 04/10/2008 09:36)
ka sao d mba efa nivoaka io hira io fa za no taraiky knou!
:-D
6. lazounet ( 04/10/2008 12:45)
Efa sézy kely izao fa nareo tara mise à jour.. =)) =))
7. kalazagasy ( 04/10/2008 18:35)
lazounet:
Efa sézy kely izao fa nareo tara mise à jour..

Io ary oa fa taraiky za.
8. fahamarinana ( 05/10/2008 07:45)
:arrow: kalaza : :-D :-D tena taraiky ingahy e. (l)
9. ainaheri ( 05/10/2008 17:13)
Neveriko miteny oe ,oay kelyterezy aaa :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0542