Artista sy Hira
koioty
(
09/04/2008 12:31)
mba mangataka ny tonon'iny hiran'i FIRMIN "lay JESOSY be fitiavana" raha mba misy manana azafady .dia misaotra mialoha no mankasitraka e!...
tohiny
andozo
(
09/04/2008 09:07)
hiran'i mage 4 farany iny o...
tohiny
willi
(
09/04/2008 08:58)
Mangataka an'ireo hiran'iRocco ire raha toa misy,izay hira anisan'ny nalaza,efa 15,taona tany hoany.Misaotra betsaka ho anareo mpikarakara ny serasera.Veloma indray tompoko!...
tohiny
novalian'i Belami ny 18/04/2008 22:38
softgirl
(
09/04/2008 07:36)
:D slu doly!Zay mba manana tononkiran'MAHALEO:Ny tena fitia reto d mba ampidiro ah! Meçi d'avance!biz :) ...
tohiny
tenagasy
(
08/04/2008 16:13)
Mankamamy ô!
Raha mba misy afaka manome anie ny tonon'ilay hiran'i Samoela iny misy hoe:
Ô r'i anon'e! Ô r'i zazavavy!
Raha tsy eo anilanao aho, tô manavinavy!
....
Mbô liana te-hikalo...
tohiny
manouella
(
08/04/2008 13:24)
mba mangataka io hiran firmin vao2 io za azfd zay manana le misy oe jesosy be loats e fitiavanao ahy e fa nomenao ahy d ts haiko tsony fa any aminareo ny tohiny merci...
tohiny
novalian'i sariaka ny 11/04/2008 16:47
volatsara
(
08/04/2008 09:56)
miarahaba ny mpiserasera rehetra,
betsaka loatra ny hira mivoaka eto Madagascar amin'izao nefa tsy misy sori-dalana mazava hoe ho aiza? de in no tanjona,? de hanao in? ireo mpihira fa hira 5 fara fa...
tohiny
novalian'i milaibe ny 08/04/2008 19:32
bida
(
07/04/2008 21:22)
Vata vy nidiny gadà nÃ
no nanangonany fananana...
tohiny
novalian'i mmmhh ny 08/04/2008 12:20
lazounet
(
07/04/2008 15:04)
Ity misy tononkira omeko anareo, mba vakio hatramin'ny farany dia mba lazao izay hevitrareo! Hiran'ilay akamako avy ao Sahalava izay izy ity :
[u]Yvon SARERAKA[/u]
Mba mangataka re Tompoko ô!
O...
tohiny
novalian'i mmmhh ny 08/04/2008 12:30
ranaivosaonina
(
07/04/2008 10:40)
manao ahoana ianao ?mba mangatka ny tonokiran,ny mahaleo ilay hoe faribolana.dia r ra mba misy koa ilay hoe manapy an,i gasta.ilay misy an,lay hoe tsy tokony hosotroiko ity toaka ity.ianao ihany no na...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 07/04/2008 11:55
ari.malala
(
07/04/2008 08:07)
miarahaba e!
mba mangataka tonon'ny hira "ne joue pas toujours la commedie" sy aime-moi comme je t'aime" azafady izay manana e! ireto ny sombiny @ ireo hira ireo
Tu n'as plus lâge d'une ecoliÃ...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 08/04/2008 06:32
Anifa
(
06/04/2008 16:32)
Misaotra anao zay nahatahiry ka afaka hanome
ny tonon'io hira n'i Salala io. Misaotra bdb.
Anifa ...
tohiny
novalian'i Anifa ny 06/04/2008 18:26
mimitau
(
06/04/2008 16:04)
slt,mba mitady ny tononkira any TIANA le hoe "mia maou"hira sega izy io...
tohiny
lazounet
(
06/04/2008 12:00)
Saika hangataka ny tonon'ilay hira hoe:
"tazana kely ao avaratra ao ô, tanà na filalaovanay!!"
Izay manana mba alefaso fa tena poritra be ny ilà na azy.
Misaotra mialoha :-D ...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 07/04/2008 10:24
xxx
(
05/04/2008 17:33)
mba tena klip koa izany leretsy, mampiomé be mihitsy.......
tohiny
novalian'i iaboba ny 14/04/2008 10:55
leon
(
05/04/2008 16:02)
Faly miarahaba tompoko, mba misy anio tononkiran'i Laurent Rakotomamonjy io ve ato aminareo azafady!misaotra mialo ny@valiny ô!Mirary soa ô! :lol: ...
tohiny
rrjm
(
04/04/2008 16:25)
Izaho aloha dia mankafy kanto sy artista malagasy; raha @ny hevitro manonkana dia itako fa misy fivoarana ny hira malagasy.Tokony ampanfantarana @ny tany izany atao hoe hira sy kanto malagasy izany.Ra...
tohiny
novalian'i andryrabe ny 06/04/2008 18:45
kalamy
(
04/04/2008 12:07)
bjr, mba ataovy ato anie lé tononkira an'i Elsie oe: FA TIAKO LOATRA IANAO, TSY FOIKO TOKOA ^^ :x :°) (l) ...
tohiny
novalian'i Belami ny 18/04/2008 22:48
Bigma
(
04/04/2008 11:51)
Rehefa mandinika ity clip mameno télé inty aho dia mieritreritra hoe: tokony averina zarina mihaino mozika ny gasy fa tsy mijery clip, tsy tena hita izay kalitao marina. Sa ahoana hoy nareo? ny an'n...
tohiny
novalian'i sariaka ny 05/04/2008 09:08
