Artista sy Hira
zouh
(
22/03/2008 06:00)
slt mba mangataka ny hiran'i bodo mba rahoviana azafady izay mba manana misaotra...
tohiny
tselatra
(
21/03/2008 08:53)
ilaiko maika azafady hira io ,ily hoe ny inona ny foko misy anao dia gasy ianao, misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i rabilabila ny 21/03/2008 21:04
kantokoely
(
20/03/2008 16:51)
misy hiran'ny telonohorefy famonjena izay nampidiriko fa tsy mety hitako ato anaty lisitra lay izy mba afaka jeren'ny tompon'andraikitra ve azafady efa ela ihany no napetrako tato dia mamerina mampidi...
tohiny
novalian'i kantokoely ny 27/03/2008 21:32
tselatra
(
20/03/2008 10:14)
tidaiaviko io tonkira io azafady,,,, lay hira hoe,, na inona no anaram-poko misy anao- de malagasy ihany ianao.misaotra mialoha....
tohiny
zazou
(
19/03/2008 13:02)
Tsy fantatro na io ny lohateny fa ilay misy hoe asa inao raha hino ahy iny sy ilay hoe: tsy aleo ve miaina @rambomanga kely sy patsa
toy izay any @havana hanimpitoloha, arahin-datsa
misaotra tompok...
tohiny
novalian'i andryrabe ny 20/03/2008 11:19
voaniofuchs
(
18/03/2008 13:38)
Manao ahoana daholo.
Maniry sy mitady ny hira : nahoana no niverina ianao, mpihira Risy ; raha mba misy manana ianareo, raha mba hazo atao dia mba handefaso amin'ny adiresiko etoana aho :
vohira...
tohiny
tarzand
(
18/03/2008 09:03)
Mba te hifandray amin'ilay vehivavy miara-mihira amin'i dada Gaby iny raha mba misy mahafantatra azy ô! ...
tohiny
novalian'i tarzand ny 25/03/2008 09:33
lazounet
(
17/03/2008 18:05)
I Tess mirevy rock gasy fa ity atolotro azy manokana satria izy [b]TOVOVAVY GASY TENA ALLRIGHT.[/b]
http://www.dailymotion.com/bookmarks/Lazounet/video/x2nc30_pumpkins-tovovavy-allright_music
...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/03/2008 21:52
ramelina
(
17/03/2008 14:43)
izaho mba mangataka ny hiran'ny salala
fa tena mba ilaiko be izy sady napahery ahy
misaotra tompoko...
tohiny
jolizoli
(
17/03/2008 08:37)
tononkira: firmin- "Ilay Jesosy Fitiavana"
Tahiry- "Ao moa e!"
Misaotra ô!...
tohiny
novalian'i EM12 ny 10/04/2008 04:23
lazounet
(
16/03/2008 18:49)
Tsy sanatria manamarin-tena aho, fa raha izaho manokana dia sady tsy mifoka (na sigara na rongony) no tsy misotro.
Fa ny zava-misy, dia maro tokoa ny artista,na iaza na aiza, na mpihira izany na mpan...
tohiny
novalian'i sitlo ny 24/03/2008 16:39
pissoa
(
16/03/2008 18:03)
Misy afaka manome ve ny tonon'io hira io ?
Je pense a un fils
Je veux qu'il grandisse
Sous mon toit, plus heureux qu'un roi
...
[tsy haiko] :-D:-D:-D
Mais qu'il ne soit pas soldat !
Misaotr...
tohiny
novalian'i pissoa ny 17/03/2008 16:40
madekely
(
16/03/2008 10:58)
sao dia mba misy mahay na manana re e!
misaotra mialoha e!
...
tohiny
fasaly
(
16/03/2008 10:35)
eto indray izany izay mpakafy rock.....IZA ny group mbola favy mitàna hatramin'izao aloha, ny rock ankehitriny tsy de tiko.....ny ahy izao i Bon jovi tena mbola milay na de efa mé soir ny group.......
tohiny
novalian'i fanantenana2003 ny 21/07/2008 12:19
bida
(
15/03/2008 22:56)
"Tselatra" misy antony ve ny tsy hisiany Concert Tselatra mihitsy aty France ? Efa elaela ihany manko raha tsy diso ny fahalalako no nisy izany taty...
tohiny
novalian'i bida ny 22/03/2008 22:03
fijo
(
14/03/2008 23:18)
http://es.youtube.com/watch?v=2M_B3rmeSBg&feature=related...
tohiny
novalian'i cutie ny 21/03/2008 06:51
rakotoandry
(
14/03/2008 12:03)
hiran'i poopy sy bodo lé iz,misy hoe izaho tsy mahafoy anao, zany angamba no antony mahatonga anao tsy mahafoy ahy sns...; tsara bé io, fa mba omeo ahy ny tonony e...
tohiny
ratonga
(
13/03/2008 22:36)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/TSIAKORAKA/video/x1ah7p_tsiakoraka-te-ahita-anao_music...
tohiny
novalian'i cutie ny 15/03/2008 01:05
fijo
(
12/03/2008 23:12)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/rija%2Bramanantoanina/video/x3p064_mila-tsy-rija-ramanantoanina-par-he_music...
tohiny
novalian'i chrislyd2 ny 26/03/2008 15:47
spy
(
12/03/2008 15:35)
misaotra manime tonkira ireo sereosereo si baholy...
tohiny
