Artista sy Hira
rafangotsohana
(
27/02/2008 08:21)
Tsy fantatro na ny lohateny na ny tonony fa misy fotsiny hoe:
Refrain
Koa soavadia any ianao
Mahereza ary koa
Mba tsarovy fa ny aty
Tsy manadino anao
Injany toa reko sahady ilay feo
......
tohiny
novalian'i rafangotsohana ny 29/02/2008 07:02
ainaheri
(
26/02/2008 11:23)
Sao mba misy mahay nareo ,reveko b ity hira ty fa tsy haiko na ny titre na ny mpihira azy ka sarotra amiko ny mitady azy:
[b]Miombo-pitia aminao aho raha toa sitrakao
hisedra sy hamakivaky zao fiain...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 15/03/2008 02:37
ratonga
(
26/02/2008 03:42)
http://www.dailymotion.com/playlist/xdb93_ratida_les-surfs/video/x44wo0_les-surfs-a-present-tu-peux-ten-all_music...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 27/02/2008 09:05
kallie
(
25/02/2008 07:35)
mba mangataka tonokira Samoela lé misy oe
Fiainana ra tsisy vazo
Salam olo von'ny tazo valabalaka malazo
.....
Fiainana ra tsisy mihira
Salam lôka tsisy sira........
tohiny
novalian'i bida ny 17/03/2008 22:58
sacendrillon
(
24/02/2008 20:31)
dia mazotoa daholo ry zareo a, ny ao avaratr'antanimora,ny ao andravoahangy, ny ao mandialaza,ny ao besarety, ny ao itaosy ,ny ao betafo, sy ireo namana ao ambavahadimitafo
hoy i sandy aty belgique...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 26/02/2008 00:20
chouchou74
(
24/02/2008 10:10)
manahoana daloho tompoko
saika mba hangataka an'ilay hiran'i railovy misy hoe
"hisy hatsiarovanao ny anarako hisy hanembonanao ny fitiavakoa" fa tsy aiko ny lohateniny dia misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 28/02/2008 07:11
michakey
(
23/02/2008 09:39)
slt dhl nareo ao @ serasera , mba mangataka ny hiran'i
:Njakatiana mitondra ny lohateny hoe: Toerana iray
de misaotra mialoha.:*:*...
tohiny
penina
(
23/02/2008 03:56)
sao dia misy mahay an'ilay hoe:
...
tantely amam-bahona ny fiainana
(dia tsy haiko)
...
Misy maty ny ao andafy andrefana
tera-bao ny ao antsinanana
(dia tsy haiko indray)
lasan-dahalo ny...
tohiny
novalian'i lazounet ny 24/02/2008 13:03
dapy
(
22/02/2008 10:57)
coucou , ze mbo manana tonokiran bakomanga nge de mbo alefaso amiko svp e!! merci
tsiorylalaina@yahoo.fr...
tohiny
novalian'i bibidia ny 24/02/2008 17:38
floufla
(
22/02/2008 06:22)
mangataka tonony ty ny tananao tovo j'hay merci...
tohiny
novalian'i kalialie ny 22/02/2008 17:45
betroka
(
21/02/2008 18:23)
Misy mahafantatra ve ny hiafaran'ny tarika Lôkôm (na Lokomotiva) ? Aiza izay i Maô filohan'ny tarika ?...
tohiny
novalian'i rakapy ny 28/02/2008 04:56
vipgasy
(
21/02/2008 16:17)
Salama daholo
Saika mba hanotany ny namana rehetra ato @ serasera.
Mba afaka manome ve izay manana ny mp3 n'i Njila mitondra ny lohateny hoe " ilazao ny Famonjena "
dia misaotra an'iazay manome
Al...
tohiny
novalian'i tixxa ny 25/07/2013 13:34
dapy
(
21/02/2008 11:09)
manao ahoana daholo o!
Mba andefaso tononkiran'ilay bakomanga nge za ze manana azafady e! mpihira Bakomanga
msaotra mialoha:lol:...
tohiny
novalian'i rabilabila ny 21/02/2008 22:12
kantokoely
(
19/02/2008 14:26)
Fanontaniana fotsiny:?: ny ahy ho an'ze mahafantatra an!fa maninona kay ny rappeurs no tena manao teny mamoa fady be am boys band otran'ireny (explicit lykiro an'i BJD)ireny? nefa za mbola tsy naheno ...
tohiny
novalian'i kantokoely ny 22/02/2008 21:23
andryaina
(
18/02/2008 11:01)
Bjr daholo!
Saika mba hangataka ny tonon'ilay hira "Hainao tsianjery" an'i Tiana anie azafady e!
Merci d'avance...
tohiny
novalian'i cutie ny 19/02/2008 16:41
delamasiso
(
17/02/2008 21:32)
Sao dia mahafantatra mpihira aram-pilazantsara hanao tournée aty France @ mois d'octobre ianareo? Mba omeo ahy ny contact-ny raha misy. Misaotra betsaka....
tohiny
novalian'i Lejoba ny 16/07/2008 09:16
razafy4
(
17/02/2008 07:45)
Salama mangataka tonkira " I BELIVE YOU n ' i CELINE DION MIANDRY ZAH ...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 17/02/2008 10:38
RAZAFINDRATSIMBA
(
17/02/2008 04:58)
manahona e
mba misy manana ilay hiran i BLACK JACK
TRADUCTION AN'ILAY PUISQUE TU PARS (J.J. GOLDMAN) VE
AZAFADY,MBA ILAIKO MAIKA AMINA MARIAZY
MISAOTRA...
tohiny
novalian'i chouchou74 ny 24/02/2008 10:16
xxx
(
16/02/2008 10:35)
kivy be aho fa resy i mathieu!:?:cry: il est beau, il a une belle voix:?
quentin mi merite fa i mathieu no tiko8)...
tohiny
novalian'i cutie ny 18/02/2008 14:51
