Artista sy Hira

emi ( 30/01/2008 13:37)
Mba mangataka ny tono-kira ny Voninavoko Zanak'Iarivo azafady o! Misaotra Tompoko... tohiny
Levy ( 30/01/2008 12:37)
Izaho ve tsy naharaka vaovao sa toa hoe namoaka album vaovao lerony, tsy mbola nahazo fanampimbaovao ny tenanay...atsipatsipazo vaovao... tohiny
novalian'i raents ny 07/02/2008 20:17
hery ( 30/01/2008 11:01)
Mba tohizo hoe ity lisitra vitsivitsy eto ambany ity? Hira ho azo hiraina sy handihizana amin'ny fety gasy tsotsotra. Fety mety hoe atomboka 21h ka hatramin'ny 1h du mat. Fety tsotra fotsiny fa tsy h... tohiny
Angolaina ( 30/01/2008 09:59)
Salut ! mba mitady ny tononkiran'ny tarika mahaleo ilay embona sy hanina za sao mba misy namana ! Misaotra mialoha e ! ... tohiny
timon007 ( 30/01/2008 08:34)
mba mangataka an'le hiran'ny samoela iny zeafaka manome ô!... tohiny
rooj ( 30/01/2008 07:27)
Mahafinaritra be lé hiran'i sandra vaovao "Ataovy mety" dé lé hiran'i Aina cook "Izy nisaona". Mélancolique fa m'lay!!!! Ireo hira ireo no mba angatako,mila valiny haingana... tohiny
novalian'i rooj ny 06/02/2008 06:43
gosrina ( 29/01/2008 23:17)
mba mangataka tonokiran'ny KTKT-rombao!... tohiny
novalian'i cutie ny 29/01/2008 23:41
gosrina ( 29/01/2008 19:25)
manaona daholo! mba mangataka anio tononkira io azafady! "amaf-didy vaovao"... tohiny
maki ( 29/01/2008 07:35)
novalian'i rivonante ny 08/08/2008 09:16
michou4 ( 28/01/2008 14:08)
mba mangataka ny hiran i Herimahefasoa 3 sy 4 na Hay indry tsy tany... tohiny
novalian'i bida ny 17/03/2008 23:01
papala ( 28/01/2008 12:43)
:D:D:D:D mba mangataka tonokiran'i Tarika Voninavoko ilay hoe "Zanak'Iarivo reny raha tsy fantatrao e!" de misaotra betsaka amin'izay mahay=((=((=((=((=(( Ny ... tohiny
novalian'i papala ny 29/01/2008 07:33
elintsoa ( 28/01/2008 11:27)
Salama daholo é! raha mba misy manana ny tononkiran'i Njakatiana ilay hoe :Fihantana, dia isaorana mialoha , :... tohiny
tratray ( 27/01/2008 15:48)
fefy tsilo... tohiny
vie ( 27/01/2008 14:07)
MBOLa i vie iany ty eh!!!miandry anareo rehetra pankafy mahaleo hiara hanalazy amnio fety io eh!! ndao hiaraka jiaby jiaby amnio . VALIO O!!!!!... tohiny
novalian'i vie ny 06/02/2008 21:03
achrafhanna ( 27/01/2008 09:44)
Slt dôly é,mba mitady ny mombamomba ny mpihirana an'ilay tonon-kira mitondra ny lohateny hoe "MIVERENA"aho raha misy manana azafady!Merci :lol:... tohiny
vie ( 27/01/2008 09:28)
Slt daholo atoko ngamb fa faly daholo ny pankafy rehetra amnio spectacle io an!!!raikitra ndray zany ny revy miaraka amindry zalahy an, ka dia miantso anareo namana hiaraka indray hijery an'io e!!!!!m... tohiny
novalian'i eisy ny 29/01/2008 10:39
soanja ( 26/01/2008 17:43)
Miarahaba an'i Jacky Razafiniaina nahazo ny tompon-daka eran-tany 2008 tamin'ny dihy country tany Nashville Tennessee USA. Misaotra amin'ny lantsin-tanana e! Afapo tanteraka! Tehaka mirefodrefotr... tohiny
novalian'i ikalamako ny 31/01/2008 22:03
tslem ( 26/01/2008 15:58)
[url=http://www.dailymotion.com/video/xw601_kally_music][b][i][size=15px]kallie[/size][/i][/b] ve ilay sipa iray amin'ireto e? [/url] ... tohiny
penina ( 26/01/2008 13:13)
Mba mangataka tonony http://sitlo.blaogy.org/2008/01/26/si-fito-ny-ho-avy/ ny feony. Atao ahoana fa tsy dia mahay an'ilay fiteny avy any avaratra eh.... tohiny
meeps ( 26/01/2008 08:19)
Rap ilay izy dia i Fafah no manao ny refrain misy an'ilay hoe:"Mba ho toa anie ny teny ka hihely eny rehatra eny,..."... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0785