mangataka hira

1. papala ( 28/01/2008 12:43)
:D:D:D:D mba mangataka tonokiran'i Tarika Voninavoko ilay hoe "Zanak'Iarivo reny raha tsy fantatrao e!" de misaotra betsaka amin'izay mahay=((=((=((=((=((
Ny
novalian'i papala ny 29/01/2008 07:33
2. rabilabila ( 28/01/2008 12:59)
Raha mba mankany Iarivi any ianao
Ka mijerijery ny zava-baovao
Malimaliana aok'izany

http://www.dailymotion.com/video/x40vqe_zanakiarivo-voninavoko_music


Dia mazotoa mandika e!!
3. papala ( 29/01/2008 07:33)
:D:D:D merci beaucoup rabilabila a!:*:*:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1427