Artista sy Hira

colar ( 16/02/2008 03:48)
mba mangataka tononkiran dedesse fa tiko b daholo le hira,hisy fatsiarovana ho anzay mampiditra avy aty amiko,misaotra mialoha... tohiny
novalian'i ikalamako ny 16/02/2008 12:16
riziky ( 15/02/2008 17:05)
Mba mila ny tonin'io hira io azafady indrindra.... tohiny
novalian'i cutie ny 16/02/2008 11:40
michella ( 15/02/2008 13:22)
afaka mba omenareo ve ilay hira fascination.ofet je coné po trop le titre mais juste le ref' tena tia be azy ao fa nafeniko atrizay, de nataoko antsokosoko ilay ventsompoko.izy anefa tsy miraika zao ... tohiny
mmimi ( 15/02/2008 11:33)
slt, saika angataka ny iran'i Rija lé hoe: Tsy voavidy .....d any am refrain misy hoe: nataoko ho mafy izay voajoro... zfd e! D msôtra mélou... tohiny
novalian'i cutie ny 19/02/2008 16:43
thierrytix ( 15/02/2008 09:47)
Salama daoul e Mba mangataka kely anlé tononkiran Bessa le oe: Mivady ny fitia Misaotra betsaka... tohiny
nirhina ( 15/02/2008 06:22)
mba mangataka ny tonon'ilay hiran'i SHY'N hoe MAHATSARA ZAHO e,tsara be io hira io an... tohiny
hercule ( 14/02/2008 12:34)
Ilay hoe andao fa entiko any ianao hijery ilay tananay... tohiny
novalian'i ainaheri ny 15/02/2008 04:01
riina ( 14/02/2008 10:45)
zanak'iaarivo reny ra tsy fantatrao e!... tohiny
novalian'i ainaheri ny 15/02/2008 04:07
ari.malala ( 14/02/2008 08:30)
Nodimandry omaly teo @ faha 90taonany i Henri Salvador, mpihira frantsay nanana ny nahaizy azy. mpihiran ny Une chanson douce, Zorro est arrivé, Le lyon est mort ce soir, le travail c'est la santé. ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 15/02/2008 05:16
endrehina ( 14/02/2008 05:30)
tsy haiko le titre fa misy an'io ny tonony oe: ho tia anao fona aho n'aiza n'aiza misy ahy ... tohiny
vonisandra ( 13/02/2008 19:02)
Miarahaba e, Ho antsika izay mankafy ny tarika 'Zay dia nanokatra ity sujet ity aho. Manimanina ireo hirahira rehetra tsy ankanavaka an'ny tarika 'Zay e. Tadidinareo ve ny "nisy taratasy efa nape... tohiny
novalian'i tsikih ny 25/02/2008 10:39
MILY ( 13/02/2008 16:58)
Mba mangataka ny tonon'i "Ambiansy" hiran'i Ndondonlah sy Tahiry azafady tompoko.... tohiny
la ( 13/02/2008 11:36)
Miarahaba ny rehetra!! Mba mangataka ilay tonon'ny hira hoa "TSARA ANTOKA" an'ny Hosana Ambohijatovo Fitiavana azafady! Dia misaotra betsaka mialoha... tohiny
penina ( 13/02/2008 01:31)
Mba faritra avy aiza ity hiran'ny St Valentin ity kay? http://www.youtube.com/watch?v=AlzePk7o_Rs .... tohiny
novalian'i ni81 ny 14/02/2008 18:45
huc ( 12/02/2008 13:47)
Mba mangataka ny tononkiran'i Lyanah azafady indrindra raha azo atao tompoko. Dia manantena ny valiny mahafapoa avy aminao ny tenako ... tohiny
novalian'i xxx ny 13/02/2008 14:43
FITAH ( 12/02/2008 07:00)
Miarahaba ny namana mpiandraikitra serasera rehetra e!manao fitadiavana an'io hiran'i les adline Alpha et L'omega io za.Le izy version français no tadiaviko!ngamba ve mety azonareo ampina ny tenako @... tohiny
nanandy ( 12/02/2008 06:42)
Manao ahoana daholo , mba mangataka ny hira ' vangay lambahoany ' Tata Rahely no nihira azy taloha fa izao dia ataon'i Bakidy GAGETTE Misaotra dieny mialoha Nanandy... tohiny
challenge ( 10/02/2008 20:53)
Sao mba misy manana ianareo tonon-kiran'i Bessa ilay hoe "Ny hazazako"? Misaotra mialoha e.... tohiny
novalian'i antigone ny 10/02/2008 22:10
xxx ( 10/02/2008 08:43)
Manaona dôly zareo! mba mila an'le tononkiran'le hira iny za . Tsy aiko ny titre sy ny mpihira fa otraotran'zao le izy: Misy raha mahafalifaly akia nanomezako drala be androky ... dia tsy haiko t... tohiny
novalian'i cutie ny 11/02/2008 13:41
lazounet ( 09/02/2008 13:53)
Ity hira ity mba atolotro manokana ho anareo http://www.dailymotion.com/relevance/search/willou974/video/x18hrj_string-color-la-ficelle-sega-maloya_music mahazahoa fahafinaretana é!... tohiny
novalian'i Papoose ny 14/02/2008 04:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1272