Artista sy Hira
rainimaika
(
01/01/2008 08:17)
SAO Dé mba misy manana an'ilay hiran'i Jean Freddy hoe : Jerijery iny . Misaotra mialoha.
fisakana@hotmail.com...
tohiny
antaty
(
31/12/2007 14:36)
manaona daolo o! Mba mitady le hiran'ny VHF hoe RAIKO MALALA iny zay mba manana tena tiko b io hira io misaotra antsika rehetra ...
tohiny
tsyadino
(
30/12/2007 19:53)
mahafa po tokoa io hira io...
tohiny
novalian'i bilakarenjy ny 13/01/2008 10:38
tsikih
(
30/12/2007 17:46)
o ry reto an, SAO DE mila ticket réveillon Dondolah sy Tahiry ianareo?tsy afaka tampoka aho de mivarotra ny tickets efa novidiako, ataoko 70 euros ny 2 tickets, efa miaraka amimn'ny menu, antsoy ny ...
tohiny
novalian'i menalamba ny 30/12/2007 23:20
niryna
(
28/12/2007 18:52)
Tratry ny fety daholo isika rehetra.
Tsy fantatro aloha no hiantsoana azy amin'ny teny gasy,kareoke no hiantsona azy aty ary ny filipiana no manao azy betsaka sy ny koreana.Feon-kira fotsiny no alefa...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/12/2007 17:52
mamylalaina
(
28/12/2007 12:34)
slt ary arabaina tratry ny noely daholo e!
mitady ny tononkiran'i Benja Ralibera ilay hoe "Tsy moiva" raha misy manana. Dia misaotra mialoha ary ho tratr ny taona 2008 daholo e!...
tohiny
tsantaniaina
(
27/12/2007 13:22)
slt
inona ny vao2.joyeux noel e!
bye bye...
tohiny
novalian'i kalialie ny 22/02/2008 18:34
lemenakely
(
26/12/2007 22:24)
Maromaro ihany ireo inventaire izay nahazo ireo artiste malagasy t@ ity taona 2007 ity tao ohatra :i ZAFIHITA ,tao koa i TOTY , izao koa hita @ gazety fa lasa ihany koa i ramatoa PERLINE zanak'i RAMI...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 02/01/2008 11:27
Rambolamanana
(
26/12/2007 14:20)
Manao ahoana daholo e!
Mba mangataka an'ilay tononkira an'i Chritophe Ratrema mitondra ilay lohateny hoe:"Mihoatra lavitra"
Misaotra betsaka indrindra
...
tohiny
rherym
(
26/12/2007 07:55)
manahoana daholo. Mba mitady hiran'i Silo sy sdf le taloha reny nge za ze mba manana. Za koa afaka manome bdb . mail : gasym1@gmail.com ....
tohiny
novalian'i ermia ny 10/02/2008 16:48
dadabohn
(
25/12/2007 17:24)
Mba tena tiako io hiran'i Melky io...
tohiny
novalian'i cutie ny 26/12/2007 16:21
1342
(
25/12/2007 16:38)
hiran'ny Ampifitia...
tohiny
ywe
(
23/12/2007 14:56)
Faly miarahaba anareo tompon'andraikitra ao @ serasera forum, ny anarako dia Felana ary izaho dia mba mangataka indrindra raha mety mazava ho azy ny mahazo ny INSTRUMENTALE ny hiran'i Tarika Christoph...
tohiny
malagasymisera
(
23/12/2007 12:44)
salama e, mba mitady ilay tonon'ny fay raha misy mahalala ee, misaotra mialoha...
tohiny
laoye
(
22/12/2007 15:42)
Mpihira : Album music
lohateny; veloma ry tanana...
tohiny
novalian'i bonbongasy ny 23/12/2007 00:22
nounous
(
22/12/2007 12:05)
inona no atao hoe identification sy mot de passe amin'ny teny gasy mba valio amin' ny adresse é-mailko azafady...
tohiny
sadh
(
21/12/2007 05:24)
tononkiran'i Jeneraly io no angatahako ze manana e! tsy fantatro na io no lohateniny fa io no fahalalako azy e! misy anzao ny tonony oe: anananao tokoa niy bika , ny endrikao toprak'izany nefa kosa ma...
tohiny
novalian'i Bafota ny 27/12/2007 19:27
