Artista sy Hira
tsikilava
(
01/12/2007 07:21)
Hono ho'ah, azonareo mba omena ve ny tonon-kiran'i Jeneraly hoe"Zany vehivavy izany" azafady?
tsikilava....
tohiny
honooree
(
30/11/2007 07:46)
slt daholo eh! mba mangataka ny revianay 02 iny ze manana eh! miotra betsaka oh!...
tohiny
novalian'i belaza ny 02/12/2007 09:41
milay3
(
29/11/2007 13:42)
MANAO AHOANA EH§
MBA MANGATAKA NY TONON4IO AHO IZAY MANANA NAREO AZAFADY MERCI...
tohiny
novalian'i rabilabila ny 11/12/2007 11:52
miora17
(
29/11/2007 10:12)
slt daolo e mba andefaso hira fanao à krismasy ry reto za le mba mietsiketsika sy gospel reny izy na variete tsotra zanya de merci daolo e ...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 01/12/2007 06:26
nanandy
(
29/11/2007 07:13)
Slt,
Mba mangataka io tononkira io ze mba manana fa misy mba ilaina azy.
Manantena valiny avy amintsika.
Misaotra mialo e....
tohiny
marcocofa
(
28/11/2007 18:01)
slt,mba saika angataka ny tonokirany dillie mitondran'ireto lohanteny ireto:tsy mitana zay tsy tamana,kalesy,kilalao:lol:...
tohiny
novalian'i cutie ny 29/11/2007 16:17
shoups
(
28/11/2007 10:42)
Manao ahoana daholo!
Mangataka ny tonon'ilay hira oe 'Tia foana' an'i Bodo sy Poopy
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i shoups ny 03/12/2007 12:18
NathanScott
(
27/11/2007 23:35)
Mba ahoana no fahitanareo avy any ivelany ny RAP GASY?
Tsara v sa ahoana?
inona no hitanareo fa mila fanamboarana?
Iza no rappeur gasy tena fantatrareo?
Big UP...
tohiny
novalian'i bilakarenjy ny 10/12/2007 11:37
zanmal
(
27/11/2007 16:07)
jeneraly:
francoise
sy hafa...
tohiny
novalian'i cutie ny 27/11/2007 22:34
ravaka2007
(
27/11/2007 05:56)
Bonjour daoul e!!mba angataka an le hira an Voahirana "Tiako ianao".Dia le hira an Pooy sy Boodo farany iny kou.
Misaotra mialoha ô!!!
Veloma vetivety!! ra ba mety de alefaso @ ty mail ty: virt...
tohiny
Rakotomangafeo29
(
27/11/2007 05:34)
manakory!
Izhao aloha dia amerikana avy nipetraka tany madagasikara nabdritry ny roa taona. Nividy CD anakiray tena mahafinaritra antsiona hoe Mika sy Davis. Tsy azoko ny ankamaroan'ny zavitra t...
tohiny
novalian'i Rakotomangafeo29 ny 28/11/2007 05:44
RyAnona
(
26/11/2007 14:53)
Mbola mamerina mangataka raha mba misy manana any ho any. Misaotra mialoha...
tohiny
toky77
(
26/11/2007 08:32)
hira katolika le izy de misy hoe :ry maria o, mba tantano ny dianay; arovy re fa zanakao zahay. dia saika mba hangataka ny tonony fa tsy ao anaty fihirana hasina lay izy...
tohiny
novalian'i ttiavina ny 29/11/2007 05:42
Lisano
(
26/11/2007 07:11)
Slt dahol e , mba hangataka ny tonon'io hiran'i LOLO sy ny Tariny io raha misy e ; de misaotra (Lohateny :HO ANY MANANJARY)...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 26/11/2007 09:52
domino
(
24/11/2007 09:28)
Manao aoana daolo e!
Mba mangataka ny hiran'i Jean Freddy Tambitamby lava ze manana o!
Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i domino ny 06/12/2007 07:41
salmo1
(
24/11/2007 08:30)
Misy afaka hanazava kely ve ny fomba fitendrena an'ireto zavamaneno made in malgache ireto.
Mitovy @ fitendrena gitara iany ve:?:
;-)...
tohiny
novalian'i NathanScott ny 27/11/2007 23:51
rativo
(
23/11/2007 08:11)
mba tena tiko ery io hira io, ka ra mba misy afaka manome ahy e! misaotra tompko...
tohiny
novalian'i Bafota ny 03/12/2007 18:02
riccy
(
23/11/2007 07:30)
mitady ny tononkiran Mahaleo "rano sy vary" misy hoe izany aki ny fitia...
tohiny
sitlo
(
22/11/2007 16:33)
izaho aloha tsy dia mino hoe be mpanana fa mba anontaniako ihany.
Sao dia misy manana rap gasy eto?
takodah sy ngah be - roapolo ariary, ...
18.2 (ra-slam sy tong) - fifidianana (vaton'ny gena).....
tohiny
novalian'i xxx ny 04/12/2007 12:06
