Artista sy Hira

afranck ( 31/10/2007 13:14)
Manahoana daholo nareo, mba omeo le tonony le ikala ratsy ty izaho ra misy manana nareo. Misaotra sahady.... tohiny
novalian'i mangidy ny 17/11/2007 17:59
laings ( 31/10/2007 13:02)
Mangataka tononkiran'i Hazolahy, mitondra ny lohateny hoe Aomby. Misaotra... tohiny
ayle ( 30/10/2007 18:52)
mba tiako ra mis mandefa io merci,(l)... tohiny
ALGOS ( 30/10/2007 12:13)
Izaho mbola tsy miova an'ny Didy Alfa... tohiny
collargol ( 30/10/2007 07:57)
mba mahafinaritra io hiran ny nanahary io raha mba misy manana e ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 30/10/2007 08:38
ayle ( 29/10/2007 16:47)
slt daolo mba mangataka hira fara A.;dia misaotra mialoa ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 30/10/2007 08:43
XxxX ( 29/10/2007 14:17)
MILAY LE VAZO E !!!!! Inty misy lalam-pirenena fahadimy ambin-telopolo Izy io dia mbola lalam-pirenena saingy efa adinon'olo Raha miainga avy any Antananarivo ianao Handeha ho any Moron... tohiny
novalian'i sarobidy ny 30/10/2007 08:48
Bita ( 28/10/2007 07:44)
Raha mba misy manana ny hiran'i Rossy AOIRA. Misaota mialoha. ... tohiny
novalian'i Bita ny 31/10/2007 17:01
mivoary ( 26/10/2007 11:58)
mba hitady tonon-kira an 'i Mahaleo le hoe tena fitia... tohiny
novalian'i sarobidy ny 27/10/2007 07:32
majesty ( 26/10/2007 06:41)
sao mba misy manana ny tonon'io hira io,"Moa ny entanao ve,mila tsy ho zakanao...." Misaotra sahady:D... tohiny
novalian'i cutie ny 31/10/2007 20:58
azamanadino1 ( 25/10/2007 22:38)
izao de manoratra satria te ahazo ny tononkira ny dorajhoson mitondra lohateny hoe madio fo... tohiny
novalian'i sarobidy ny 27/10/2007 07:34
naughtyboy ( 25/10/2007 21:50)
asa ra efa renareo ty mpanakanto amerikana anisany lehibe taorinany jimmy hendrix @ taranja metal rock,mpanjakany metallic jason Becker http://it.youtube.com/watch?v=OFjQgDe_a0E# izy de anisany reo a... tohiny
florinatita ( 25/10/2007 20:16)
ho anareo zay manana tout momba an' i iary svp mba alefaso ati @tranokalatsika ifampizarana ny kanto malagasy... tohiny
rawazina ( 25/10/2007 19:23)
http://www.dailymotion.com/search/gasy/video/x3aqrm_gasy-mihatsaravelatsihy-francis-tur_fun :-D:-D:-D Mankafiza eee!!!... tohiny
novalian'i suzuki ny 14/11/2007 09:36
mercia ( 25/10/2007 19:20)
http://www.dailymotion.com/search/gasy/video/x3aqyp_voasakan-ny-polisy-francis-turbo_fun hihihihihi=))=)):-D:-D... tohiny
novalian'i richtiana ny 08/11/2007 08:22
rawazina ( 25/10/2007 13:25)
http://www.dailymotion.com/search/malagasy/video/x3aqox_vavolombelona-francis-turbo_fun :-D=))=))... tohiny
novalian'i melody ny 29/10/2007 00:05
lok ( 25/10/2007 12:27)
Raha mba azonao omena ahy ny parole n'io hira io.... tohiny
novalian'i cutie ny 26/10/2007 12:42
ravatorano ( 25/10/2007 09:24)
nohon'ny fandalovan'i Milon eto ami'ny tanana dia hiatrika ny mpankafy azy ny tarika Kazar ao ami'ny le glacier anio hariva ary hampahafantatra ilay vcd vaovan'ny tarika misy titre efatra waouuuh ! ... tohiny
cigalifantsy ( 25/10/2007 06:38)
ka araky ilay efa nolazaiko h@ omaly dia mba te-hahazo ny tononkira ny tarika Zay mitondra ny lohateny hoe:Malala hoy ry Boboo an!... tohiny
fijo ( 24/10/2007 21:17)
ary rossy ve efa tena nody sa nandalo fotsiny tany mada????... tohiny
novalian'i fijo ny 25/10/2007 22:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0635