Artista sy Hira

eisy ( 24/10/2007 13:23)
Nareo ve mety mahita ilay DVD Concert MAHALEO GALANA natao tao amin'ny Hilton, tena misy io fa tsy vazivaziko a! maintsomaintso ny JAKET-ny.Sendra teny an-tanan'olona ilay izy no voajeriko de nitady a... tohiny
novalian'i sarobidy ny 25/10/2007 10:17
sokona82 ( 23/10/2007 12:15)
bjr za re mba mangataka n parole n l hira oe si tu veux le louer any exo ra mba misy manana nareo fa ilako maika be de misotra betsaka @ fanapiny ze manana bisou... tohiny
novalian'i sarobidy ny 27/10/2007 07:30
jhari ( 23/10/2007 07:47)
Miarahaba antsika rehetra, Izaho mba mitady tonon'ilay hiran'i Groupe Mirentiony (Antsirabe) mitondra ny lohateny hoe Soa fa teo inao. ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 23/10/2007 09:45
mandrak ( 22/10/2007 17:11)
aona no fijery nareo any ty hira ty http://www.dailymotion.com/relevance/search/sniper+-+la+france/video/x1v5qi_sniper-la-france_music [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/0059.gif[/IMG]... tohiny
novalian'i cutie ny 22/10/2007 18:20
Tsikisariaka ( 22/10/2007 08:12)
Misy afaka mampifandray ahy amin'i NJAKATIANA ve ? Misaotra indrindra mialoha an !:D... tohiny
rantonyaina ( 22/10/2007 06:37)
mba mangataka tononkira azafady. lé hirain'i sitraka sy hanintsoa iny fa hiran'i voanio lé izy merci o... tohiny
novalian'i tovokely ny 02/11/2007 11:38
naughtyboy ( 21/10/2007 20:29)
http://www.dailymotion.com/video/x2uoh0_bodo-tovo-jhay-din-silo-tearano-rod_music... tohiny
novalian'i mbaliana ny 23/10/2007 08:46
ikalabota ( 20/10/2007 14:53)
(l)mba azoonareo ampidirna ve ny tonon'io hiran'ny tarika Mahaleo io... tohiny
novalian'i eisy ny 24/10/2007 13:27
RyAnona ( 20/10/2007 10:59)
Mahalala ny titre misy an'io hira io ve ianareo ary ny tonony azafady: Ela ela ela ela orera?????, Mihetsiketsika ny tamba ny ambany, mihetsiketsika boribory????? Miala tsiny fa izay no fandrenesako ... tohiny
novalian'i Bita ny 21/10/2007 10:20
bilakarenjy ( 19/10/2007 21:56)
Ho fanamafisana ny dinika nalefan'i ari-malala de nandefasan"ny namana hafatra avy any an-toerana ,ka asehoko anareo eto ,tsy misy novana sy tsy nadika koa : [b]africaine[/b] [i]:wrote today at ... tohiny
novalian'i xxx ny 28/10/2007 14:48
tslism ( 19/10/2007 19:27)
Slt, mba mila ny tononkira @ le hiran' i Johary hoe: Trio za reto a! mba andefaso e! ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 27/10/2007 07:52
ari.malala ( 19/10/2007 14:50)
Ilay hiran'i Herbert Léonard ngamba raha tsy diso za le est-ce que tu penses à moi iny azafady raha misy manana,misaotra mialoha.:)... tohiny
ari.malala ( 19/10/2007 11:40)
Nolazain'ny vaovaon'ny RDB io antoandro io fa nodimandry omaly hariva i Lucky Dube, fantatry ny maro @ filalaovana ny gadona Reggae. Voalaza moa fa nandritry ny fanafihan-jiolahy no nahafaty azy, ary ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 23/10/2007 09:50
FHABI ( 18/10/2007 19:13)
scandale de famille monikya... tohiny
novalian'i radjery ny 19/10/2007 20:22
kaleido ( 18/10/2007 13:57)
Tena nalahelo tokoa raha nandre ny fahalasanany.Tao anatin'ny fahazazàko tokoa no nandrenesako ireo hira nampalaza azy,ka ao ireo hira feno antsikana,ao koa anefa ireo izay tena mampitomany,fa tena t... tohiny
novalian'i rakaroka ny 14/12/2007 11:34
Zakakely ( 18/10/2007 05:37)
Mba mitady tonokira sy ilay hiran'i Dadah (Tarika Mahaleo) hoe Solfezy aho raha mba misy afaka manampy... tohiny
novalian'i sarobidy ny 27/10/2007 07:44
sylvana ( 17/10/2007 16:27)
Manahoana daholo ô! Miala tsiny fa tsy fantatro ny lohateny fa hira tranainy ihany izy io. Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i levany ny 31/10/2007 14:47
Nafly ( 17/10/2007 14:17)
Mba mangataka ny tononkiran'i Ninie Donia lé hoe "MALILO" raha misy manana. Dia misaotra mialoha ry namana a!... tohiny
andozo ( 17/10/2007 07:28)
salut daholo e!mba mitady an'ilay tononkiran'i rija ramanantoanina hoe raha tsy ho ahy iny fa tiako be le toniny ah... tohiny
richandre4 ( 16/10/2007 08:04)
Manahoana daholo e!!! Mba afaka aseho eo amin`ny tononkira ve ny hiran`i Rija Rasolondraibe ilay misy hoe: Vaovao mahafaly x6 No entinay ho aminareo! Misaotra mialoha de mirary soa daholo e!! Sto... tohiny
novalian'i sarobidy ny 27/10/2007 07:54
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0709