Artista sy Hira

tiavinarovana ( 03/10/2007 09:15)
ho an'i rindra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/10/2007 14:28
happiness ( 03/10/2007 06:33)
mangataka ny tonin'ny Ho malalanao an'i'Zay.Merci.... tohiny
colar ( 03/10/2007 04:29)
ra mba misy manana ny hiran njila le talo b mintsy reny d mba omeo aho fa atsiarovako ny fahazazako sy ny fahatanorako,vidiko 20eu fa tsy maninn,misaotra mialoha.santionany:nalevina,ra ho tonga aty ia... tohiny
novalian'i tixxa ny 03/09/2013 04:39
niakinana ( 02/10/2007 23:46)
milay b foana... tohiny
novalian'i sarobidy ny 11/10/2007 07:42
Fiffi ( 02/10/2007 19:23)
zah ry zareo mba mitady vidéo an'Ludger Andrianjaka sao de mba misy manana nareo ? Misaotra mialoha.....:):-*:-*... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/10/2007 14:28
richtiana ( 02/10/2007 08:50)
mba mangataka le hiran'ny AINGA le hoe TOMPO TSY FOIKO,raha mba misy mahay re de mba ataovy ato ny tonony e. misaotra mialoha.:-*... tohiny
novalian'i sarobidy ny 06/10/2007 08:20
Nivohaingo ( 02/10/2007 05:44)
Salut daholo ny namana ! Mba mila ny tonon-kiran'i Bodo ilay hoe "the regret is never before" aho fa nahita ilay natao tao @ pazzapa iny dia ohatran'ny tadidiko hoe hay tokoa moa efa nisy an'izay hira... tohiny
novalian'i sarobidy ny 06/10/2007 08:18
diamondra27 ( 01/10/2007 22:48)
Mitovy zo we?:-D:-D http://www.dailymotion.com/related/328481/video/x1e9uh_francis-film-visa_fun... tohiny
novalian'i ramack ny 12/10/2007 12:17
Nafly ( 01/10/2007 09:52)
Mba mangataka ireo izay ny tononkiran'i Rossy aho indrindra indrindra Ikalasoa sy Ity taona ity. Dia misaotra mialoha e !... tohiny
novalian'i jocker ny 12/10/2007 07:12
diamondra27 ( 01/10/2007 06:23)
saka manatody etc iza moa le mpiteny an'izay eto?:-D:-D:-D http://www.dailymotion.com/relevance/search/nanahary/video/x259hh_ny-nanahary-odoie ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/10/2007 20:33
richtiana ( 01/10/2007 05:50)
MBA MANGATAKA AN'IO HIRAN'NY AINGA IO RAHA MISY MAHAY,HIRAM-PIVAVAHANA IZY IO. MISAOTRA MIALOHA HO AN'NY MPANOME::-*... tohiny
novalian'i richtiana ny 09/10/2007 06:24
imeva ( 30/09/2007 21:22)
http://www.dailymotion.com/rajefra/video/x2ezqd_rastefa-razanampaniry lava loatra dia tsy arako :-D... tohiny
novalian'i sarobidy ny 06/10/2007 08:24
melody ( 30/09/2007 17:26)
ka raha mba miverina taona maromaro isika, mbola misy mahatadidy ve ity hira ity? http://www.dailymotion.com/mychannel/radavimelo/video/x32gxr_solika-tonga-vahiny... tohiny
novalian'i cutie ny 30/09/2007 21:46
ratonga ( 30/09/2007 09:03)
http://dailymotion.alice.it/relevance/search/RAOZIN%27NY+PARADISA/video/x2otvf_tarika-johary-raozinny-paradisa-med_music http://dailymotion.alice.it/relevance/search/raozin%27ny+paradisa/video/x1eo33... tohiny
novalian'i tsiahi ny 15/10/2007 20:42
ratonga ( 29/09/2007 23:04)
http://dailymotion.alice.it/swf/7kM88ULOKCagral0A... tohiny
novalian'i cutie ny 11/10/2007 16:55
karinah ( 29/09/2007 15:01)
Salama daholo, mba mangataka ny tonon'io hiran'i Rossy io ho an'izay afaka mahita azy. Merci!! ... tohiny
novalian'i karinah ny 01/10/2007 12:53
diamondra27 ( 29/09/2007 13:43)
Sendra mba nandalo tao @ RVG dia nahita an'ity "mivoleza ity " http://www.pcplanets.com/videos-113421-Mivoleza-Parson-Jacques.shtml# http://serasera.org/tononkira/?rub=tononkira/hira&id=2730 ... tohiny
tsinjo ( 29/09/2007 09:35)
Nandao antsika i ZAFIHITA , very olomanga iray indray ny tontolon'ny mpanakanto. Miarary fihononana feno ho an'ny fianakaviany manontolo.:(:( [b]Mandria am-pihadanana Zafihita a[/b]^:^... tohiny
novalian'i rvoulah ny 17/10/2007 14:27
kallie ( 28/09/2007 14:16)
:cry::cry::cry::cry: aôna kay zany oe Malala hiverina d anao spectacle zany? :cry: d za zany anisanle ts mahita? :cry:... tohiny
novalian'i sarobidy ny 06/10/2007 08:27
ngyahavo ( 28/09/2007 07:40)
Mba mangataka ny tonon'ny Jaiky Joby ry reto ze manana! misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i Soniamada ny 28/09/2007 19:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0622