Artista sy Hira

chincchan ( 28/09/2007 04:43)
mangataka ny hiran'ny Marion Noho ianao azafady... tohiny
novalian'i sarobidy ny 06/10/2007 08:28
marclagon ( 27/09/2007 19:19)
aiza kay ry reto no mety ahitana karaoké ggasy na site misy azy hafana mitelecharger misaotra tamin'ny fanampina... tohiny
novalian'i sarobidy ny 06/10/2007 08:30
rosia1 ( 27/09/2007 08:46)
hira mahafinaritra... tohiny
mireille ( 26/09/2007 08:48)
manao ahoana daholo o mba mitady ny tonon'ilay hiran'i Lolo sy ny tariny hoe Misy voalohany sy farany . Misaotra mialoha o. mireille.... tohiny
novalian'i mireille ny 27/09/2007 14:11
shen ( 26/09/2007 08:37)
farimamy ( 25/09/2007 22:24)
[b]Miarahaba ! afaka mahazo ny tononkira misy an'ilay hira heo : ao anaty akondro , ao an'ala kininina, ao anaty voaloboka... iny ve azafady. Misaotra[/b] :wink:... tohiny
novalian'i sarobidy ny 06/10/2007 08:33
anidi ( 25/09/2007 17:25)
ahoana no fidirana amin'ilay klipgasy fa tsy haiko intsony fa teo aho tafiditra par hasard dia tsy notazomiko ny adresse misaotra... tohiny
novalian'i hery ny 25/09/2007 17:38
rabenjap ( 25/09/2007 16:38)
Manahoana, sendra mba hangataka ilay tonon-kira i TAFITA izay mitondra ny lohateny : Mpandresy! Misaotra tompoko... tohiny
anidi ( 25/09/2007 10:16)
Mba misy manana ilay Solo hirain'ny railovy ve azafady ?... tohiny
novalian'i Soniamada ny 25/09/2007 17:26
Birantsay ( 24/09/2007 14:52)
Saika hitady hira an`i Solo : "Omeo ahy" Misaotra... tohiny
njana ( 24/09/2007 10:52)
Slt daholo! mba mangataka ny tonon'ilay hira vaovao any tarika 'zay ra misy manana "ho malalanao" ngamba ny lohateniny dia manasa anareo rehetra hijery ny spectacle andry zareo @ 07 octobre ao @ pala... tohiny
VEROKANTO ( 23/09/2007 20:37)
atolotra ho an'ny fianakaviana rehetra ao 67 ha avy aty aminy vero sy andry kevin sy océane de bonne nuit dahlo nareo ao e... tohiny
oldine ( 23/09/2007 15:27)
Noho ny fitiavana mihira na tsy mahay mihira aza dia matetika misy diso na tsy ampy ny tononkira hita ato. Izaho izany mbo mangataka hoe mba ahitsy fotsiny izy ireny raha misy tsy mety dia tsy asiana ... tohiny
novalian'i lanto ny 23/09/2007 15:40
chriss ( 23/09/2007 12:55)
Manahoana daholo, [b]Mba[/b] mangataka ny hira "Inona no antenainao" ilay amin'ny teny frantsay[b] azafady indrindra[/b] raha misy manana ianareo. [b]Misaotra tompoko[/b] [Ouff. izany no toko... tohiny
naughtyboy ( 22/09/2007 13:14)
mahavatana ahy ny mihaino jazz milamm oh.http://fr.youtube.com/watch?v=uMSPgL4v7hU ,inona kosa no hira mbo akafizinareo... tohiny
novalian'i cutie ny 23/09/2007 21:10
Ragora ( 22/09/2007 10:52)
Tsy haiko no mihira azy fa hiram-pivavahana fotsiny... tohiny
novalian'i cutie ny 22/09/2007 18:30
kalin ( 22/09/2007 06:52)
Iza no mba manana ny tononkiran'ny tarika R'zalah kay e, nijery tato za fa tsy nahita nefa tiko ny hirany.Misaotra e!... tohiny
novalian'i DODABE ny 28/09/2007 06:03
soamiangoty ( 21/09/2007 13:26)
mba mangataka hiran'i Mirado ilay milohateny hoe "lasa". misaotra... tohiny
fa65no ( 21/09/2007 12:58)
Raha mba manana ny tonon-kira an'i Henri Ratsimbazafy ilay hoe "TAIZA TAIZA INDRAY IANAO ? TAIZA NY MARINA LAZAO ... Dia mba handefaso izahay fa misy mitady azy mafy aty! ... tohiny
novalian'i Lejoba ny 08/07/2008 14:44
boli2 ( 21/09/2007 08:09)
Mba mangataka ny hiran'iVoahangy "Ianao irey" azafady. Misaotra Tompoko!... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0729