raraka ihany ny iviko @ tony bandikely misy talenta tony

1. naughtyboy ( 08/10/2007 17:43)
http://fr.youtube.com/watch?v=JP7NvDN0wuo
novalian'i melody ny 22/10/2007 20:28
2. naughtyboy ( 08/10/2007 17:50)
ary tony ny blueshttp://fr.youtube.com/watch?v=FCECIPlIUmc
3. naughtyboy ( 08/10/2007 17:58)
ny blueshttp://fr.youtube.com/watch?v=4L5HSHLQaOg
4. naughtyboy ( 08/10/2007 17:59)
http://fr.youtube.com/watch?v=4L5HSHLQaOg
5. naughtyboy ( 08/10/2007 18:36)
mbo zarazarao ze mahita hafa e misaotra meloha
6. karinah ( 08/10/2007 19:09)
naughtyboy:

http://fr.youtube.com/watch?v=JP7NvDN0wuo

naughtyboy:miala sakana anie ireny eh!:-P:-D:-D


7. Stretch ( 08/10/2007 19:50)
iza aky no manakany ry karinah ? :-P
8. naughtyboy ( 08/10/2007 19:56)
sakana in kalo e,le boiaikely aza vao 4 taona:-D
ny fahazaoko ny miala sakana de ny adolantsento
9. melody ( 09/10/2007 13:01)
ity misy
http://www.dailymotion.com/relevance/search/young+musicians/video/x1cjmc_amazing-6-year-old-guitarist_fun
10. melody ( 09/10/2007 13:20)
ary ahona ity rosiana kely ity
http://www.dailymotion.com/relevance/search/talented+childrens/video/x26xtw_vlad-krutskikh-street-magic-nahodka_family
na tsy azo aza izay lazaina, manja ilay feony sy ny mozika8)
11. naughtyboy ( 10/10/2007 12:13)
le bandikely rocker =D ary le rosiana tsy ratsy fa tsisy azoko ny teniny zay no olana
12. naughtyboy ( 10/10/2007 12:16)
ary ty sipa kely http://www.youtube.com/watch?v=Z3Z9IYClmME
13. naughtyboy ( 10/10/2007 13:27)
melody ty ihany no itako favy @ izy rehetrahttp://www.youtube.com/watch?v=sgObIx5bihQ
tsy izy taty aorina akory an:)
14. naughtyboy ( 10/10/2007 13:28)
:twisted:http://www.youtube.com/watch?v=sgObIx5bihQ
15. naughtyboy ( 10/10/2007 13:33)
jackson 5 io "I want you back"http://www.youtube.com/watch?v=sgObIx5bihQ
16. melody ( 10/10/2007 15:57)
naughtyboy: tena tsara tokoa ilay sipa kely sady tsara feo fa ilay iray manaraka tsy mety misokatra @ mozilla-ko:(
17. naughtyboy ( 10/10/2007 17:32)
ka za tsy mahavoa @ tony fampiasana server hi de-coder azy io fa indrisy fa mba jereo aza jackson 5 ao
@ youtube " I want you back" mahery le bandy kely ao:wink:
18. melody ( 10/10/2007 20:03)
tsara i Jackson 5 ka... ireto koa mbola misy, jereo ange e, tena aoka fotsiny.
http://www.dailymotion.com/bookmarks/radavimelo/video/x24weq_4-years-old-playing-golf_family
dia ity koa:
http://www.dailymotion.com/bookmarks/radavimelo/video/x2ji2s_amazing-10-years-old-pionist_events
ary ahona koa ity:
http://www.dailymotion.com/bookmarks/radavimelo/video/x1ck8f_talented-kid_extreme
mazotoa e!
19. naughtyboy ( 10/10/2007 20:42)
=D=D milay be fa tapitra atr@ ivy zao tsisy araraka tsony:-D
20. melody ( 11/10/2007 10:12)
:-D:-D:-D mbola bdab mihintsy fa rehefa tsisy ivy araraka intsony d aleo indray aloha =))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0583