Iha Avao

1. pissoa ( 08/10/2007 17:32)
Mba misy afaka manazava ve tonon'ilay Iha Avao (ataon'i Silo - http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=1631 ny tonony) fa tiako nefa tsy azoko akory :oops::oops::oops::-D

Misaotra o ! :-D
novalian'i pissoa ny 09/10/2007 11:38
2. Herimiafina ( 08/10/2007 21:27)
Iha= ianao.
Avao=ihany! :^)
3. diamondra27 ( 08/10/2007 21:46)

Maro loatra ly(akia)
'ty ampela (vhv) hanantso an'iha(anao)
ty hipoly avao(te hody)
tsy raha ahafaty an'iha
dralan'iha izao(volanao 'zao)
efa tsy itokisa (itokisana)
madaman'iha izao (madamanao 'zao)
i irery avao ro ty miisa (irery any ...)

maro loatra koa
ny paradisan'ny tany
maro koa ny fo
mamitaka eto antany
ndraiky(indraindray) hikorana (mifaly)
ndraiky hitomany
eo moa ly(ianao)
'zay ty fiaina eto an tany

molia(modia) malaky ianao aja (rangah) ty
mandiny anao iaba (miandry anao dada)
malakilaky ianao rabe ty
mandiny anao endry(miandry anao i neny)
mila anao maimaika antrano any
miambina anao
tsy raha ila hafa sasy eto an tany
fa iha avao

malakia molia (haingàna modia)
o mipoliana
malakia molia
malakia mona

ny revinao any
tsy ahavita anao akory
fa paradisan-tany
vetivety hanorisory
4. simplex ( 08/10/2007 21:50)
:D:D:D
ity kou ry Diams sy HM mba adikao a,
http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=3940

otran'ny malaza be nefa tsisy zavatra azo :oops::roll::)

merci ;-)
5. pissoa ( 08/10/2007 22:09)
Herimiafina : misaotra am'titre :-D:-D:-D

Diams, misaotra indrindra !

Hanantso ve hiantso ? :oops:

Dia ito koa mbola tsy haiko : tsy raha ila hafa sasy eto an tany :oops::-D
6. ragany ( 09/10/2007 06:29)


Tsy mila zavatra hafa intsony eto antany
7. Mandefitra ( 09/10/2007 09:22)
ty ko zao hira mafinaritra fa be tsy azo ny tonony :
Salakao raho ene
Salakao fa matahotse
Te holy, holy fa magnen-tane
Manegne, manegne ty liako omale
Salakao raho ene
Salakao fa matahotse te holy.

Itoagne anio raho ene
Itoagne anio fa matahotse
Te holy...

Misoloho ene e,
Milaly an-tanandroa
Manenga vosy aba,
Ty anake tsy mahafoe
Te holy...

Tsy mahavagny misorogoda
Ty anake mahavagne loza
Izaho malilo
Izaho malilo o
Nialy fa tsy naito
Ahao tahigne ty anigo
Izaho malilo
8. pissoa ( 09/10/2007 11:38)
Ragany : misaotra indrindra ! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1292